teny gasy
62. Herimiafina
(
17/10/2005 13:23)
Eeeeh, mionona be ny fahitako ano izany an, f'angaha ry tonaka de ratsy be mahintsiny izy ao an, hehehehehe:-D
64. hesham
(
17/10/2005 13:28)
Tsy hoe mionona fa mahampy ahy tsara ny ahy ary tsy mila ny ngodanao(beuuurrrkkkk).:-D:-D:-D:-D:-D:-D
65. Herimiafina
(
17/10/2005 13:31)
Eeeeeeeh, mionona mafy mihintsy izy zany sady nitsotra hoe kely le zavatra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
67. hesham
(
17/10/2005 13:41)
akamatiana , adalain`i herimiafina ato ange tsika eee:-D:-D:-D:-D:-D:-D
68. akamatiana
(
17/10/2005 13:44)
:-D:-D:-D hihiihh kay mou otsan'zany le manadala , de otsatsika sy njy le voadala ????=))=))
71. hesham
(
17/10/2005 13:53)
Azavaiko anji ve ny resaka zanji . Tian`i herimiafina za saingy efa manambady dia ny vadiko in1 tady alainy .:-D:-D:-D:-D
74. vale
(
17/10/2005 14:51)
menakely> tena mandreraka tokoa ny mahita an'ilay hoe mpivady samy malagasy de le zaza tsy itenenana teny gasy, mety resaka complexe angamba na mbola voazanaka ara-tsaina !!!