teny gasy

121. Herimiafina ( 17/10/2005 20:46)
Ie, de iza njay no hiditra zany fa lasa kou kalakely ty, ary mba asio bandy amin,izay fa aiza de sipa foana? hehehehe :-D:-D:-D:-D
122. Veloo ( 17/10/2005 20:50)
=))=))=))mitenena rery ato e=))=))=))
123. Herimiafina ( 17/10/2005 20:55)
Efa hitako sitrana tamin'ilay aretimandoza be teo enao zany ry Veloo, hehehehehe :-D:-D:-D:-D

Mety mintsy le fitsaboko ato kah.
124. hesham ( 17/10/2005 23:05)
Nahomby ihany kay le fitsabona anao kle
125. facri ( 17/10/2005 23:21)
Tena lasa zavatra hafa mihintsy ilay taranja mba efa natao hoe teny gasy marina.:idea: ttssssss..
ahoana izao ry herimiafina aa,hesham ,aza hovaina angaha ilay resaka a,tsy misakana anareo tsy hiresaka anie aho fa aza atao ivelan'ilay teny gasy ee,misy resaka ankolaka mantsy ilay izy!!!!!
126. facri ( 17/10/2005 23:25)
Tena lasa zavatra hafa mihintsy ilay taranja mba efa natao hoe teny gasy marina.:idea: ttssssss..
ahoana izao ry herimiafina aa,hesham ,aza hovaina angaha ilay resaka a,tsy misakana anareo tsy hiresaka anie aho fa aza atao ivelan'ilay teny gasy ee,misy resaka ankolaka mantsy ilay izy!!!!!
127. facri ( 17/10/2005 23:27)
Tena lasa zavatra hafa mihintsy ilay taranja mba efa natao hoe teny gasy marina.:idea: ttssssss..
ahoana izao ry herimiafina aa,hesham ,aza hovaina angaha ilay resaka a,tsy misakana anareo tsy hiresaka anie aho fa aza atao ivelan'ilay teny gasy ee,misy resaka ankolaka mantsy ilay izy!!!!!
128. hesham ( 17/10/2005 23:29)
Za toa efa miteny gasy mbola bedesinao ihany snif , snif :cry::cry:
129. facri ( 17/10/2005 23:29)
Tena lasa zavatra hafa mihintsy ilay taranja mba efa natao hoe teny gasy marina.:idea: ttssssss..
ahoana izao ry herimiafina aa,hesham ,aza hovaina angaha ilay resaka a,tsy misakana anareo tsy hiresaka anie aho fa aza atao ivelan'ilay teny gasy ee,misy resaka ankolaka mantsy ilay izy!!!!!
130. Herimiafina ( 17/10/2005 23:37)
Anjay kosany bedesinao izy, enao ry facri an, tratran'ny teny gasy mazava be eo enao an, hehehe:-D:-D:-D:-D
131. facri ( 17/10/2005 23:39)
izaho kosa aloha tsy masiaka fa mba teny fotsiny no natsipy anie,
132. Herimiafina ( 17/10/2005 23:42)
Tsika zao efa mba miteny gasy manja tsara daholo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
133. facri ( 17/10/2005 23:48)
ka izay anie ilay hilaina sy nisian'ity taranja ity e,mba hiresahana teny gasy ,fa rehefa hoe teny gasy dia aleo teny gasy ary aza avadibadika ny resaka fa manjary manimba an'ilay taranja,tsy mifanaraka mantsy ilay lohatenin'ilay taranja sy ny resaka ao anatiny ,ka mba hajao e!!
134. Herimiafina ( 17/10/2005 23:49)
Facri keliko, aiza enao teo? :-D:-D:-D
135. facri ( 17/10/2005 23:50)
io izy io fa enao kosa e:-D:-D:-D:-D:-D
136. Herimiafina ( 17/10/2005 23:54)
Eeeeeh, dia manaja be tokotrany anie enao tye , feno fialantsiny be le fampidirana, eeeeh. Mety tsara tarehy be izao enao io o? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
137. facri ( 17/10/2005 23:59)
io anie ilay vao nosoratana etsy ambony hoe aza manova resaka eo ,mody be dokadoka eo fa sady manova resaka ihany !tsssssss.aleo ahoa andeha fa rampitso indray !veloma enao
138. Herimiafina ( 18/10/2005 00:01)
Fa inona le resaka tsy dokadoka, fomba malagasy izany, mandoka le mpitari-dresaka kely aloha, hehehe:-D:-D

Ary enao toa menamena be, sarokenatra angaha?
139. hesham ( 18/10/2005 03:44)
:-D:-D:-D
140. LazaRandri ( 18/10/2005 04:26)
Mba serieux amin'izay Herimiafina :) aza dia be blagues fa manjary tsy fantatra tsony hoe de quoi parle-t-on? Izao ilay discussion niova dia hors sujet daholo. Malgre tout aloha ilaina ihany ilay sourire kely n'est-ce pas? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3713