teny gasy

21. Herimiafina ( 17/10/2005 01:57)
hehehehehee, hehehehe, eisy e ry hesham, inn mba fototenin'izany hesham izany? :-D:-D:-D:-D
22. hesham ( 17/10/2005 02:00)
Ka tsy za anie no nanao ity sujet ity e .:-D:-D
23. Herimiafina ( 17/10/2005 02:02)
Eny ary e, n'empeche ke nisy bandy natsoina hoe Saadi Hesham zay niara-nianatra taminay taty heheehehhee, marocana innocent be zay. hehehehe:-D:-D
24. hesham ( 17/10/2005 02:04)
innocent be doli kay ny manana an`io anarana io raha zany .
25. Herimiafina ( 17/10/2005 02:10)
Le tiako tenenina amilé innocent ne de zao e. Njay anjo zay zah tany amin'i nedala de nampihenoiny hira marocana, de gaga be izy hoe tsy fantatro le mpihira kanefa hono malaza be, hehehehehehe

Kay mpihira malaza any ambanivohitra any amin'ny misy andry takaka tany de heveriny fa fantatry ny olona , hehehehe:-D:-D:-D
26. hesham ( 17/10/2005 02:12)
heheheheheh ka ny ahy indray ilay innocent teneniko dia mbola zazakely 3 ans lery .:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 17/10/2005 02:15)
Enao ngah innocente? Enao io ve, enao aza efa nahalala lahi otsanah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. hesham ( 17/10/2005 02:19)
Ps ko fotsiny io re ry herimifina an .Ie lery aloha efa mahay manavaka lahy sy vavy e .
29. Herimiafina ( 17/10/2005 02:22)
hay avahana injay, za zany te hanavaka vevay be otsanao, hehehehehhe:-D:-D:-D:-D
30. hesham ( 17/10/2005 02:31)
Fa maninn za no tinao avahana . :-D:-D
31. Herimiafina ( 17/10/2005 02:34)
Ka zay le fiteninao azy kou, manavaka lahy sy vavy, hehehehehe za aloha tsy manavaka lahy e, aleko vavy ihany fa zay no nanaovana ahy, hehehehe:-D:-D
32. hesham ( 17/10/2005 02:44)
Avahana atao inona aloha le vavy e .:-D:-D
33. Herimiafina ( 17/10/2005 02:52)
Inona avy no azo anavahana azy?:-D:-D:-D:-D
34. hesham ( 17/10/2005 02:55)
Ka ny fanontaniko ary tsy valinao hoe avahana atao inona le vevavy dia valiko ny fanontaninao .:-D:-D
35. Herimiafina ( 17/10/2005 02:57)
Ka fomban'ny jiosy io ataoko io kah, mametraka fanontaniana aloha mba hanalavana le fotoana hieritreretana le valiny. hehehehe, voan'ny maha-jiosy ahy enao marina ry arabo kely marocana hesham , heheheheh:-D:-D:-D:-D
36. hesham ( 17/10/2005 02:59)
mahita tenenina mintsy hihihihi:-D:-D
37. Herimiafina ( 17/10/2005 03:03)
Ka le fanontaninao sarobahana be kou, za tsinona tsy mahalala vavy, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
38. Fanja1 ( 17/10/2005 07:18)
niova be ilay resaka , an'i hermiafina sy hesam ny sehatra :lol:
39. akamatiana ( 17/10/2005 07:30)
reo mpanaboulisatsa resaka nge , injinja fa Herimiafina :-D:-D:-D:-P
40. chipie1 ( 17/10/2005 07:37)
grave mahintsiny io !:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2488