Aôna ozy nareo
42. Herimiafina
(
15/10/2005 03:49)
hehehehehe, sao de lasa coup et blessure mortels njay kou, de aôna?
Tsy le mamono nefa no fika bonne fa le tonga de tsy miraharaha ireny.
Mankararay azy kokoa izany.
Tsy le mamono nefa no fika bonne fa le tonga de tsy miraharaha ireny.
Mankararay azy kokoa izany.
43. pika
(
15/10/2005 04:47)
marina io ry herimiafina
ny fahatezeranao anie mariky ny fandresen'ny sasany e
sady mba jereo hoe ohatra ny inona ireo olona miady mifamono miady lehilahy
omeo voninahitra ny tenanao fa aza manaiky mivaro lavo miaraka aminy
tsy hifanerena ny fitiavana e

44. Herimiafina
(
15/10/2005 05:10)
Esy e ry pika, de maro anie no tafajabaka amin,ilay fahatezerana provoqué e. manipuler-n'ilay oul de tafiditra. heeeeee
45. rongatry
(
15/10/2005 07:15)
aza mba be valifaty ho'aho, marin'izany hoe aza mody miteny na maharary aza, @ zay izy raha manantsaina mba
46. rongatry
(
15/10/2005 07:28)
raha manantsaina izy mba mametram-panontaniana ihany;ny antony handeferana dia ho an'ny sombin'ny aina, fa raha samy gidra² dia ataoko fa tsisy hanaiky gisitra, samy mahavita ; tsy formule 1 anefa ny fanambadiana indrindra raha efa misy zanaka, na koa hoe compétition athlétisme ... hajao ny tenanao, fa jereo ny laferana mandina lava satria mandefitra fa ralohalika mavo eny ihany satria nideradera eo anoloana ( raha tsy hoe tavonana lait angamba :^)
Mahereza e ! zany no hiseraserana, ny hevitri'ny maro mahatakadavitra;
Mahereza e ! zany no hiseraserana, ny hevitri'ny maro mahatakadavitra;
48. Herimiafina
(
15/10/2005 19:01)
Mes kamarady rebosa sy rongatry, eeeeeh, de tena manantsaina be tokoa nefa le olona manao an'izany, indrisy mantsy.
49. hesham
(
16/10/2005 15:36)
Za kosa klou tsy handefitra tsotra zao zany e , tsy maintsy asiko resaka fa aona no tonga de handefitra fotsiny , anontanio hoe inona ny antony dia arakaraka ny valinteniny no handeferanao sy tsy handeferanao . Ampahalalako ilay cousine na rahavavy kosa klou fa tsy reveko ny pasiny e .
Za avy ato marary fo ry Jane .
Bon courage nji
Za avy ato marary fo ry Jane .
Bon courage nji
50. Herimiafina
(
16/10/2005 15:39)
Eeeeh, mon ami hesham, ka misy fônafôna ne le antony e, misy justification implakabla be foana ny fampirafesana, fa sa nampechy pas hoe fahadisoana ny fampirafesana.
Ny tena loza de refa manontany ny antony amin'ilay vadinao mampirafy enao de lazainy fa enao no nanao ny tsy nety de leo be izy de nila nanala azy kely, atsipiny any aminao ny faute. hehehehe
Ny tena loza de refa manontany ny antony amin'ilay vadinao mampirafy enao de lazainy fa enao no nanao ny tsy nety de leo be izy de nila nanala azy kely, atsipiny any aminao ny faute. hehehehe
51. hesham
(
16/10/2005 15:47)
Herimiafina heheheheh , mbola tsy nahavoa ahy angamba ilay izy fa raha izaho angamba dia tsy haiko , aza mahavoa ovy ny angady .Fa raha ny fampirafesana amiko aloha dia fahadisoana fona fona e , na nanao fahadisoana ary ny couple nao tsy solution mintsy amiko ny fampirafesana indrindra koa fa cousine na rahavavy eeee .Hafa mintsy zany miaina anaty amour madio zany.
52. Herimiafina
(
16/10/2005 15:53)
De ahoana njay raha avy amin'ilay cousine ny faute, betsaka mintsy anie ny tena otsan'izany e.
Kaotiany tsotra izao le vadin,ilay rahavaviny. Tonga ao antrano izy amlé fotoana tsy maha ao andrafotsy iny, le bandy amin'io tsy miheritreritrra n'inn n'inn an. de hidiny le trano, de manomboka manala akanjo izy de manomboka mikasokasoka le bandy, mandindona hono e. eeeeh.
Ny efa hitako zanbady izay no nanao izany. Tara amin,ilay raikeliny le sipa.

53. hesham
(
16/10/2005 16:49)
Ka ilay lehilahy tokony ahay manao NON . Ny saina anie no mitondra an`io e .Raha vadin`ny havako zao ve misary adala amiko marinamafy fa meko azy ny hafatra . Maivandoha be ilay sipa fa na tsy ahita lelahy atoriako ary za tsy hiaraka @ vadin`ny havako mintsy .Aleoko mimasta refa tsisy mpikoty hihihihihihi.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
54. Herimiafina
(
16/10/2005 16:52)
EEEEh, ka le lehilahy ne manao non e sady tsy ratsy saina izany fa tena hatokoisana tokoa, fa trtarn'ilay zavatra favy be de tsy mahay mandà.
Enao ve handà jus de fruit be refa any amin,ny desert ka mangetaheta be. hehehehe, ranopotaka aza ngamba sotroina,
Enao ve handà jus de fruit be refa any amin,ny desert ka mangetaheta be. hehehehe, ranopotaka aza ngamba sotroina,
55. hesham
(
16/10/2005 17:01)
Herimiafina tendakanina be ianao . Ka zay le teneniko anao hoe tsy aleo ve milalao rery refa tsy misy olona hilalaovana .
56. Herimiafina
(
16/10/2005 17:03)
Te-hilalao ngah i toi, ontsoooo, de tsisy mpikoty ve, ountsoooo, tongava aty fa aty be kilalao be mahafinaritra sy mahatamana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
57. hesham
(
16/10/2005 17:06)
Tsy te hilalao za sady misy olona ilalaovana raha te hilalao sady mahafinaritra be fa misaotra .
58. Herimiafina
(
16/10/2005 17:09)
Ntsoooooh, zah nefa saika hanasa anao handeha amin'ireny parc d'attraction ireny, sady saika hikaoty anao, tsy maninona kah, aleo njay zany zao, hehehehe:-D
59. hesham
(
16/10/2005 17:12)
Enao anga tsy mahita kotina . Sao dia mba ianao ary ilay tsisy mpilalao sady tsisy kilalao.:-D:-D:-D
60. Herimiafina
(
16/10/2005 17:15)
Ka zah ne tsy dia mifantoka be any lotsa le saiko e.
Za le "plaisir intellectuel superieur par arpport plaisir charnel" ireny.
L'esprit prime sur le corps e. Zay le deviziko de tsy mampaninoa be loatra na tsy de milalao aza. hehehehe:-D
Za le "plaisir intellectuel superieur par arpport plaisir charnel" ireny.
L'esprit prime sur le corps e. Zay le deviziko de tsy mampaninoa be loatra na tsy de milalao aza. hehehehe:-D