teny gasy
141. Herimiafina
(
18/10/2005 04:30)
Ka io le discussion io fa niova aiza kou, hehehehe, zay le approsy systémika systématika e, sujet iray mitatra lavitra be amina discipline marobe, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
143. Herimiafina
(
18/10/2005 11:38)
Mihomehy amin,ny teny gasy ngah enao sa mihimehy amin'ny teny frantsay? hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
148. Herimiafina
(
19/10/2005 02:25)
Fa inona moa no tena tsy hirevenao anah ty ry hesham an, sao de fialonana be fotsiny, hehehehe :-D:-D:-D:-D
149. hesham
(
19/10/2005 02:48)
Inona no ialonako anao , anga misy zavatra tiko any aminao , to tsisy kou .:-D:-D:-D:-D:-D
150. hesham
(
19/10/2005 02:49)
Inona kay zany fialonana zany , otrizao ataonao zao anga zany fialonana zany.:-D:-D:-D
151. Herimiafina
(
19/10/2005 02:53)
Zah ve de hialona anao, enao zao no mialona be anah fa tsy mahazaka anah, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
152. hesham
(
19/10/2005 02:58)
Otrizao ataonao zao ve hoy aho ilay atao hoe fialonana .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
153. Herimiafina
(
19/10/2005 04:13)
Inona no azoko ialonana any aminao any kalongany, de hitako eo ihany, hehe:-D
154. hesham
(
19/10/2005 16:02)
Ka ny dikan`ilay fialonana ary tsy haiko akory .Ilay anarana hesham zao tinao be .:-D:-D:-D:-D:-D
156. Herimiafina
(
19/10/2005 20:42)
Eeeeeh, natositosikao le fitivana kely zay nisisika, tsy hay hoe taiza, hehehehe:-D:-D
158. Herimiafina
(
20/10/2005 11:46)
Fampianarana teny gasy an'i hesham zao no votoatin'ilay resaka ato ry facri an.:-D:-D:-D:-D
160. Herimiafina
(
20/10/2005 16:01)
Ry Veloo kou de specta be foana, tsy mba manjay anjara mintsy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D