Aôna ozy nareo
1. Jane
(
13/10/2005 07:03)
Zakanareo ve ry reto raha ny vadinareo mampirafy anareo @ havanareo akaiky, ohatra soeur na cousine???
Dia inona no ataonareo raha sendra izany nareo?
Dia inona no ataonareo raha sendra izany nareo?
novalian'i Herimiafina ny 20/10/2005 16:23
2. rongatry
(
13/10/2005 07:51)
- Diso izy : manitsaka + mampirafy mpirahavavy ;
- Mandiniha tena ianao : na dia izy no diso dia ianao no mitadiava ny antony : misy toetranao tsy zakany ve, misy banga tokony ho fenoina ve ao an-tokantrano, misy fifampitsiriritana ve amin-dry zareo ...
- Arovy ny tokantranonao : toneo ny fo dia tambatambazo foana izy na dia diso aza, (fa ireny sipan'ny vadintsika ireny dia mahavita manambitamby lavitra noho isika vady ao an-trano satria te hahazo toerana) : aza omena ny olon-kafa ny voninahitrao fa anao io. Anontanio azy ny antony hanaovany an'io adalany io,aza be scandale @ fianakaviana fa tano ho anao irery ao, dia ny fonao henoina raha mbola tia azy ianao @ izany fa ny olona tandremo fa mampandotso fotsiny = mandrangitra.
- Mivavaha : raha mpivavaka ianao dia ankino @ Andriamanitra fa mahita ny zava-drehetra io;
- Mahereza, dia tandremo fa tsy vahaolana ny misaraka indrindra raha efa misy ny sombin'ny aina : vitambady tsy vitan-kavana.

3. rebosa
(
13/10/2005 08:09)
Ahôna kou le kofa zany, mamely akaiky.
Arakarao ao reo ambony reo ry Jane a, ohatran'ny marina daol ihany, fa mila matanty be njy.
Fa aza mamaly ratsy ny ratsy fotriny an
Arakarao ao reo ambony reo ry Jane a, ohatran'ny marina daol ihany, fa mila matanty be njy.
Fa aza mamaly ratsy ny ratsy fotriny an
4. xxx
(
13/10/2005 08:19)
tsy manjary izay mahavita izany e! izy roa samy mangalatra mihitsy. Raha t@ andro taloha izany de mendrika ny notoraham-bato avy hatrany
5. xxx
(
13/10/2005 08:29)
Tena marn dhl izany, misy lahy mahavita fa ny vavy koa ange endrana be rhf hanao e, ts laitr mhts ary ny vavy mahavita an'zany de tsy ampoizina;
Io mantsy ny an'ny vavy ôtran'ny krizy périodique isaky ny 15ans eo fa sô mahita azy malefadefaka an, aza manararaotra r'zalah mba tsy ho tratran'ny hoe ra mahay mamalye,:oops:
Io mantsy ny an'ny vavy ôtran'ny krizy périodique isaky ny 15ans eo fa sô mahita azy malefadefaka an, aza manararaotra r'zalah mba tsy ho tratran'ny hoe ra mahay mamalye,:oops:
6. hery
(
13/10/2005 08:32)
Jane>
Azo resahina amim-pahendrena koa ilay rahavavy... sao mantsy dia zavatra hafa no lazain'ilay vady any aminy any.
Azo resahina amim-pahendrena koa ilay rahavavy... sao mantsy dia zavatra hafa no lazain'ilay vady any aminy any.
7. ravakamalala
(
13/10/2005 09:12)
Tena film ôrera be ny an-dry Jane an!
Ny fahitako an izany dia ilay rahavavy na cousine no tena fositra, tsy manana esprit de famille, ny lhl anie manadala foana e ( atao ahoana, io ny natiorany) fa tokony mba anjaran ny vhv no mieritreritra.

