teny gasy

161. Veloo ( 20/10/2005 16:56)
:roll:
162. akamatiana ( 20/10/2005 18:13)
:lol:
163. Veloo ( 20/10/2005 19:00)
164. facri ( 20/10/2005 19:28)
hay,mazava amiko amin'izay ka,namaky indray aho mantsy,:lol::lol::lol::lol::-D:-D:-D
165. Veloo ( 21/10/2005 14:29)
:-)
166. Herimiafina ( 21/10/2005 16:31)
Gina daholo eo antrehan'ny herimiafinako, hehehhe:-D:-D
167. Veloo ( 21/10/2005 17:11)
:roll::roll::roll: zany dia tena mampoka tena tsisy otran'izany :roll::roll:
168. Herimiafina ( 21/10/2005 17:35)
Mila mankasitraka ny tenantsika isika fa raha tsy izany dia asian'ny olona, hitsakitsahiny, mba ampokay kou ze anao ry Veloo.:}
169. Veloo ( 21/10/2005 19:05)
heri a mandoka tena no tiko lazaina lety a :-D
170. Herimiafina ( 21/10/2005 20:28)
Mba dokafy kou ny tenan'i toi fa manjary tsy tiko tsony. Ny tenanano aza ve tsy revenao de fomba ahoana no hireveko azy? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
171. hesham ( 22/10/2005 01:02)
Herimiafina:

Gina daholo eo antrehan'ny herimiafinako, hehehhe:-D:-D



Ie miafina mintsy satria misy tsy mazava .:-D:-D:-D:-D
172. Herimiafina ( 22/10/2005 02:54)
Tsy hoe tsy mazava fa tsy takatry ny sainao, feno ara-nofo be loatra de tsy mahita ati-panahy tsotry, hehehehe:-D:-D:-D:-D
173. Veloo ( 24/10/2005 17:52)
za nga otranao no tia mandoka tena zavatra tsy tiko indrindra izany :roll::roll::roll:
174. Herimiafina ( 24/10/2005 17:59)
tsy mampanaelo be ve ny tananao zany ry Veloo, aza tiavina nge izy e, aza ampiakanjoina, fa hitanao tsara.(l)
175. Veloo ( 25/10/2005 17:23)
hery a zavatra samy hafa izany lety a... envers la societe ny iray envers toi-meme. Envers la societe je ne ferai jamais cela je ne me montrerai a personne qui je suis. C'est mon prob.:-D:-D
176. Herimiafina ( 25/10/2005 17:58)
De tsy manampy anlé société zany toi raha izany fa le société noa sian'i toi manampy an'i toi-même.(l)
177. Veloo ( 25/10/2005 18:25)
tsy tiko wa ny mandoka tena tsy nampianarina ahy zany toa @ educ.-ko ny nampianarina ahy ny fanetre-tena fa tsy midoka tena:P(l):P:P:P
178. Herimiafina ( 25/10/2005 19:17)
Fanetretena nefa de karazana fidokana tena. Fahaizana mahafantatra ny limite-ny tena fa tsy sanatriavina fanambaniana tena.
179. Veloo ( 25/10/2005 20:29)
eeeeeiiiiiiii de ahona ko? :roll::roll::roll:
180. Herimiafina ( 25/10/2005 21:00)
De Veloo nefa tsy mety manaiky mihintsy.:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2472