Toetra, araka ny fomba fipetraka na fomba mahazatra.....

1. isrine ( 11/07/2005 13:46)
Rehefa ny olona 1 no mipetraka @ seza ka mamonjy ny fond, dia olona kamo izy izay!

Inona koa no fanatrareo?
novalian'i Veloo ny 03/08/2005 16:55
2. mandrindra ( 11/07/2005 14:01)
rehefa tonga ao amin'ny toerana iray dia mitady zavatra hiankinana (rindrina, birao, seza...), dia tsy dia manana hazondamosina izy eo amin'ny fiainana.
3. booboo ( 11/07/2005 14:03)
ny manetsiketsika tongotra rehefa mipetraka dia oul tsy mahatombo-tsiraka na tsy mahatoky tena izy zay
4. maso ( 11/07/2005 14:07)
rehefa mipetraka ny olona iray ka ny tongony ankavanana no apetrany eo ambonin'ny tongony havia de olona tsotra izy zay, fa raha ny mifanohitra @ izay de olona matin-kambo, tia sehoseho izy zay; mba diniho ange e!
5. jentilisa ( 11/07/2005 15:56)
maso:

rehefa mipetraka ny olona iray ka ny tongony ankavanana no apetrany eo ambonin'ny tongony havia de olona tsotra izy zay, fa raha ny mifanohitra @ izay de olona matin-kambo, tia sehoseho izy zay; mba diniho ange e!

Tsia! misy aloha ny fepetra hoe kavia sa kavanana aloha ilay olona.

6. Kintanakely ( 11/07/2005 16:20)
maso> de tena matin-kambo ve zahay mianakavy e? Tena efa nadinika an'io aho saingy ny tongotra havia daholo no manidry ny havanana ato aminay. Nefa anie de misy olona tsotra marobe ato aminay e! Sao de mba diso io théorie-nareo io?
Mba hilaza zay fantatro koa aho zao:
Raha ohatra ny olona iray tonga ao amin'ny toerana iray dia mitady zavatra hiankinana (rindrina, birao, seza...), dia tena manana hazondamosina izy eo amin'ny fiainana saingy mety niasa alina na voan'ny tazo, na manana aretin-damosina:wink:
7. STONG ( 11/07/2005 16:25)
Ny olona iray ra mipetraka ka hitanao hoe misento d reraka izy zay:wink:
8. fasaly ( 11/07/2005 17:41)
rehefa ao andakilasy izy ka maka fond de hi frody zay! raha exam...
9. fasaly ( 11/07/2005 17:43)
:-w:-w:-w
raha manao otsn'io ny ratsantanany de matahotra dokotera zay izy
10. akamatiana ( 11/07/2005 18:22)
:roll::roll::-w:-w refa otsan'izao de tsy mafantatra we iza isrine zayyyyy:-$
11. dadabe ( 12/07/2005 01:56)
raha manao hoe:wink:de mikoty sipa zay
fa raha manao hoe :@de misaina izay
12. sasa ( 12/07/2005 04:42)
:D rehefa ny oul 1 mipetraka ka manao an'io falifaly izy izay
13. yonikafopl ( 12/07/2005 06:06)
akamatiana hihihihihi:wink:

rehefa misy olona tonga ao aminao ka tonga de mamonjy seza fa tsy miandry ampipetrahana de tsy mahalala fomba izy zay:wink::roll:
14. lanto ( 12/07/2005 07:05)
ny oul manao famataranandro eo am vohotanana hono extraverti, dia ny manao azy aty anatiny introverti.
Ny fomba fitondrana satroka koa misy dikany daholo, toy ny hoe ny mpanao satroka somary any aoriana mpandà trosa .....
15. ainaheri ( 12/07/2005 07:34)
Ny ol tsy miborosy nify @ alina voretra izy zay.
Ny tsy mihogo volo mivoaka tsy mahavaha tena izy zay
Ny mihinana irery fa tsy mba manasa sainkanina izy zay
16. pika ( 12/07/2005 09:30)
ny ol 1 izay rehefa miarahaba ka zara raha akasoka kely fotsiny dia miavonavona izy izay
rehefa miresaka izay ny ol nefa tsy sahy mijery anao dia ...mandainga izy izay
17. sonwin ( 12/07/2005 09:32)
rehefa ny sipa no mipetraka ka tonga de mivelatra ny feny fa tsy mikatokatona dia sipa tia manao be izy izay.
18. mandrindra ( 12/07/2005 09:36)
ko tsy ny ankamaroan'ny sipa ve no toy izany ry sonwin :-D:-D
19. sonwin ( 12/07/2005 09:39)
non ka:), remarkeo fa betsaka ny sipa refa mipetraka dia mikatokatona na dia manao pataloha aza izy:°)fa misy tonga de owe..he he he miteny ho azy ny fomba fipetraka:wink:
20. sasa ( 12/07/2005 10:00)
frera izany ve lety, kay tena tia manao be mintsy izany le sipakeliko izay klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6162