8. ravakamalala
(
13/10/2005 09:16)
raha izaho no teo am toeran dry, raha mbola sipasipa dia nisaraka aho satria tsy fanajana tsotra izao izany.
Fa raha vady ndray aloha dia zavatra hafa e! Masina ny fanambadiana.
ka ny vahaolana dia miatrika, tsisy afa tsy ny firesahanareo mivady ihany.
courage e! :-*
Fa raha vady ndray aloha dia zavatra hafa e! Masina ny fanambadiana.
ka ny vahaolana dia miatrika, tsisy afa tsy ny firesahanareo mivady ihany.
courage e! :-*
9. rebosa
(
13/10/2005 09:40)
ka na diso kouy le bandy mety le cousine koa bruleuse be sady mety matavitavy kely de sepotra lery
Mba mihetsiketseha kou njy : mipôzipôzy, manja², mety ho taitsa kou le vadinjy avy eo;
Mba mihetsiketseha kou njy : mipôzipôzy, manja², mety ho taitsa kou le vadinjy avy eo;
10. Herimiafina
(
13/10/2005 09:47)
Eeeeeeeeh, ry lanitra malala o! Misy an'izany ve? Driiiiiiiii, avereno Adama sy Eva. :-D:-D:-D:-D
11. lilbon
(
13/10/2005 10:09)
raha za no teo ami toeranjy ry jane an !
de tadiaviko le cousin le bandy de hiarahako koa de hita eo ny tohiny !
de tadiaviko le cousin le bandy de hiarahako koa de hita eo ny tohiny !
13. pika
(
13/10/2005 10:40)
ny hafa angamba kosa mbola mety azo leferina fa raha izaha mihitsy dia tsy miady fa dia tsofiko rano ho azy raha tiany, raha miteraka dia omeo taizan'ilay cousine e
azo atao anie ny misaraka fa tsy manambady intsony e, tsy mijangajanga ianao amin'izany
raha mbola mijanona ao mety ny aina no hanefa indray andro any
sady mbola ho vita ve ny hiharaka hatory @olona efa nanitsakitsaka anao @rahavavinao
hiharitra satria vady nefa ny aetipo mety ho azo hanafohy ny andro iainana dia izy ho faly raha maty ianao ny zanakao ho kamboty sahady
raha iray no tsy tia mitotoa koba hatavy e

14. Herimiafina
(
13/10/2005 10:44)
De tsara noho enao ve le cousine-nao, aleoko ihany enao kah. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. johan
(
13/10/2005 11:11)
mety tsy maninn zany raha toa izy malemy! ny mpamosavy malemy mantsy no mamely ny ao antrano lol hihihi
16. Herimiafina
(
13/10/2005 11:39)
hehehehehe, de ny mpamosavy malemy hono ampisavian,ny olona koa ny vadiny, hehehehe :-D:-D:-D:-D
17. xxx
(
13/10/2005 12:13)
Aza dia faly manome tsiny loatra ny lhl e! Izaho izay miteny dia efa nanao izany nohon'ny tsifidiny. Ny vhv no tokony hieritreritra tsara. Mbola misipa @ vadiko aho no niaraka t@ zokiny efa manambady sy niteraka 1. Izy no ni-insiste t@ fomba rehetra dia tsy tratra aho. Rehefa nivady izahay dia mbola niaraka foana indraindray. Tsy fantatry ny vadiko io raha tsy izahay efa nisaraka.
18. Herimiafina
(
13/10/2005 12:19)
Misy kou re io fomba ry zareo an, tradition hono, za efa nahita na de mbola tsy niaina an'izany aza. Ze miaraka amin,ny iray amin'izy telo vavy ao antrano dia lasa sipan'izy rehetra. Mba kôzy e. hehehehehe:-D
19. xxx
(
13/10/2005 12:48)
tohin'le 3 vavy fa tena marina ity: de jejo rabaina niaraka t@ izy telo vavy fa saingy izao no condition: izay atao @ iray tsy maintsy atao @ 2 hafa tsy misy hatakandro!...tsy naharitra 1 volana ny fiarahan'ireo de ny nify sisan-drabaina tapitra nihintsana daholo de ny tongony efa nalemy..Tsy maintsy naterina nody izy 3 vavy fa saika namoizana ny aina. Tany andrefandrefana tany no niseho ny tantara an...:-D