Fiangonana nidina

81. aly ( 02/11/2005 20:07)
Fantatreo moa ny niandohan'ny réforme?
FPVM= fanavozana = fomba fijery hafa noho ny FJKm
Rha miditra lalina @ fitatanambolan'ny fiangonana ianreo di hahita ny valiny
Efa nisy trésorier FPVM na trésorier FJKM ve mba nanao fanambarana?
Marina fa finoana no fototry ny fivavahana saingy miakina amin'ny vola io
Jereo anie ny tantaran'ny Jesosy Mamonjy dia tsy ho gaga @izao fpvm sy fjkm izai ianreo
Ireto misy teny nataon'ny mpitondra FJKM sy FPVM teny latsaka tsy nampoizina:
- hoy Pasitera Randrinatoandro: Mba omeo ahy io fiara io ( Grosse voiture de luxe d'une paroissienne)
- hoy Pasitera Rasendrahasina : Ny rakitry ny diaspora mety halefa any Madagasikara.

Koa iza amin'izy roalahy no tsy tia vola? Samy tia vola sy pouvoir ireo. Mba jereo tsra anie ny vie privée'nizy roalahy dia ho tonga saina ianreo fa aza variana amin'izay ataony any ampiangonana fontsiny.
82. xxx ( 02/11/2005 21:58)
aly:
Koa iza amin'izy roalahy no tsy tia vola? Samy tia vola sy pouvoir ireo.
Ny mpitondra firenena sy fivavahana rehetra eto Madagasikara mihitsy io. FFKM, TIKO JEHOVA, APOKALIPSY, TIM, MON AMI, RAVALOMANANA DES SAINTS DERNIER JOURS, 3N, sy ny sisa rehetra

aly:
Marina fa finoana no fototry ny fivavahana saingy miakina amin'ny vola io

"Ny fitiavambola no fototry ny ratsy :twisted: rehetra"
83. Veloo ( 02/11/2005 22:14)
ie marina zany an:twisted:
84. jentilisa ( 03/11/2005 06:42)
Injay ary fa ny fiangonana manontolo no afa-baraka!
85. estine ( 03/11/2005 06:42)
mba ataovy valiany lala Rasendrahasina hoe nataony aiza ny 15.000.000.000 fmg hananganana université FJKM ao @gilping 4 ans lasa izay:?::idea::!: financement avy @
BM& FMI io vola io
-io antony io no maha resabola anity fanidina FPVM ary maha petsapetsa sady Tomponantoka @ 'zao raharaha izao.
Mihariary tsinona izao ny "HALATRA NATAO",manoloana ny 3 ans de mahatsangana fiangonana @7.000.000.000 fmg ny olona ,izay niala teo @FJKM ,noho izay asio satria tsy tanty ny hoe "L'ELEVE A DEPASSE LE MAITRE".......:idea::?:
86. jentilisa ( 03/11/2005 08:01)
Ampamoaka marina! tsy mbola fantatro indray izany an!
87. sonwin ( 03/11/2005 09:45)
mahaliana mamaky azy ka...
88. sonwin ( 03/11/2005 15:03)
kobo eto daholo ny lamba maloto tetsy sy teroa zany:)
89. yonikafopl ( 03/11/2005 19:48)
ataon'ny jiolahy ho toby fierena ny tranon'Atra marina mafy raha izany :evil:
90. aly ( 03/11/2005 20:44)
Henoy ilay hiran'i Besa hoe : Vol'ô aiza moa ny fetra
Andramo kely anie è hoe foanana ny rakitra raha hahita pasitera eo intsony ianareo. Ny katolika manana fidirambola hafa fa tsy miakina be amin'izay rakitra sy voady izany.
Sa ahoana?
91. sonwin ( 03/11/2005 20:48)
92. jentilisa ( 04/11/2005 06:11)
Ny rakitra tsy ifanerena fa izay manome ampifaliana no sitrak'Andriamanitra.
Andramo anie hoe tsy omena karama ny mpiasa fa tsy hisy mpiasa intsony eto ambonin'ny tany e!
natao andoavana ny fandaniana rehetra ny rakitra fa tsy hoe entina hamalifaliana ny pasitera.
Andramo anie hoe aza aloa ny hofatranonao fa voaroaka avy hatrany ianao sady toriany nefa tena asa be ve no nanaovany io trano io?
Izay ilay vola rainy a!
Tsy maintsy ilaina ny vola fa ny hanompoana azy na ny entina ampanompoana azy no anjaran'ny tsirairay kosa!
93. diamondra27 ( 04/11/2005 14:06)
ny ahy aloha raha vao manery ahy de efa tsy izy zay amiko fa normalement ny fanompoanan'Atra de libre fa tsy misy terena.Naheno manko za fa le FPVM de manery oe ampahafolo de misy ny rituels madinidinika. Alors que nous sommes plus sous la loi de l'ancien testament fa efa nilatsaka ny ràn'i Kristy ho antsika mpanota ( na inona vitanao na inona)tsy ankifidy ary GRATUIT izany, tsy vidimbola.Ka raha akatona ny Fpvm de mandray anjara ny fanjakana fa na aty europe aza de mandrara io secte io araka izay azony atao
94. yonikafopl ( 04/11/2005 16:01)
diamondra :roll::?::?::?:
95. sonwin ( 04/11/2005 16:19)
8)mitohy ny dinika....ka raha atao marina moa ilay ampahafolon-karena iny dia lasan'iza? dia raha tsy feno ny ampahafolo ve no omena dia bedy zareo?
96. jefra ( 05/11/2005 12:30)
sonwin>> Arakaraky ny habetsahan'ny atolotra hono (hono ho'aho an!) no mampirotsaka ny fahasoavana midina ao aminao. Ka ny tena filamatra aza dia omenao daholo ny fanananao rehetra, afa tsy izay kely ilainao hahazoana fananana vaovao harotsaka @ manaraka.
Ka raha lasa 4mi moa ny sasany noho ny fahalalahan-tanana be loatra dia efa voasoratra hoe:"Sambatra izay mahantra, sambatra izay mijaly..."

