sarin'inona?

41. ravakamalala ( 25/10/2005 10:16)
mandrindra > za angamba tokony teraka tamin ny andron ny Ntaolo e! ohatrna lé norma taloha mihitsy ny a no tiako. tsy tiako ny andro sy rivotra hiainantsika am zao fotoana zao fa so ihany aho fa manana anareo ato am serasera.:-*
42. mandrindra ( 25/10/2005 15:21)
ravakamalala, tsy misy hoe tokony ho teraka tamin'ny andro inona na andro inona fa izao no fahalalahana, dia ny fahazahoana maneho sy miaro ny hevitry ny tena.:-*
43. ravakamalala ( 25/10/2005 16:09)
Ka tsy tiako ilay fahalalahana izany fa lasa baranahina e! nefa moa indrisy fa tsy zay tiako no atao, fa dia nanontaniana aloha ny hevitro dia io ambarako io , ary mbola averika fa za tsy manaiky an ilay homo. oouupps
44. Herimiafina ( 25/10/2005 16:12)
Ravakamalala: marina fa tsy afaka mi-accepter le maha-homosexuel anlé olona isika, ary tsy mifanaraka amin'ny maha-kristianina zany raha kristianina ianao.

Saingy heloka be hoa antsika ihany koa raha manao exclusion sociale isika, manvakavaka ireo olona homosexuel.
45. ravakamalala ( 25/10/2005 16:16)
Herimiafina > Inona marina ilay hoe manavaka?
mi différencier azy ve? ry zareo anie ka hafa e! tsy mitovy amin olona izy, na aleo atao hoe ny fomba fanaony.

sa manavaka hoe manilika? anilika azy aiza moa za fa ampahafantariko azy fotsiny fa tsy manaiky ny zavatra ataony aho ary araky ny heriko rehetra dia ezahiko averina amin ny lalana tokony ho izy izy.
46. Herimiafina ( 25/10/2005 16:28)
Ravaka: izay ahay izao de tena mahafinaritra ny hevitrao.

Omeko ohatra ianao, tamin'izaho kilasy de seconde de nisy sipa niara-nianatra taminay makorelina izy, de fantatry ny ankizy rehetra de hiatahan'ny ankizy. Tsy manana namana izy.

De olana be ao ampianarana satria tsy mety misy miara-mipetraka aminy ankoatranah sy izay bandy iray izay angambany.

De izay izao de exclusion sociale tanteraka mihintsy raha tsy misokatra hoa azy ireo kosa ny saintsika.

47. ravakamalala ( 25/10/2005 16:51)
miezaka manzava fotsiny aho fa tsy mi justifier an! misy ny exclusion sociale satria efa voafaritra hatram voalohany hoe izao no mety sy tsy mety eto anivon ny fiaraha monina, ary conventionnel izy io izany hoe niaraha nandinika sy noekena, ka maninona kosa moa raha efa notenenina izao hoe tsy mety anie izany dia terena fotsiny tampotampoka eo hoe mety? Satria alalahana ny saina? alalahana hatraiza kay?
48. Herimiafina ( 25/10/2005 17:19)
Zah ry Ravaka chérie tsy mba tia an'ity fanalalahana ity an, tsy tena le hoe fanalalahana fa le fanalalahana diso trop loatra de lasa mivoana.

Tsy ny saina no alalahana fa isika no manantona, manontany dia miezaka mamantatra ny tsy fantatsika sy ny tsy tintsika.

Raha anontaniana anie ny ankamaroan'ireo ankizy miataka le akama makorelina io de tsy fantany akory hoe maninona izy no miataka e, mety hoe satria ny ankizy rehetra miataka de miataka koa izaho.
49. Veloo ( 25/10/2005 17:20)
oy i ari.malala oe:
mandrindra, za anie dakor we natiora ao anatin'ny ol ny mikatsaka ny tsy hoazo fa na zany aza tsy normal kosa le enao v lhl d hitia lehilahy toy ny fitiavan avehivavy? beurrkkkkkkkk! fona mi ntsy kle!ny normal d ny manaraka izay efa napetrak'Andriamanitra we lhl sy vhv no mivady d zay, fa efa zy no nanaovany azy hatr@ voalohany...

Satria fisainana madio no nomen'Andriamanitra atsika ka normal retsy raha misaina otran'io njy a. Miezaka i Satana mba hanimba an'ilay fisainana madio izay nomen'Andriamanitra. :-*
50. Herimiafina ( 25/10/2005 17:25)
De inona ary hono no aroson'i Veloo mba hiadivana amin'izay asan'i satana izay?
51. Veloo ( 25/10/2005 17:28)
Hery a ny fivavahana, sy ny famakiana ny baiboly lesy a ny fanakekezana an'Atra no fomba ahafahan-tsika miady an'i Satana:wink:
52. Herimiafina ( 25/10/2005 17:43)
Ie, zah tsy mandà an'izay fa tokony hampianarina hitia vevavy kou ry zalahy na ho tia lehilahy ry zavavy.

Maro ny homo no manambady normale mba hialana amin,ny vavan'ny fiaraha-monina izay masiaka be.
53. Veloo ( 25/10/2005 17:45)
ie marina izany ka mila ampirisihana re zareo tsy hiverina ny fanaony taloha ka eo ilay "cling" tsy mety manova ny fiainan-dry zareo anie e...:wink:
54. Herimiafina ( 25/10/2005 17:50)
Enao ve raha ohatra ka manoroka vevavy eo amin,ny molotra tsy mba kivy sy kiriko be?

De le homo koa nefa ohatr'izay ihany.
55. Veloo ( 25/10/2005 18:22)
ny maha samy hafa anie ry hery ny an-drizareo tsy zavatra inne e naomboarina ny saina mba tsy ho tia :P:P
56. Herimiafina ( 25/10/2005 18:24)
Tena amoureux be otsanao kou nefa izy ireny, tena misy fihetsempo tsy namboarina fa tena aavy any amin'ny fo sy saina.
57. Veloo ( 25/10/2005 18:27)
hery a njy angaha homo retsy ?:-D:-D:-D
58. Herimiafina ( 25/10/2005 18:29)
Ie, fa ahoana? Ianao ngah lelahy?
59. Veloo ( 25/10/2005 20:28)
o ry kala hery a za kosa tsy hanao sarin-dahy kle :roll::roll::roll:
60. pitchou ( 25/10/2005 20:39)
misari-zoro ndray an!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0969