fanontaniana nanitikitika

41. hesham ( 17/10/2005 18:05)
mignone , fita wa aki kou :/
42. cutie ( 17/10/2005 18:21)
aleo hangina alou :oops:
43. Veloo ( 17/10/2005 18:32)
cutie :-D:-D:-D
44. cutie ( 17/10/2005 18:35)
veloo :-D
45. Herimiafina ( 17/10/2005 18:39)
eeeeeh, sambatra ihany zah selibatera tony klé, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
46. akamatiana ( 17/10/2005 18:41)
hesham ,tsy meme anjy nge zah fa meme tany vaky e:-D:-D:-D
47. cutie ( 17/10/2005 18:42)
akamatiana :-D
48. akamatiana ( 17/10/2005 18:46)
otsan'i cutie kou :-D:-D:-D:-*
49. cutie ( 17/10/2005 18:49)
akamatiana, mitovy ve ?? :-D:-*:-*:-*
50. Veloo ( 17/10/2005 19:09)
akam, cutie inn ary zao? :-D:-D:-D
51. vale ( 17/10/2005 20:35)
zefalah> f'angaha moa raha manan-janaka le vhv de hoe tsy nanaja tena na hoe tsy mihaja!??? andray kosa ty enao é!!! Kanefa izao raha ny lhl no efa manan-janaka de tsy dia misy mikritika loatra!!!!!
52. boubounezy ( 17/10/2005 21:00)
sady l'amour n'a pas d'âge aky a!


vale:

xxx> tena mba tsy mety ange izany toe-tsainao izany é!
d raha tsy fidiny an'ilay vhv ny manan-janaka nefa tsy manambady izy (ohatra nilaozan'ilay lhl na vadiny)d tsy mba natao hanana masoandro mihiratra mihintsy izany izy! mba raiso @ tenanao we raha enao moa no vhv ka sendran'izany d aona? raha mba misy olona tia an'azy izany d hoe ratsy io vhv io fa efa manan-janaka! aoka anefa ho fantatrao fa ny fanahy ihany koa no maha olona fa na vhv virjina na
efa niteraka izay tsara loha ihany no ady eo!!!





53. cutie ( 17/10/2005 23:24)
veloo, mampitovy zahay ka :*
54. hesham ( 17/10/2005 23:52)
zefalah , ka ny vadiko zao maty le niterahako 2 dia hoe tsy nanaja tena ve za .:-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina ( 18/10/2005 00:22)
Manambadiza de fadio ny sipa otsan-dry hesham tony, tsy tia jazz, mihiboka antrano de mirevy akama mpiara-miasa, tss hehehehehe
56. hesham ( 18/10/2005 00:35)
Oujjyyyyy , avy hiarahiasa amiko koa sady ianao efa te hirevy ana .:-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 18/10/2005 00:36)
hehehehehe, tsy aleo le revy mintsy no ataoko lahasa an, hehehehehe:-D
58. hesham ( 18/10/2005 00:41)
Mbay tany fa tsy ilaiko tampoka, analanao ny tsy fazahoanao vevavy revena hatrizay eo za .:-D:-D:-D
59. Herimiafina ( 18/10/2005 00:43)
Eeeeeh, de hoe mampifilafila ve? Izao ngah zany vao hainao, eeeeh :-D:-D:-D:-D
60. hesham ( 18/10/2005 00:46)
Hampifila ve za tsy mba amina bandy favifavy otran`ny le ana ato .:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4423