Toetra, araka ny fomba fipetraka na fomba mahazatra.....
21. Kintanakely
(
12/07/2005 10:06)
Hitako, lesy ny vadin'elah ra-sonwin toa misokatra foana ny feny isaky ny mipetraka koa! Hy ve zany!?
22. sonwin
(
12/07/2005 10:18)
kintanakely>:-D:-D ny vadin'ialahy aza no tena ts laitra ny fipetrany, indrindra moa refa tsy eo ialahy sady za no mpipetraka manoloana azy:wink::-D:-D
24. ari.malala
(
12/07/2005 13:01)
:-D:-D:-Dmahita tenenina mintsy!
ny ol ony raha manao croisé les bras refa miresaka @nao d miaro tena izy zay
ny ol ony raha manao croisé les bras refa miresaka @nao d miaro tena izy zay
25. yonikafopl
(
12/07/2005 15:10)
ny bandy hono rehefa mandray tanana sipa ka mikitika iny fanondrony iny de mikoty izy zay:roll:
28. DotMG
(
13/07/2005 05:54)
maso:
rehefa mipetraka ny olona iray ka ny tongony ankavanana no apetrany eo ambonin'ny tongony havia de olona tsotra izy zay, fa raha ny mifanohitra @ izay de olona matin-kambo, tia sehoseho izy zay;!
Rehefa misy lehilahy sy vehivavy mifanakaiky ka ny tongotra akaiky an'ilay olona iray no atao ambanin'ilay tongotra lavitra azy kokoa, dia misy "attraction sexuelle" ao izay.
30. isrine
(
13/07/2005 13:31)
rehefa ny olona no zara raha mipetraka ambony seza dia maika izy izay.
31. fasaly
(
13/07/2005 14:32)
rehefa ny vehivavy ny mitsiky lava sy faly amy tsy antony de amoureuse izy izay.
32. sonwin
(
13/07/2005 20:07)
refa ny olona no mitsangana nefa ataony mifamatotra ny tongony sady somary miondrika izy de poritra te hi-kaka izy izay
35. fasaly
(
14/07/2005 06:54)
zay mintsy lay fanaon'ny swin e! tandremo aza sao manao ampantaloha ao an! hihihi zay vao handranjo be eo
36. sonwin
(
14/07/2005 09:12)
fasaly >:-D
refa ny kofa hono no mipetraka manoloana sipa, ka tsy mitombona tsara fa mody mitsangana kely manao tanana ampaosy, na mihetsiketsika mody manatsotra tongotra...mamboamboatra ilay miakatra izy zay:)
refa ny kofa hono no mipetraka manoloana sipa, ka tsy mitombona tsara fa mody mitsangana kely manao tanana ampaosy, na mihetsiketsika mody manatsotra tongotra...mamboamboatra ilay miakatra izy zay:)
38. ari.malala
(
14/07/2005 11:39)
:-D:-D:-D:-D ary efa betsaka ihany anie zany zavatra efa fanao sy mpahazo an'i sw zany ê!:-D:-D