sarin'inona?

61. Herimiafina ( 25/10/2005 20:47)
Raha lelahy enao nefa de tiko tsisy condition. hehe:-D
62. Veloo ( 25/10/2005 20:53)
dain ko ty hery mahita ahy fanina eo mandana tiavo zoro oy i pitchou :-D:-D:-D:-D
63. Herimiafina ( 25/10/2005 20:59)
Raha tia anah nefa enao de tokony nanaiky hivadika lehilahy, hehehehehe:-D:-D:-D
64. xxx ( 25/10/2005 21:02)
io ilay raha kay:-D
sw
65. Herimiafina ( 25/10/2005 21:05)
Ary leity kou tsy masaky akoury, tedaviko eo ny IP an'i toi de toriko fitiavana be fadiranovana ao i toi ry xxx an. Love kambony e. Love(l)
66. ari.malala ( 26/10/2005 06:18)
mandrindra, sarotra b e...mbola mila ezaka manokana avy amiko angamba ny hi comprendre an'reny ol reny, za d'habitude miezaka hi comprendre ny ol fôna fa iny resaka 1 iny tena tsy no acceptern'ny saiko mintsy ary efa miezaka mandresy lahatr ahy foana moa ianao sy mamzelkely d tsy haiko... hatr@zao alo tsy mbola manaiky ny saiko...
67. ari.malala ( 26/10/2005 06:20)
mandrindra, sarotra b e...mbola mila ezaka manokana avy amiko angamba ny hi comprendre an'reny ol reny, za d'habitude miezaka hi comprendre ny ol fôna fa iny resaka 1 iny tena tsy no acceptern'ny saiko mintsy ary efa miezaka mandresy lahatr ahy foana moa ianao sy mamzelkely d tsy haiko... hatr@zao alo tsy mbola manaiky ny saiko...
68. Herimiafina ( 26/10/2005 06:39)
ari.malala, raha tsy tinao ry zareo de ndana mitady homo bedabe de resao de hitanao ny tokony ho hataonao. okay, love(l)
69. ari.malala ( 26/10/2005 09:49)
herimiafina, efa novaliako ianao @ le dinika 1 d averiko fa tsy ho tafaresaka @ zareo mitns za kle!!
70. mamzelkely ( 26/10/2005 12:03)
andao njyry ari.malala hiaraka amiko de presenter-ko amin namako homo fa tsara fanahy ry zareo..andao haingana..
71. Herimiafina ( 26/10/2005 15:10)
ari.malala:

herimiafina, efa novaliako ianao @ le dinika 1 d averiko fa tsy ho tafaresaka @ zareo mitns za kle!!


Enao nefa izao tafaresaka amiko, de ahoana?:-D:-D:-D:-D
72. diamondra27 ( 27/10/2005 15:14)
za kou lou miombonkevitra @ herimiafina e!

rehefa namany de tena namany fa saingy saropiaro ny sasany an!
73. Herimiafina ( 27/10/2005 15:20)
Ny homo otsanah tsy mikaoty olona tsy homo otsanareo zany re e, aza matahotra.
Fa zah zao hoa mitady sipa vevavy njay e. hehehe:-D:-D
74. diamondra27 ( 28/10/2005 12:21)
namaly teto aho fa tsy nivoaka t@ ity panne technique ny modérateur fa averiko indray

ny homo de olona tahaka ahy sy enao saingy ny mahasamy hafa azy de izy tia olontiana mitovy sexe aminy ary ny sexe opposé aminy de tena namany tokoa ary ananany confiance raha ohatra ka ça fait partie de son amie enao. Manaraka ny voalazany Herimiafina aho
75. Herimiafina ( 01/11/2005 00:53)
Za nefany sady pelaka no lesbany, cassés, lol, hehe:-D:-D
76. dadabe ( 01/11/2005 08:00)
zah aza tsy kopy le resaka kou !!:@
77. ravakamalala ( 01/11/2005 14:08)
Tsy azoko mihitsy ilay hoe tsara fanahy ny homo! tsy ny homo irery ry reto no tsara fanahy fa aza itadiavana excuse izy a! misy ifandraisany ve ireo, rah atsy homo ntsony izy dia mety tsy ho tsara fanahy? izay no tambiny?

dadabe>:-D
78. dadabe ( 01/11/2005 14:52)
ravakamalala>:^):^)
79. Veloo ( 01/11/2005 22:47)
ravaka a ie marina ny anjy=D=D
80. dadabe ( 02/11/2005 05:57)
veloo>(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2936