Toetra, araka ny fomba fipetraka na fomba mahazatra.....
82. akamatiana
(
24/07/2005 22:42)
sasa ampidino amizay zah fa reraka lol , zakanjy ambony lotsa hihih :-D :-D
rah ny sipa zay no mijery ambany (itsaka) ny bandy de mijery ny valeran'lery zay :-D
rah ny sipa zay no mijery ambany (itsaka) ny bandy de mijery ny valeran'lery zay :-D
85. fasaly
(
25/07/2005 10:29)
ny vady hono refa mandry maso ny miditra ny trano dia novizani'ny sipany tany zay.
86. lilbon
(
26/07/2005 05:01)
mikoty sipâ !
raha miresaka @sipa avy eo aloha !
de le sipa mi-croise les bras de tsy pezy izy zay
raha le sipa mandinika be tsy mi-pi maso mintss de tanjemo ny avoaky ny vava fa hanala izy zay8)
raha le sipa mitsotra manaraka ny vatany ny tanany de aza be resaka tsony fa bisous alefa moramora!(l)(l):oops:

88. isrine
(
26/07/2005 14:25)
lilbon: marina ve izany ? hitako za no tsy pezy mihitsy, toa efa fahazarako ny mi -croise les bras. reehfa manao an'io posy io manko za de afaka mibanjina tsaar ilay miresaka amiko.
91. Veloo
(
03/08/2005 16:55)
fasaly a te-pipi ve? =))=))=))=))
rehefa mi-croiser ny tongotra dia mba tsy ho hitan'ny oul ny kiloty satria manao akanjo fohy kely =))=))=))
Na reraka ko =))=))=))
rehefa mi-croiser ny tongotra dia mba tsy ho hitan'ny oul ny kiloty satria manao akanjo fohy kely =))=))=))
Na reraka ko =))=))=))