fanontaniana nanitikitika
61. Herimiafina
(
18/10/2005 00:51)
Enao ve sady efa ratsy no mbola hampifila ihany, tssss, perta be ileiry, aiza moa no tsy mody mivoaka handeha hijery jazz foana, hehehehe :-D:-D:-D:-D
62. hesham
(
18/10/2005 01:04)
Betsaka aloha ny sipa manja any fa za no nalainy mariage eeeee .Refa leo lesy za de teneniko ihany ianao an .
63. Herimiafina
(
18/10/2005 01:07)
Laingako kambony izany fa enao manja be e, sady favy be fa mahay miresaka be, aiza injay no hisy sipa favy otsan'izany? :-@
65. Herimiafina
(
18/10/2005 01:18)
Zah koa matoky an'ileiry kah, zany bandy tia jazz zany manana gout zany, de izay le indice nahafahako naminavina ny endrikao.
hehehehehe:-D:-D:-D
hehehehehe:-D:-D:-D
68. hesham
(
18/10/2005 01:31)
Mba falifaly re za , za ary refa masika halanao kou:-D:-D:-D:-D:-D efa samy halanao ihany dia aleo mimeme .:-D:-D:-D
71. Herimiafina
(
18/10/2005 01:42)
Ie, sady mahafinaritra be le mahita anao mialaala resaka manao ambadika be foana, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
72. hesham
(
18/10/2005 01:48)
Nefa za tsy mety rangitra fa au contraire mahazo aina be . Inona ny resaka nialako teo , ambadiky ny inn .:-D:-D:-D
73. Herimiafina
(
18/10/2005 01:50)
Tara amiko angamba enao ty, de avilanao fona ny resako, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
74. hesham
(
18/10/2005 01:57)
Ie le resakao mikoty ahy aviliko fona satria za efa manambady mahafapo ahy tsara fa tsy mila hafa tsony .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
75. Herimiafina
(
18/10/2005 01:59)
Ngah zany mila tenenina, misy problem ao aminareo ao matoa ianao miteny an'izany, fantatra foana anie ny mpanambony morale e, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
76. hesham
(
18/10/2005 02:13)
Moral anao anga ambany faladia .Iza ndray herimiafina niteny anao tao fa misy problem ny fanambadiko , eeeeee.Miseho mahay nefa tsy mahay akory :-@:-@:-@
77. Herimiafina
(
18/10/2005 02:15)
Ngah kou zany mila fahaizana, na zaza T1 an'ny amin'ny EPP aza mety mahatakatra an'izany, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
Lainga kambony ry hesham kely an.
Lainga kambony ry hesham kely an.