Toetra, araka ny fomba fipetraka na fomba mahazatra.....
42. Pseudo
(
14/07/2005 23:32)
rah i petakely mahaverijery na i lava zokinikambana hono no kaiamba na rasta mihitsy d\'efa ela izy no tsy niasa ka 2-3cm/trimestre ny halavany
44. fasaly
(
15/07/2005 08:31)
zà koa tena fanina :{:{:{:{:{inona lay 3cm sy rasta misy ifandraisany ve?
46. isrine
(
17/07/2005 08:46)
raha ny olona no tara lava rehefa misy zavatra vonjena dia olona manambony tena izy izay.
47. akamatiana
(
17/07/2005 16:06)
ra ny oull manao tara efa ivavaka de ampidera bika izy zay hihihi:wink:
48. fasaly
(
17/07/2005 18:59)
raha ny zaza ni mitakosina ao ampandriana tara be de nipisy ampandriana zay izy ny alina
50. fasaly
(
17/07/2005 19:43)
ko zà zao tena tia mihomehy de aon???
mora zaka bataina zany zà? zà aloha tsy de mavesatra loatra marina e!
mora zaka bataina zany zà? zà aloha tsy de mavesatra loatra marina e!
51. akamatiana
(
17/07/2005 20:02)
de zah kou tia meme de aona??:(
fasaly zah kou zany mora zaka sady kelikely iany kou kle:wink:
fasaly zah kou zany mora zaka sady kelikely iany kou kle:wink:
56. Mifenty
(
18/07/2005 12:18)
raha ol ray sady mipetraka no misikotsikotra tain-delo de aveo mangarom-bava misikotra tain'ify dia tadidio fa déguelasse izy zay.
59. akamatiana
(
18/07/2005 21:12)
sasa :-D to tsy ho zakanjy kle :roll:
fasaly hihihih so de te ho bikna fa tsy bokony:-$=))
fasaly hihihih so de te ho bikna fa tsy bokony:-$=))
