teny gasy

41. akamatiana ( 17/10/2005 07:48)
kay njy kou maharaka , f'hita waa ô:-D:-D
42. estine ( 17/10/2005 08:02)
bonjour daôly nareo cause raha tsy remise en question' le resaky hery njay njo ry 'ty le en ce qui conserne le teny vary @ anana et oui =))=))
43. akamatiana ( 17/10/2005 08:10)
=))=))=))=))
44. naritsimba ( 17/10/2005 09:49)
Io fitenenana teny gasy madio io no tanjona ato e,
mankasitraka ilay nametraka fanontaniana.
Tokony tsy hisy mihitsy ato fresahana @ teny vahiny nefa atao ahoana moa fa "Valalan'amboa ny teny Malagasy ka na ny malagasy aza tsy mampiasa azy akory"
mba tonga saina ihany e!
45. facri ( 17/10/2005 10:33)
naritsimba ,mankasitraka anao aho ary tohizo foana satria ny fanajan-tsika ny teny gasy no hamptombo lanja azy hatrany..
Fa ny namana etsy ambony indray aloha tsy mialona nareo aho fa haiko ny hanihany fataonareo,miangavy fotsiny aho aza hovaina ilay votoaton'ilay taranja ...Ny facri indray aloha anarana izy io ,fa hatao ahoana moa fa efa vita ny anarana vao nisaina ny tompony ko :-D
Ny mba faniriako fotsiny izao anie ,isika gasy mba mila miresaka teny gasy foana,mba vakio anie io tenin'i Naritsimba io e,dia ho hainao avy eo ny lanjan'ny tenin-tsika ...Isika mba misy teny ihany ve dia andeha hiteny ny anolon-kafa ato..
veloma
46. facri ( 17/10/2005 10:39)

47. facri ( 17/10/2005 10:42)

48. hesham ( 17/10/2005 11:14)
facri an , tsy manda ny teninao anie izaho e , marina dia marina tokoa , tsy manadala anao koa izaho sanatria fa mba miresaka ary ialako tsiny raha manohina kely momba ilay anarana .Aza entimpo moa e kony an .:):):)
49. menakely ( 17/10/2005 11:24)
marina raha tsy gaga ny mpiaramiasa mahita ahy miomehy irery mamaky ity sujet iray ity.
Za aloha mba miombokevitra @ facri sy naritsimba;
jereo nareo tsara fa maro mpivahiny na dia mbola zazakely vao mianatra miteny aza dia efa miteny @ fiteniny 1 zay vao francais(indien,tavaratra,mintybe sns...)nefa tsika gasy sasany dia mpivady samy gasy zao dia tsy mba miteny gasy @ zanany de mazava ho azy ilay zaza tsy mahay miteny gasy.
mampalahelo aloha ilay izy fa izay zany ko!
50. hesham ( 17/10/2005 11:34)
menakely ireny kosa aloha efa trop e , ilay gasy samy gasy nefa ny zanany tsy mahay teny gasy .Nefa hitako misy miteratera mintsy fa tsy mahay teny gasy ny zanany .
Inona moa miteratera @ malagasy ofisialy :-D:-D
51. Herimiafina ( 17/10/2005 12:58)
Eeeeeh sy e ry Kamaradiko isany, marina mafy moa an. Tsara ny teny gasy kah, zah mpiaro ny teny gasy tsy ho simba, ny teny vazaha dia ampiasaiko refa manompa zah na mananihany satria mandratra maso sy sofina be le teny gasy.
52. akamatiana ( 17/10/2005 12:58)
:-D:-D:-D mampme nareo marina ! ka mbô tiny ho vazah nefa gasy ny zananay kou :-D:-D:-D
53. hesham ( 17/10/2005 13:01)
Inona moa hoy aho ny dikan`ny miteratera @ fiteny malagasy ofisialy .Herimiafina aaaaa
54. Herimiafina ( 17/10/2005 13:04)
akamatiana:

:-D:-D:-D mampme nareo marina ! ka mbô tiny ho vazah nefa gasy ny zananay kou :-D:-D:-D

Iza njay no asian'i toi amin'izany? Ngo de menakely, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina ( 17/10/2005 13:05)
hesham, miteratera = manao kobaka ambava maniry amin'ny tany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
56. hesham ( 17/10/2005 13:07)
Kobaka ambava ve ny andikana azy , miezesta anie le tiko tenenina @ le hoe miteratera e fa tsy mandainga sa ... tsy haiko .:-P:-P
57. Herimiafina ( 17/10/2005 13:11)
Le mizesta de mipoerapoera zany hoe mampidera be ny kely ananana izay mbola hesorina aminy, hehehehe:-D:-D
58. hesham ( 17/10/2005 13:13)
ai , misaotra anao nampidera be ny kely anananao:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
59. Herimiafina ( 17/10/2005 13:16)
Ny ahy ngoda kah, hehehehe, sady tsy laninao njay alina, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
60. hesham ( 17/10/2005 13:21)
Za anga nanontany na ngoda na kely , sady tsy te ihinana koa za satria vao avy nikaly maraina .:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4405