aza be resaka fa tonga dia tohizo

21. majakely ( 02/11/2005 06:43)
d naninn ???:roll:
22. mamzelkely ( 02/11/2005 08:28)
de nikaly..
de naka aina..`
de nanao...jeu..:-D
23. sasa ( 02/11/2005 08:54)
d nanao basket :-D
d namangy fianakaviana :-D
d nanao in kou moa fa tsy tadidiko?
24. mamzelkely ( 02/11/2005 09:16)
de nanao...inn kou re e..:-D
25. diamondra27 ( 02/11/2005 10:15)
zazakely
26. naritsimba ( 02/11/2005 10:59)
lol
27. mamzelkely ( 02/11/2005 11:34)
diamondra< marina zany:-D
28. sasa ( 02/11/2005 13:00)
d nanao kambana kay moa, ye izay njinja:-D:-D:-D
29. mamzelkely ( 02/11/2005 13:19)
kambana lahy sy vavy..:-D:-D
30. dadabe ( 02/11/2005 14:07)
mamzely sy sasa le kambana
de...:@
31. ari.malala ( 02/11/2005 14:24)
:lol::-D:^):^)
32. mamzelkely ( 02/11/2005 14:35)
dadabe< ie zay le nateraka..:-D:-D
33. dadabe ( 02/11/2005 14:57)
kanefa mamzelkely sy i sonwin ihany koa...:-w:-w:-w:@
de.....(tohizo kalou e)
34. fasaly ( 02/11/2005 16:20)
:-D de nikakakaka
8O de nivandravandra
:{ de fanimpanina:
(l) de nifankatia
:-* de hoe amby amizay
:* de farany nifampitsoda be!
35. Veloo ( 02/11/2005 18:04)
de namaky kitay
de nitoto vary
de natsaka
avadika ny resaka fa lasa zavatra hafa :roll::-D:-D:-D
36. ari.malala ( 03/11/2005 05:53)
d nahandro hanina
d masaka ny kaly
d niantso we avia fa voonona
d nikaly
d voky
d natory
37. mamzelkely ( 03/11/2005 06:44)
de ts mahazo ny tian dadabe lazaina
de manoy ny resaka..
de nimeme
de n...ts haiko tsony..:-D
38. sonwin ( 03/11/2005 10:00)
de nanonofy..
de taitra tampoka..
de niakatra..
de nidina..
de sempotra..
de..
39. ari.malala ( 03/11/2005 13:11)
d nila sekoro tany @ dokotera :-D
40. mamzelkely ( 03/11/2005 13:45)
de tonga le dokotera..
de nanao bosabosa..
de velona njay
de lasa njay...
de..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01