Aôna ozy nareo

101. hesham ( 18/10/2005 00:18)
Jane:

Zakanareo ve ry reto raha ny vadinareo mampirafy anareo @ havanareo akaiky, ohatra soeur na cousine???
Dia inona no ataonareo raha sendra izany nareo?

Resaka marina resaka fa mampalahelo be ny manjo anao an ,raha tsy zakanao dia aza miaritra fa sao maty tampoka ao ianao . Mandefera raha zaka fa ny @ manaraka aza manaiky intsony na tsy famille ary le ampirafesany anao. Courage aki an
102. Herimiafina ( 18/10/2005 00:24)
Oui, resaka tena marina. 8)
103. hesham ( 18/10/2005 00:32)
Aona aloha raha teo @ toeranao le izy ry herimiafina.:-D:-D:-D
104. Herimiafina ( 18/10/2005 00:38)
Efa teo zah no niala fa ny olana de le vadiko mintsy no nampiditra. :-D
105. hesham ( 18/10/2005 00:49)
tssssssss , de tsy tonga saina ve toi fa mety misy antony avy aminao nahatonga azy nanao izany . Vhv mantsy tsy dia sahy zavatra otrizany fa ao raha .8)8)
106. Herimiafina ( 18/10/2005 00:53)
Be tantara loatra de nanao pari tany de voatazona tamin,ny teny nataony, mila demonstration hono le rahavaviny sy le cousine-ny, fa zah ngah nety, tssss 8)8)
107. hesham ( 18/10/2005 01:08)
8O8O8O hafa kely in1 zany fisainana manao pari zany , nga io azo anaovana an`izany .
108. Herimiafina ( 18/10/2005 01:10)
Asany, soa ihany fa afa-doza be, hehehe :-D
109. hesham ( 18/10/2005 01:20)
Loza marina kou , soa ihany marina fa afaka fa raha tsy zany namparary saina .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
110. Herimiafina ( 18/10/2005 01:21)
Eeeeh, ny tena marina, ratsy be dirandoza le rahavaviny sy le cousine-ny, hehehehe:-D:-D
111. hesham ( 18/10/2005 01:27)
Fa aona izy no idirandoza , adalan`ny rahavaviny ny azy kou . Matoa manao vonona ny hizaka ny vokany na tsara na ratsy .:-D:-D:-D:-D
112. Herimiafina ( 18/10/2005 01:28)
Zah tsy tia an'izany kah, nareo vevavy reto anie ka kompliké dirandoza kou njainjay izay e, :-D:-D:-D:-D
113. hesham ( 18/10/2005 01:36)
Enao tena otran`ny alerzikana vevavy mintsy., komplike aona njai zay eeeee , ary tonga de zeneral be hoe zay vhv:-D:-D:-D:-D:-D:-D
114. Herimiafina ( 18/10/2005 01:46)
Sady zah zeneralista be mahintsiny, mijery anareo miresaka eto zah de tena mbola mitovy be amin'i bebean'i mamany mihintsy ny revinareo, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
115. hesham ( 18/10/2005 02:00)
Tsy ratsy aloha le manao revin`antitra e .:-D:-D:-D:-D
116. Herimiafina ( 18/10/2005 02:02)
Eeeeh, saingy efa nilaozan'ny toetr'andro, hehehehe, tsy hitanao tena efa mampiady ketrona fotsiny ve sisa? hehehehe:-D:-D:-D
117. hesham ( 18/10/2005 02:18)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mba mifampitantara ny fahiny re, na mampitaha ny taloha sy ankehitriny.:-D:-D:-D:-D
118. Herimiafina ( 18/10/2005 02:20)
Eeeeh, de ampitahao ao daholo e, farany kivy be eo raha mahita elanelana amin,ny anay hehehehehe :-D:-D:-D:-D
119. hesham ( 18/10/2005 02:33)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
120. Herimiafina ( 18/10/2005 02:35)
Lany pila ngah no mimeme fotsiny sa lany frapyle presentatera ao amilé radio? hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877