teny gasy
1. facri
(
16/10/2005 21:47)
Fa angaha moa tsy teny gasy no antony hidirana ato @namana serasera!Tsy be kizitina akory fa rehefa mamaky ny ankamaroan'ny ny hafatra mantsy dia mialtsiny ny rehetra fa hoe tsy zatra manoratra teny gasy fa teny vazaha foana ,ka raha samy hiteny izany ny rehetra dia ahoana?Izaho hiteny tsy zatra manoratra teny gasy ianao koa torak'izany dia inona fotsiny ny hanaovana ity pejy amin'ny teny gasy ity raha izany !! TSIKY DIA AMPY lol....
répondu par Herimiafina le 25/10/2005 21:00
4. hesham
(
17/10/2005 01:06)
Raha tsy afangaro kely teny vaza anie le resaka indraindray otran`ny tsy matsiro .
5. Herimiafina
(
17/10/2005 01:07)
Eeeeh, tokony nafangaronao teny vazaha kely ny teninao, hehehhehehe :-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina
(
17/10/2005 01:14)
Jereo ty exempla ity: "raha tsy melanger na teny Français kely anie le discusssion indraindray tsy intéressant succulent e"
13. Herimiafina
(
17/10/2005 01:39)
Tena bonne mihintsy zany caractèere nao izany fa continue e. hehehehehe
17. Herimiafina
(
17/10/2005 01:45)
Hehehehehe, mitenena amin'izay malagasy mazava tsara e. hehehehehhee :-D:-D:-D
19. Herimiafina
(
17/10/2005 01:49)
Inn fototenin'izany Fakri zany? hehehehehe, François Christian ve? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D