Aôna ozy nareo

21. fasaly ( 13/10/2005 14:07)
zà efa tsatsan'izay fa le bandy mampirafy ny mirahavavy no tsivanona tsara ho faizina e!
22. rongatry ( 13/10/2005 14:59)
Mampalahelo be i Jane fa avadikareo tantara isankarazany lay olana miseho aminy, izy anie ry reto tsy mitady angano fa mitady vahaolana e !
Mba valiontsika izy fa aza avela ery ambony ery irery.
23. nikopol ( 13/10/2005 15:34)
tofiro ny basy poleta akia le soeuranjy an! de hanapao kely ny an'ny vadinjy fa misy tsy mety ao
24. xxx ( 13/10/2005 16:09)
jane >> miombon-kevitra tanteraka amin'i Hery sy i rangotry. Dia mahereza e!

rangotry:
Mampalahelo be i Jane fa avadikareo tantara isankarazany lay olana miseho aminy, izy anie ry reto tsy mitady angano fa mitady vahaolana e !
Mba valiontsika izy fa aza avela ery ambony ery irery.

marina mihitsy. io no mba hitako tsy mety ataontsika. ny resaka rehefa tsy maintsy lasa hanihany tafahoatra daholo. tsara be ny mihomehy sy miranan-dava ... indrindra amin'ny teny malagasy fa maro no efa trotraky ny teny vahiny isan'andro. fa aza hadino koa ny olana niandohana rehefa miresaka.

cool
25. Veloo ( 13/10/2005 16:11)
nikopol :-D:-D:-D:-D:-D
26. nikopol ( 13/10/2005 16:23)
xxx ny ahy tsy vazivazy fa raha ny sipako no manao anio dia tonga de tofiriko ny basy an!
tena mamoa fady tsy manjary :lol:
27. Herimiafina ( 14/10/2005 02:28)
Za mivarotra Makarov 6.35mm voandalana avy tany Leningrad ze mila. Trafik darma.hehehehehe:-D:-D
28. xxx ( 14/10/2005 06:48)
Ohatr'inona ny vidiny fa mila aho hitifirako ny cousin satria niaraka t@ sipako koa izy.
29. sonwin ( 14/10/2005 09:10)
:^):^)
30. rpk ( 14/10/2005 09:30)
Herimiafina:

Za mivarotra Makarov 6.35mm voandalana avy tany Leningrad ze mila. Trafik darma.hehehehehe:-D:-D


makaroni no haiko:-D:-D:-D
31. rpk ( 14/10/2005 09:30)
Herimiafina:

Za mivarotra Makarov 6.35mm voandalana avy tany Leningrad ze mila. Trafik darma.hehehehehe:-D:-D


makaroni no haiko:-D:-D:-D
32. pika ( 14/10/2005 10:01)
nikopol a maty ry zareo dia moa ve ny conscuencenao handry hoe nahafaty olona
ny maty anie tsy mijaly e fa indry velona ho any amponja ary ny zanakanjy ahoana sady kaboty ray no manandreny mpamono olona
tsy vaha olana ny valifaty
manaja tena fa tsy faraolona anie iny e
mba tsindriho @cousin any e :-D:-D
33. ravakamalala ( 14/10/2005 13:41)
Hay ve ilay izy fifaninanana e! raha izany anie dia samy mahay e! asesy eo daholo cousin, dada, tonton, ...:-D
34. Veloo ( 14/10/2005 18:31)
:^):^):^)
35. Herimiafina ( 15/10/2005 00:17)
Anjay ry ravakamalala, aza manao an'izany.
36. hesham ( 15/10/2005 00:32)
nikopol:

xxx ny ahy tsy vazivazy fa raha ny sipako no manao anio dia tonga de tofiriko ny basy an!
tena mamoa fady tsy manjary :lol:



Ai ve ianao ka saropiaro be otsizany e 8O8O8O8O8O
37. hesham ( 15/10/2005 00:48)
Miankina aminao ihany io Jane an , raha lefitrao dia lefero satria tokatrano fandeferana. Darohy ,vonoy TSY ho faty an fa ampahalalao ny anaranao ilay cousine na rahavavy e.
38. Herimiafina ( 15/10/2005 00:50)
Ngah hesham tsy mba saropiaro be otsizany?
39. hesham ( 15/10/2005 00:58)
Za saropiaro be fa tsy hamono olona ho faty kosa e:-P
40. Herimiafina ( 15/10/2005 01:31)
Nefa anie ry hesham ireny olona lasa mamono olona ireny dia tena rangitra be dia tsy tompon'ny tenany intsony e, nefa izay niheritreritra toa anao io koa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2794