sarin'inona?

21. Herimiafina ( 24/10/2005 16:09)
Bonne fa tohizo.(l)
22. hesham ( 24/10/2005 16:19)
mandrindra:

fa inona ary ny normal amin'i ravakamalala?
Ohatra : misy fifidianana ao amin'ny fokotany iray dia i Y nahazo 90% dia i Z nahazo 10%. Dia midika ve izany hoe tsy nrmal daholo izay olona nifidy an'i Z?



Tiko be ny ohatranao hihihihi
23. Herimiafina ( 24/10/2005 16:38)
I mandrindra sa le ohatra nampiasainy no tinao? hehe:-D
24. Veloo ( 24/10/2005 17:48)
oy i hery oe:
Tsy misy teny ilazana ny hoe homosexuel tokoa amin'ny teny malagasy

Ie marina izany satria ny gasy tsy mba nisy an'izany mihitsy, tena simba mihitsy ny ankehitriny kle...
25. ravakamalala ( 24/10/2005 18:05)
Mandrindra > ny atao hoe normal dia izay araka ny "norme" misy, na lé hoe "principe".

tsy maintsy asiana an io ny fiainana satria raha samy hanao izay danin ny kibony dia mikorontana. ka ny lhl samy lhl na vhv samy vhv miaraka dia tsy fanao.

rehefa tsy fanao dia tsy fanao.
26. Herimiafina ( 24/10/2005 18:10)
Hono hoa, fa maninona kay no misy an'izany e, zah zao nefa kiriko be na manao biz bandy aza de nefa misy mahavita manao retraretra amina bandy mintsy. (l)
27. ravakamalala ( 24/10/2005 18:20)
tena tiako ianao herimiafina a!(l)(l)(l)(l)
aza tia lhl zany mits fa za mbola eto!!
tsy handiso fanantenana anao mits aho fa ataoko daholo zay tianao fa aza tia lehilahy zany, tsara fa tohizo(l):wink::-D
28. Herimiafina ( 24/10/2005 18:33)
Fa aziza no misy an'i toi io fa tena te ho any tampoka teo njay zah mahita anlé fo menamena kely miparitaka ato klé, hehehehe:-D:-D
29. ravakamalala ( 24/10/2005 20:37)
za anie be fitiavana be fa tsisy mpitia e!:snif:
30. scorpion ( 24/10/2005 20:42)
31. Herimiafina ( 24/10/2005 20:51)
Zah zany inona fotsiny ry ravakamalala, enao an, hehe(l)(l)
32. Veloo ( 24/10/2005 21:20)
ravaka ntsooooooooo avy ary e :-*:-*:-*
33. Herimiafina ( 24/10/2005 21:21)
Ny fitia tsy ambaratelo, tsy ambaratelo, tsy atoroko tsy alazalazako anao....hehehehe:-D
34. ravakamalala ( 25/10/2005 07:40)
Veloo > =(( tena io mits akia za fa soa ihany ndry fa eo! :-*

Herimiafina > ka eeeee zany izy hoe tsy ambaratelo :-$
35. ari.malala ( 25/10/2005 07:50)
mandrindra, za anie dakor we natiora ao anatin'ny ol ny mikatsaka ny tsy hoazo fa na zany aza tsy normal kosa le enao v lhl d hitia lehilahy toy ny fitiavan avehivavy? beurrkkkkkkkk! fona mi ntsy kle!ny normal d ny manaraka izay efa napetrak'Andriamanitra we lhl sy vhv no mivady d zay, fa efa zy no nanaovany azy hatr@ voalohany...
36. ravakamalala ( 25/10/2005 07:54)
ari.malala> Sarotra be mihitsy ny miady hevitra amin io zavatra iray io satria efa matanjaka ny argument zareo, ny antsika koa hentitra, fa ny fahendrena fotsiny dia tazomy ny hevitra ary ampahafantaro ny tsy mahalala fa tsy fomba anie zany !!:-*
37. mamzelkely ( 25/10/2005 08:32)
le izy anie ts tokony tonga de haratsina fotsiny e... tokony miezaka mi comprendre tsika fa ts fidiny ho azy ny lasa homo satri c'est un sentiment comme tt autre ihany le izy...
38. ravakamalala ( 25/10/2005 09:03)
tena mifona a mamzelkely fa tsy afaka ny hi comprendre ny homo aho a!
39. mamzelkely ( 25/10/2005 09:07)
eny e, samy manna ny heviny ny olona rht alo e.. ts afaka hiforcer za...:)
40. mandrindra ( 25/10/2005 09:16)
ari.malala, azo atao tsara mihitsy ny misafidy ny tsy ho homosexuel, fa ny manositosika sy manondro molotra no tsy mety.
tsara le lazain'i mamzelkely hoe tokony hi comprendre azy, fa tsy voatery. Raha miresaka aminy dia tafa tsotra, sahala amin'ny miresaka amin'ny olona rehetra. Fa tsy hoe voatery hoe resaka sexa na homosexualité no resahina aminy. Fa raha ianao kosa no tonga dia manao blocage hoe tsy hiresaka amin'io aho, na halako io satraia homo dia izay indray zavatra hafa.
norma hoy i ravakamalala, tena marina izany fa tokony arahina satria fenitry ny fiainana. Fa ny norma koa mivoatra anie. Resaka fitiavana ihany no angalana ohatra. Taloha dia tsy norma ny mifampitantana eny andalambe indrindra fa ny mifanoroka. Ankehitriny dia be ny manao izany. Tamin'ny voalohany dia be ny mpitorabato, dia nitondra nankaizy ny mpanondro molotra anefa izany?
hesham, misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3637