Tena lalina ilay resaka e!
97. dinika ( 08/11/2005 02:48)
diamondra27:

ny ahy aloha raha vao manery ahy de efa tsy izy zay amiko fa normalement ny fanompoanan'Atra de libre fa tsy misy terena.Naheno manko za fa le FPVM de manery oe ampahafolo de misy ny rituels madinidinika. Alors que nous sommes plus sous la loi de l'ancien testament fa efa nilatsaka ny ràn'i Kristy ho antsika mpanota ( na inona vitanao na inona)tsy ankifidy ary GRATUIT izany, tsy vidimbola.Ka raha akatona ny Fpvm de mandray anjara ny fanjakana fa na aty europe aza de mandrara io secte io araka izay azony atao


Diniho tsara aloha vao miteny, ary aza mampiely zavatra tsy marina sy tsy voaporofo fa manjary vavolombelona mandainga. Tsy misy fifohazana any Madagasikara (Ankaramalaza, Farihimena, Soatanana ary Manolotrony) manao 10% sy rituelle izany, ary FPVM dia zanaky ny Fifohazana Manolotrony. Sahinao ny manonona ny ran'i Kristy, fa toa tsy fantatrao ny hasarobidiny,sy ny zavatra takiany mba ho mendrika ho diovin'izany ra izany.


98. estine ( 08/11/2005 08:37)
ny tokony asiam-panazvana angaha dia ny hoe FJKM('zay tsy asiko teny fa mazava @nareo) fa ity farany FPVM NO AZAVAIKO KELY
Ny hoe Fiangonana,mazava iny
V :VAOVAO = FIFOHAZANA,fa ny ts nanaovana azy hoe fifohazana direct de ts de zakan'ny olona rht ny éthique fifohazana ,ary ts lasa protestanta koa le eglise ;zany hoe sous entendu @ vaovao ny hoe fifohazana
ny sisa de hainareo
'zany hoe misy fitaka kely ve 'zany ao ry landri:?::idea::!:
99. jentilisa ( 08/11/2005 09:04)
Tsy hoe voavao dia voatery hoe fifohazana kosa angamba. Mety hoe noho ilay iray lasa mifikitra amin'ny fanao izay toy ny tsianjery fotsiny dia nametrka ny vaovao izy. Ny vaovao midika hoe miasa tsara na azo ampiasaina tsara...mbola madio tsy misy pentin'ny zavatra mety handoto avy hatrany.

Manaraka izany dia fanontaniana tany @ fanjihitra mihitsy ny hoe ianareo fpvm hono manao ampahafolony? Dia novalian'ilay mpitandrina hoe tsy misy izany fa ny olona mahatsiaro ny fahasoavana mirotsaka aminy no manao be araka izay tratrany...
100. aly ( 08/11/2005 18:48)
Koa raha izany ary dia jereo tsra anie ireo olona manao voady. Ao ny madrotsaka kely ao ny mandrotsaka be ary henoy tsra ny commentaire-ny pastera momba ny voady.Ireo voady sasany direct fiangonana, ny sasany direct pastera.Dia aiza ny transparence comptable amin'izany? Ndeha hanao pastera raha iazny amin'izao andro sarotra izao fa toa mirapporte be ila y izay rehefa mahay mitoriteny sy mahay commentaire nofy???
Sady mety ho lasa bras droit president de la république ??? L'avenir est dans l'église venez-à-moi et je voous donne le royaume!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1023