sarin'inona?

81. Herimiafina ( 02/11/2005 06:49)
ravakamalala:

Tsy azoko mihitsy ilay hoe tsara fanahy ny homo! tsy ny homo irery ry reto no tsara fanahy fa aza itadiavana excuse izy a! misy ifandraisany ve ireo, rah atsy homo ntsony izy dia mety tsy ho tsara fanahy? izay no tambiny?

dadabe>:-D


Ny exclus social rehetra dia tsara fanahy daholo raha mampiresaka azy ianao.
Ny aminty tonga any amin'ny tanin'ny fotsy voalohany ohatra dia miezaka misokatra ka manao tsara fanahy mba ho accepté.
82. mamzelkely ( 02/11/2005 07:51)
le izy hitenenana fotsiny hoe olona mitovy amin rht ihany le homo e.. :manana fo sy saina ary fanahy:)
83. dadabe ( 02/11/2005 14:03)
:-w:-w hummm fa saingy rehefa manao vao samy hafa :-w:@
84. zakony ( 02/11/2005 17:34)
mandinika ireny olona ireny aho dia izao kosa ny ahy ny mba fandinihako azy, raha tsy tianareo ny teniko ariana fa aza ny tenako :-D
ireny fisehoanjavatra ireny dia karazana anomalie ihany, tsy fidiny ho an'ny olona ny ho daltonien ohatra, na teraka tsy ampy ratsambatana. Eto ny olana no miseho, raha teraka hono ianao ka tsy malemy ny tongotrao dia malahelo anao ny olona, manao izay fomba hanampiana anao, fa raha teraka kosa ianao ka homo, dia fanavakavahana sy fankahalana no azonao.
Ny tokony atao dia ny fitsaboana ho an'ireny olona ireny. Ry zareo koa mety handa ary hilaza fa izy no tena normaly be (toy ny olona rehetra adala milaza ho hendry io an), aleo ry zareo hitadiavana hevitra hanasitranana azy.
izay no hevitro:roll:
85. Veloo ( 02/11/2005 19:22)
dadabe :-D:-D:-D:-D loza retsy ko
86. mamzelkely ( 03/11/2005 06:34)
dadabe< zay alo e... fa naizany aza zany angaha hitan'ny be sy ny maro e..:-D
87. Veloo ( 04/11/2005 20:53)
88. lapino ( 18/11/2005 15:51)
Veloo:

oy i hery oe:
Tsy misy teny ilazana ny hoe homosexuel tokoa amin'ny teny malagasy

Ie marina izany satria ny gasy tsy mba nisy an'izany mihitsy, tena simba mihitsy ny ankehitriny kle...


Fa ny gasy nisy sarin'omby :-D:-D
Misy fitenenana gasy manko hoe "Tratra am-body omby"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1218