fanontaniana nanitikitika

81. Herimiafina ( 18/10/2005 02:51)
Hehehehe, tsisy ambara ngah zato vadin'olona mitsiriritra anah, :-D:-D:-D:-D
82. hesham ( 18/10/2005 03:01)
Inona koa no tsiriritiko amina soratra :-D:-D:-D:-D
83. Herimiafina ( 18/10/2005 03:04)
Le mpanoratra azy kah, hehehehehe :-D:-D:-D
Tratrako enao omaly nijery ny mombamomba anah tao, nisy soratra be tamin'ny maraina hoe "nijery ny mombamomba anao i hesham", hehehehehe, tena rava mintsy enao kah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
84. hesham ( 18/10/2005 03:15)
:-@:-@:-@:-@ tsy nijery ary tsy te hijery ny mombamomba anao mintsy , tsy azoko antsaina mintsy fa ianao zao no mety nijery ny mombamomba ahy tany . kirie be hihihihi :-D:-D:-D
85. Herimiafina ( 18/10/2005 03:17)
De maninona nefa, sao mety misy sarinao mandendeha ao hahitako le fahanteranao, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
86. hesham ( 18/10/2005 03:31)
Io fa te hijery ny sariko njai , tsy ahita akory .:-D:-D:-D:-D:-D
87. Herimiafina ( 18/10/2005 03:32)
lainga kambony fa tsra foana enao de zah mikaoty be sy tara be aminao mihintsy de rava sy potika de lasa adala de aterina any Anjanamasina de tsy tinao. hehehehe:-D:-D:-D
88. hesham ( 18/10/2005 03:34)
:-D:-D:-D:-D efa any mintsy ianao io e , any anjanamasina zay mintsy le tsy mety itiavako anao kay :-D:-D:-D:-D:-D
89. Herimiafina ( 18/10/2005 03:39)
Ie, ato amin'ny biraon'ilay direktera n'ny fonjan'ny adala zah io amin'izao hiresahako aminao izao. hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
90. hesham ( 18/10/2005 03:40)
Everiko fa any @ morgue . :-D:-D:-D:-D
91. Herimiafina ( 18/10/2005 03:48)
Ngah refa adala de tsy afaka mianatra, zah zao manao medecine ato.

Za ne adala fa tsy hoe tsy manantsaina tsy akory e, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
92. hesham ( 18/10/2005 03:53)
Mety tsisy saina mintsy ianao ka . Everiko fa any @ suzy ange ianao teo eee:-D:-D:-D
93. xxx ( 18/10/2005 08:00)
boubounezy:

sady l'amour n'a pas d'âge aky a!

oay, nareo vehivavy mihitsy no mora malazo mialoha fa mba jereo ihany ilay iarahana e! Sao lery mbola mijihina be mbola afaka mi-kôty sipakely 20 ans na lazainareo fa efa baina aza ny lehilahy 45 ans de eo nareo no raisina :-D


vale:

xxx> tena mba tsy mety ange izany toe-tsainao izany é!
d raha tsy fidiny an'ilay vhv ny manan-janaka nefa tsy manambady izy (ohatra nilaozan'ilay lhl na vadiny)d tsy mba natao hanana masoandro mihiratra mihintsy izany izy! mba raiso @ tenanao we raha enao moa no vhv ka sendran'izany d aona? raha mba misy olona tia an'azy izany d hoe ratsy io vhv io fa efa manan-janaka! aoka anefa ho fantatrao fa ny fanahy ihany koa no maha olona fa na vhv virjina na
efa niteraka izay tsara loha ihany no ady eo!!!








ny exeption tsy maintsy misy fôna eo @ fiainana. fa eritrereto hoe ny zanakao lahimatoa na ny anadahinao izay mbola tsy nanam-bady mihitsy no haka sipa efa maro anaka de ho ekenao ve e? na ianao io aza ve tsy halahelo?
94. Herimiafina ( 18/10/2005 20:50)
Arakaraky ny olona, ny fiaraha-monina misy azy io ry xxx, ny kiltiorany izany.
Dia arakarak'ilay olona sy ny attitude-ny amin'ilay société misy azy koa.
95. hesham ( 19/10/2005 01:53)
Ny resaka sy ny vavan`ny fianakaviana dia tsy maintsy mandeha na efa niteraka ilay sipa na mbola .Io an miankina aminareo 2 ihany rehefa mifankatia nareo dia mifankatiava ny manodidina dia tsy itsahatra ny mitsikera na iza na iza entinao eo:-D.
96. Herimiafina ( 19/10/2005 03:47)
He, ary toa hendry be tampoka, hehehehe hhehehe:-D:-D:-D:-D
97. xxx ( 19/10/2005 12:26)
ny fiaraha-monina mety manorina na mampihozongozona ny fitiavana satria izy 2 tsy mahavita tena fa tsy maintsy miaina eo anatrehan'ny fiaraha-monina...mazàva be fa ao anatin'izany koa ny fianakaviana. tsy izay tiana ho atao ihany akory no atao eto @ ity fiainana ity fa ilaina ny milefitra eo anatrehan'ny fiaraha-monia
98. hesham ( 19/10/2005 16:47)
Herimiafina:

He, ary toa hendry be tampoka, hehehehe hhehehe:-D:-D:-D:-D


Afama misary adala za refa sendra adala ka .Otrizany koa za refa misy hendry . Te hianatra ny fombako ??:-D:-D:-D:-D:-D:-D
99. chipie1 ( 19/10/2005 16:59)
o ry xxx a ! ny zavatra vitambady nge hono tsy vitankavana e ? dia hanambady ny fiarahamonina sy ny fianakaviana zany ve ilay oul ?:lol:
100. hesham ( 19/10/2005 17:15)
Asany aky ry chipie1 . Ahazo aretina any fa :lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3477