fanontaniana nanitikitika
21. hesham
(
17/10/2005 11:43)
Hono wa ry xxx , ary raha ohatra ka efa baina be ilay rangahy ataontsika hoe 45 ans nefa tsy mety niteraka nefa nahazaka sipa 28 ans ohatra 2 anaka na 3 anaka . Mifankatia izy 2 dia ho olana be ve io zao aminao .
22. xxx
(
17/10/2005 11:44)
ary ilay fomba fiteniny i xxx izany manao tsinotsinona vehivavy ?, efa mba 2005 zao mba miova faza terisaina be tahakizao !!:-D
23. hesham
(
17/10/2005 11:48)
xxx:
ary ilay fomba fiteniny i xxx izany manao tsinotsinona vehivavy ?, efa mba 2005 zao mba miova faza terisaina be tahakizao !!:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D ilay xxx iza aloha e .
24. lilbon
(
17/10/2005 12:10)
tss maninn io klou na miteraka 3 aza e !
refa reveko de ampiako 3 njay !hihihi
6 zany :lol::lol::lol::-D:-D:-D
refa reveko de ampiako 3 njay !hihihi
6 zany :lol::lol::lol::-D:-D:-D
25. xxx
(
17/10/2005 12:13)
xxx:
ary ilay fomba fiteniny i xxx izany manao tsinotsinona vehivavy ?, efa mba 2005 zao mba miova faza terisaina be tahakizao !!:-D
Aleo hazava ny resaka fa zah tsy hoe manao tsinontsinona ny vehivavy fa mametraka ny lahy sy ny vavy ho @ anjara-toerany avy. Azonao? ny vavy no natao ho alaina ary ny lahy no natao ho mpapaka-bady. Raha mifanohitra @ ireo de manalasala ihany. Sa iza @ nareo vehivavy ireo aza no efa nangataka lehilahy e? atsangano ny tanàna:-D Ny lehilahy izany no tompon'ny teny farany hoe hampakatra an'iry sipa iry ho vady aho na tsia.
26. xxx
(
17/10/2005 12:18)
hesham:
Hono wa ry xxx , ary raha ohatra ka efa baina be ilay rangahy ataontsika hoe 45 ans nefa tsy mety niteraka nefa nahazaka sipa 28 ans ohatra 2 anaka na 3 anaka . Mifankatia izy 2 dia ho olana be ve io zao aminao .
Ahitsiko kely, lehilahy 45 ans izany tsy mbola baina izany mihitsy:-D.Raha vehivavy 45 ans izy no efa soara be:-D:-D:-D Ary zah mahafantatra fa betsaka ny lehilahy eo @ 45 ans eo vao manambady indrindra ireo intellectuel. tsy haiko ny antony fa de izay...De izay ilay nolazaiko hoe safidiny io rehefa tonga de te hioty vokatra avy hatrany ve izy, azy ny azy. Fa mbola mahazaka na sipa kely 20ans aza angeh izany bandy 45 ans izany e! tandremo fa ny lehilahy jeune fôna an!
27. ari.malala
(
17/10/2005 13:10)
tsotra fotsiny: ny lehilahy no natao hampaka-bady, tompon'ny teny farany indrindra aloha ny any @ntsika...raha tsy hoe bandy entina @ sangany angah, tsy mijoro @ maha izy azy. De haka ihany ve ry zalahy de efa mibaby no ho alaina a? angah de tsy misy hafa mihitsy?
zay le teneniko we ze tiany ihany io! inona nefa ny olanao na efa mibaby aza no tiany ka!! raisiko @ cas ko zao, za efa niteraka, nefa mbola misy ary tsy vitsy ny olona miteny ahy hoe hiaraka aminy...
Ny vehivavy angeh kofehy manara-panjaitra e! (azafady fa fiteny gasy io an!!!!)
Zany hoe raha ianao zany d tsy afaka hanana ny teny farany min tsy ny vhv ao an-tokantrano fa ny lhl foana? nga tsika zao mbola any @ andro fahagola? na fiteny aza io d efa tsy zany tsony ny fiainana fa efa nivoatra!
28. lilbon
(
17/10/2005 13:14)
way leee ! za izao vao nahita vehivavy saika hampiakatra an'le lelahy an !:-D:-D
fa efa tena mivoatra izao ny fisainana!
za mahita fa tsy de koi koa alou e!
tsy maninn fa le vevavy injay no manome vodiondry ! hihihi

