Aôna ozy nareo
61. hesham
(
16/10/2005 17:18)
ka inona no saika hikotina ahy sa hoe wen de mody we tsy mifantoka .Mampalelo ahy ianao fa raha tsy nisy nilalaovana aho de ni accepeteko ny proposition nao nankany @ park.:-D:-D
62. Herimiafina
(
16/10/2005 17:22)
An3, ka le manandratra le plaisir intellectuel ne sa ve pas dir du tout hoe tsy mano plaisir charnel e.
Fa ny tiako tenenina de na misy plaisir charnel eo na tsisy, tsy de mampiova be le fiainanay itony.
Zay le maitrise be maha-herimiafina anay e. te hianatra ngah enao.
Fa ny tiako tenenina de na misy plaisir charnel eo na tsisy, tsy de mampiova be le fiainanay itony.
Zay le maitrise be maha-herimiafina anay e. te hianatra ngah enao.
63. hesham
(
16/10/2005 17:25)
Ampy ahy ny fahalalako hatramizao aloha .Tsy te hianatra na inona na inona avy any aminao aho ka .
64. Herimiafina
(
16/10/2005 17:27)
Tsy maninona kah, betsaka mintsy ny tsy dia tia anay itony fa lazainy fa miondakena hono. heheehhee.
Ny masonay mantsy efa mahita zavatra hafa noho ny hitan'ny olontsotra a e,
Ny masonay mantsy efa mahita zavatra hafa noho ny hitan'ny olontsotra a e,
65. hesham
(
16/10/2005 17:30)
Tsy hoe ianao no tsy tin`ny olona fa ny fahalalana tinao ampitaina mbola tsy ilaina angamba.Hafa koa zany masonareo zany .Fa ianao olona inona ?
66. Herimiafina
(
16/10/2005 17:33)
Misitery zany anaka.
Ny any azoko hambara dia materialisata ny olombelona ka ny zavatra hitan'ny masony mivaingana ihany no hatokisany 100%
Raha vao tsy hitan'ny masony anefa dia lasa tena mihena be mahintsiny le fahatokisany.
Ny resaka nofo no imatimatesana ka mahatonga izao olana rehetra mitranga izao, fitiavambola, voninahitra, sns

68. Herimiafina
(
16/10/2005 17:39)
Izay no azo hanambarana ny zavatra tsy takatsika olombelona anaka. Eeeeeh, raha mba fantatrao mantsy e.
70. Herimiafina
(
16/10/2005 17:48)
Fantatro zao ianao io fa miheritreritra sarina devoly be, nefa diso iano raha izay no ao antsainao ao voalohany.
71. hesham
(
16/10/2005 17:50)
Oujyyyy , fa aona ny haminavinanao ny ato antsaiko. Aza malaky mitsara kosa e
72. Herimiafina
(
16/10/2005 17:52)
Aiza ze mitsara eo ry hesham, tsy nahita tribonaly teto zah kah. Sady zah tsy juge fa agroekonomista. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
73. hesham
(
16/10/2005 17:54)
Ary ianao zany miseho mahalala ny ato antsaiko nefa tsy hainao akory .
74. Herimiafina
(
16/10/2005 17:56)
Sarotra be zany raha tsy mahita ny endrikao sy ny masonao izaho ry hesham an. Rôvina enao no hitako de teneniko anao ze heritreretinao ao. hehehehe :-D:-D:-D
75. hesham
(
16/10/2005 18:00)
Herimiafina:
Fantatro zao ianao io fa miheritreritra sarina devoly be, nefa diso iano raha izay no ao antsainao ao voalohany.
Io zavatra soratanao anie no nahatonga ahy niteny e .
80. Herimiafina
(
16/10/2005 18:27)
Arakaraka ny masona ihany io, izay tian'ny masonao avoaka ihany no hitanao, fa raha tiano ho anjely zah de anjely zany. hehehehe Anjely manandrambo, hehehehe:-D