Fiangonana nidina

121. jefra ( 16/11/2005 10:30)
Raha izay izany no fandehany dia te hanipika, izay nandroso ny resaka, fa sady lasa fitaovana politika ny fiangonana, no feno kajy politika izay miseho.

Izaho mba nieritreritra hoe hi-reagir ny FFKM (na dia efa ao ampaosin'ilay olona iray izay aza), na hoe hanome ny heviny ny mpikambana ao tsy FJKM, fa toa mbola lavitra be i Paoly.
122. vetsoko ( 25/12/2005 09:26)
marina daholo izany rehetra izany fa izao re ny ara-dalana e! raha misy korontana@ fitandremana iray dia io no alamina sy andraisana fepetra fa tsy ny foibe na ny fpvm manerana ny nosy no akatona,absurdité sy abus de pouvoir, toy ny olàna t@ fjkm hatrizay ohatra isotry fitiavana tsy nakatona akory ny fjkm foibe,saingy nakatona hoa ny fpvm satria hafa ny antony sy ny tanjon'ny fjkm: VALIFATY,vola ary indrindra politika,ny tena mampalahelo dia tsy impartiel ny fitondrana (anticonstitutionnel io) mais bon satria hoa hafa ny tanjona sady tsy maintsy tanteraka anie le hoe ho alàn'izao tontolo izao ianareo nohon'ny anarako ary tsy maintsy henjehina,koa aiza no misy anao ,mivavaka sa hanenjika,ny mahazo tombony eto dia ny henjehina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773