29. nikopol
(
17/10/2005 13:58)
xxx voalohany azoko tsara e! za alaina vady aza fa za zao libre juska decembre
30. xxx
(
17/10/2005 14:01)
ari.malala:
tsotra fotsiny: ny lehilahy no natao hampaka-bady, tompon'ny teny farany indrindra aloha ny any @ntsika...raha tsy hoe bandy entina @ sangany angah, tsy mijoro @ maha izy azy. De haka ihany ve ry zalahy de efa mibaby no ho alaina a? angah de tsy misy hafa mihitsy?
zay le teneniko we ze tiany ihany io! inona nefa ny olanao na efa mibaby aza no tiany ka!! raisiko @ cas ko zao, za efa niteraka, nefa mbola misy ary tsy vitsy ny olona miteny ahy hoe hiaraka aminy...
tsy misy olana amiko mihitsy tompoko saingy izao: tena hadalan'izay lehilahy manao an'izany, tena tondroiko ho adala mihitsy. Vehivavy be dia be manerana ny tany ireo miandry ho ampakarina ve de tsy mahita mihitsy? De izay ilay nolazaiko tery ambony hoe, safidy io, safidiny sy hadalàn'ilay lehilahy izany ka!
Ny vehivavy angeh kofehy manara-panjaitra e! (azafady fa fiteny gasy io an!!!!)
Zany hoe raha ianao zany d tsy afaka hanana ny teny farany min tsy ny vhv ao an-tokantrano fa ny lhl foana? nga tsika zao mbola any @ andro fahagola? na fiteny aza io d efa tsy zany tsony ny fiainana fa efa nivoatra!
31. xxx
(
17/10/2005 14:04)
lilbon:
way leee ! za izao vao nahita vehivavy saika hampiakatra an'le lelahy an !:-D:-D
fa efa tena mivoatra izao ny fisainana!
za mahita fa tsy de koi koa alou e!
tsy maninn fa le vevavy injay no manome vodiondry ! hihihi
yé mivoatra miazakazaka mankany ankady daholo. tena marina io
33. hesham
(
17/10/2005 14:13)
Za zao hampiakatra an`i lilbon atsy ho atsy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. vale
(
17/10/2005 15:49)
xxx> tena mba tsy mety ange izany toe-tsainao izany é!
d raha tsy fidiny an'ilay vhv ny manan-janaka nefa tsy manambady izy (ohatra nilaozan'ilay lhl na vadiny)d tsy mba natao hanana masoandro mihiratra mihintsy izany izy! mba raiso @ tenanao we raha enao moa no vhv ka sendran'izany d aona? raha mba misy olona tia an'azy izany d hoe ratsy io vhv io fa efa manan-janaka! aoka anefa ho fantatrao fa ny fanahy ihany koa no maha olona fa na vhv virjina na
efa niteraka izay tsara loha ihany no ady eo!!!

36. hesham
(
17/10/2005 15:58)
Za zao efa niteraka 2 nefa ny vadiko tsy mbola dia mifankatia be zay ary tiny be ny zanako . La vie est belle :-D:-D:-D:-D:-D
38. zefalah
(
17/10/2005 17:36)
2005 sika zao..ze ataonareo mety doly..apafiriny efa vita e...na niteraka 39 aza le sipa..refa mifankatia @ lay bandy de vadiny..kanefa,tandremo.
tsy ny lhl rehetra no ratranao anao an'zany.
ra za alo de tsia...tsia...na niteraka ray aza enao d'efa tsy tiako..amiko zany fanambadiana zany dia ambaratonga ny fiainako ka ilaiko feno fanajana tanteraka..fa @ sasany le fanambadiana ,fandrina de vita..tsy mitovy ny lhl..r..za fera za fera a

40. mignone
(
17/10/2005 18:02)
angaha aminy zefa ilay izy tsy fanajana ? amiko raha mifankatia (na ilay lehilahy no efa niteraka na ilay vehivavy dia mitovy ) izay no zavadehibe