Toetra, araka ny fomba fipetraka na fomba mahazatra.....
64. Mifenty
(
19/07/2005 09:50)
>>fasaly
tena dégue mitsy ka. Indray andro aho sendra an'io tanaty metro fa saika nando mitsy kle.
Sokirin'i lery ny tain-delony de fafan'i lery am seza. de averimberin'i lery le izy . Misikotra ndary izy de fafany am seza sy ny fitazonana .
Beurk le.
66. fasaly
(
19/07/2005 17:32)
mifenty:
ka tsy nonteneninjy, ny ahy indray no no remarqué-ko de rehefa eny andalana anaty fiara de matetika ny conducteur no manana mauvaise habitude misikotra orona de tena mangady be mintsy ndrindra fa ny lehilahy.

71. Mifenty
(
21/07/2005 12:28)
ka tsy vitako tsony aza ny nijery azy am le rasikotra kou teneniko aona ndray le.
Maharikoriko anie zany hoe misikotra tain-delo de fafana am seza izany le izy aveo e.
Eritrereto oe iny ianao fa nipetraka tamboonin'ilay seza.
na oe nitehina tamin'ilay izy. beurk
74. Mifenty
(
22/07/2005 07:30)
de tandremo fa gravy be raha tafiditra tsy nahy any am-bava ah . hummm
humm inn azany zany masirasira zany. hummm
79. Mifenty
(
24/07/2005 08:26)
ka nareo manontany oe de aona de aona kou tsy tantara aza aho.
gaigy mitsy kle.
aza mba sendran'izany iany kle.