fanontaniana nanitikitika

101. Herimiafina ( 19/10/2005 21:25)
Jereo ihany ny fiaraha-monina e, raha samy hanao ze tiany mantsy de aleoko miboridana be mandeha miasa, hehehe:-D:-D:-D:-D
102. cocorie ( 20/10/2005 07:35)
Leo be zay mamaky an'i Herimiafina sy Hesham
103. xxx ( 20/10/2005 14:03)
Herimiafina:

Jereo ihany ny fiaraha-monina e, raha samy hanao ze tiany mantsy de aleoko miboridana be mandeha miasa, hehehe:-D:-D:-D:-D



marina izany, tsy hiadina hevitra mihitsy
104. dadabe ( 20/10/2005 15:49)
zah tsy manakambara saria zah tsy mbola sendra de.......:@:@
105. mumu ( 21/10/2005 09:16)
Herimiafina:

Jereo ihany ny fiaraha-monina e, raha samy hanao ze tiany mantsy de aleoko miboridana be mandeha miasa, hehehe:-D:-D:-D:-D


de zay tian'ny fiaraha-monina iany zany no atao?
106. lilbon ( 21/10/2005 12:21)
^kay le zany ve ry hesham!
ary aleo zany za tonga de hikotrana refa ampiakarinjoko an !
ampiakarina firy eme ciel alou za e! sao de tsingidina avy eny ambony be eny hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2521