sarin'inona?

1. Nickovy ( 23/10/2005 20:05)
Andray marina! Gaga be aho indray andro nahita tami'ny Jeune Afrique Intelligence fa ny dikan'ny Homosexual amin'ny teny gasy hono dia "SARIMBAVY" Dia mba marina ve izany? Dia ahoana ilay hoe "SARINDAHY" sy "PELAKA"?
novalian'i lapino ny 18/11/2005 15:51
2. cutie ( 23/10/2005 20:32)
anontanio ry zareo lol
3. Nickovy ( 23/10/2005 20:47)
ka tsy mahita moyen hanontaniana azy aho ka i lol koo!
4. cutie ( 23/10/2005 20:52)
oujy fa nahona no tsy mahita
enao aza efa mopera koa lol
5. akamatiana ( 23/10/2005 21:39)
:-D:-D:-D:-D
6. cutie ( 23/10/2005 21:44)
akamatiana :-D
7. akamatiana ( 23/10/2005 21:56)
mampme nareou lol:-D:-D
8. Herimiafina ( 23/10/2005 22:01)
Anjayiii, :-D:-D:-D:-D
9. fasaly ( 24/10/2005 06:11)
ka lay homo ve tsy ilay samy mitovy sex(e) miaraka na lahy na vavy e!
10. akamatiana ( 24/10/2005 06:23)
zah tsy mahalala :-w
11. hery ( 24/10/2005 07:13)
Tsy misy teny ilazana ny hoe homosexuel tokoa amin'ny teny malagasy.
sarindahy sy sarimbavy no niantsoana azy ary somary teny fanarabiana ihany satria ny vehivavy atao hoe sarindahy dia vehivavy te ho lehilahy... mety hoe finiavana ivelany fotsiny. Ny homosexuel kosa anefa raha vehivavy dia vehivavy manana ny toetra anaty lehilahy mihitsy ka tsy te hipetraka intsony amin'izay maha lehilahy azy izay. Ny endrika ivelany dia ambiny fotsiny.
Manana namana homo betsaka aho. Olona mitovy amin'ny tsy homo ihany izy ireny, manana sentiment, manana alahelo, manana fitiavana ary indrindra indrindra manana ny maha olona azy.
Aza gaga raha indray andro any miteny tampoka aminao ny zanakao hoe "Dada (na mama), izaho Homo"
12. mamzelkely ( 24/10/2005 08:04)
fasaly zay mits anie wa e.. ny homo ts midika we "même" donc zany mitia olona de "même sex" miala tsiny alo a... de sarottra be ny mandika zany am teny gasy...

za ko ry hery de manana namana homo betsaka fa sentiment mitovy amin ny an hétéro ihany no eprouver njy zareo amin olo-tiny a.. tena marina mits ny anao...:)
13. kiali ( 24/10/2005 08:17)
ka na sarindahy na saribavy olombelona mitovy daholo ihany!!
14. mamzelkely ( 24/10/2005 08:49)
zay anie waaa e..:)
15. mandrindra ( 24/10/2005 10:22)
sarindahy, sarimbavy !! sariny fotsiny fa tsy tena izy e. Tsy mahadika ny homosexualité an'ny olona iray io teny io fa manambara ny fihetsika sy toebatana hita ivelany fotsiny.
16. ari.malala ( 24/10/2005 11:03)
tsy haiko alo ry zareo fa za tsy mi acepter anreny a... efa lhl na vhv no nanamboaran'Atra ny tena v d hisary adala hitady ny tsy hoazo mandrakizay? asa alo e...
17. mamzelkely ( 24/10/2005 11:30)
ka zay ky le choix-ny a... hitanjy njainjay le izy mampite hiteny we c qlq chose de naturel nefa sarotra be ny milaza anzay satri ts naturel le izy nefa de sentiment ao aminy ao le izy ary tena gravy be mits...
18. mandrindra ( 24/10/2005 12:52)
ari.malala, tsy natiora ao amin'ny olona ve ny hikatsaka mandrakariva ny tsy takatra, na vola, na fananana, na fahaizana na nofy ihany aza ?
19. ravakamalala ( 24/10/2005 13:17)
Hoy i Hery :
Aza gaga raha indray andro any miteny tampoka aminao ny zanakao hoe "Dada (na mama), izaho Homo"


zay mihitsy ilay fihetsika hitako hoe tsy mety : "aza gaga", nahoana no tsy ho gaga? ampahafantarina azy dieny voalohany hoe tsy normal ireny olona ireny.
za aloha tena mifona fa tsy mankasitraka an io toe javatra iray io aho e!

tsy handeha hanompa azy eny andalana aloha aho, fa raha ny hevitro no hanontaniana dia hoy aho hoe: "non n'est pas!!"
20. mandrindra ( 24/10/2005 15:24)
fa inona ary ny normal amin'i ravakamalala?
Ohatra : misy fifidianana ao amin'ny fokotany iray dia i Y nahazo 90% dia i Z nahazo 10%. Dia midika ve izany hoe tsy nrmal daholo izay olona nifidy an'i Z?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3688