Aôna ozy nareo
81. hesham
(
16/10/2005 18:31)
Rambo moa haninn mety mbola azo afenina fa raha tandroka no loza fa tsy hay afenina .
82. Herimiafina
(
16/10/2005 18:33)
Za ne anjely hafakely e, tsy misy helatra, de le rambo any aloha fa tsy any aoriana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
84. Herimiafina
(
16/10/2005 18:40)
Esy e ry olombelona kely , heheheheh :-D:-D:-D:-D
Enao ngah marocana sa ny vadinao no marocana no hesham no anaranao? :-D:}
Enao ngah marocana sa ny vadinao no marocana no hesham no anaranao? :-D:}
85. hesham
(
16/10/2005 18:46)
Nareo zany anie be fahalalana mintsy e , anga ny marocana ihany mitondra io anarana io .
86. Herimiafina
(
16/10/2005 18:48)
Eeeeeh, anarana typikmen maghrebiana io, hehehehe. Otsan,ny hoe Bin Laden typikmen Saodiana.
Herimiafina zao typikmen serasera, hehehehe :-D:-D
Herimiafina zao typikmen serasera, hehehehe :-D:-D
88. Herimiafina
(
16/10/2005 22:29)
Zany ve, gasy avy aiza ary taiza no niaviany sao de tany Maroc? :-D
90. Herimiafina
(
16/10/2005 22:37)
Eny ary e, ny ahy aza moa herimiafina no mba anarako, dorizina jiosy be mahintsiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
93. hesham
(
16/10/2005 22:43)
tssssssss de hoe taranak`i davida sy goliata ve ny mitondra anarana hesham
94. Herimiafina
(
16/10/2005 22:52)
Non herimiafina fa tsy hesham.
Ny hesham njay de taranak'i Ismaela sy Maria magdalena, hehehehehe:-D
Ny hesham njay de taranak'i Ismaela sy Maria magdalena, hehehehehe:-D
96. Herimiafina
(
17/10/2005 01:25)
Antsay e, mandrimnadry amin'ny tany, heheheheh, tena io tokoa ve ny paozinao ao? Tanjemo sao voan'ny rivotra fa matin'ny fofon'etotra ao razoky amin'ny alina, hehehehehee:-D:-D:-D:-D
97. hesham
(
17/10/2005 11:52)
Nga sarin`olona mihinana tsaramaso no hitanao ao. Ai ianao refa mimeme de idranjivotsa , sode tokony hitady dokotera fa misy tsy fahasalamana ny fitaovana ao aminao.
98. xxx
(
17/10/2005 12:21)
fa zao ko ange e!
le sipan'le cousin reny in11 misy matsiro beu! =))=))hihihi
fa nena kosa aloha refa hôtry reny ataoko tsiss mahalala mahitsiny e!:twisted::twisted:
maka kely za de averiko tsara amy plasiny ! :-D:-D:-D
le sipan'le cousin reny in11 misy matsiro beu! =))=))hihihi
fa nena kosa aloha refa hôtry reny ataoko tsiss mahalala mahitsiny e!:twisted::twisted:
maka kely za de averiko tsara amy plasiny ! :-D:-D:-D
99. hesham
(
17/10/2005 14:20)
xxx , hitako eto mintsy ianao ilay mihinana miafina na ny ps nao ary afenina tahaka ny innn :-D:-D:-D:-D
100. rongatry
(
17/10/2005 16:57)
'za aloha mpankasitraka anao Ra-Herimiafina fa androany izany ianao toa maditra be, miady fotsiny no ataonao dia adinonao i Jane = miady an-tsena = miady an-tserasera.
Aiza ho aiza anky zao lay problèmen-dry, mba lazao anky an ! mba efa nisy nandramanao ve ny toto-hevitri"'ny namana ; izaho dia mijery ny dinika momba anao mandram-pilazanao aminay hoe tapitra.
Dia mamaly sy manoro hevitra eo ihany aho raha mbola misy azoko atao, fa izaho dia tena malahelo ny nahazo anao.
Mahereza foana e ! tsy maintsy misy mitodika aminao foana eo. Mivavaha ho'aho ndry fa hain'Andriamanitra io, dia diovy ny fo, fa ny fo madio no sitrak'Andriamanitra.
Dia lazao fa pasitera koa aho ry Herimiafina an !