aza be resaka fa tonga dia tohizo

121. mamzelkely ( 22/11/2005 12:41)
mampime re nareo ka:-D:-D
122. xxx ( 22/11/2005 13:51)
ka maimbo from be anie i mifenty de sempotra zà e!!
123. dadabe ( 22/11/2005 16:44)
efa hoe aza be resaka fa tonga dia tohizo

de nangetotra i xxx
de sempotra hatramin'i mifenty
de......:-D
124. xxx ( 22/11/2005 21:07)
de sempotra koa mifenty
de niantso vonjy
de kay dadabe efa lasa niandry omby
de bomba be i xxx
de tena sempotra ny iray tanàna
de samy nihànàhàna
de hoe:iza àry izany?
:-D:-D:-D
125. sasa ( 23/11/2005 05:14)
:-D:-D:-D:-D:-D
126. Mifenty ( 23/11/2005 15:49)
hahha

ary nohanin'i xxx nga ny bà kiraroko lé.
127. xxx ( 24/11/2005 00:54)
makando be koa, iza koa ny hihinana an iny?
128. dadabe ( 24/11/2005 06:21)
:-D:-D:-D mbola vao ny bakoraro aza izany kle :-D
129. xxx ( 24/11/2005 21:05)
maika fa refa tonta!!dray dray dray!o ry mifenty a! mividiana alamo na parfum hanasorana fofona e!
de nividy alamo mifenty
de nanala fofona
de....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5398