Kristianisma=Daba loaka

41. ainaheri ( 12/07/2005 07:25)
Za ko mba nde hamorina;
-Zao no lazaiko aminareo ny olona maty rehetra
na mino izy na tsy mino d hitoetra any @ fijaliana,
fa izay mamon-tena rehetra kosa ahazo ny fahasambarana mandrakizay.
Io ny ahy Tsimiandravola noforoniko aa
za otranao atao io fa io no tena izy !!
:@ andao anal'azy eee=D
42. radriana ( 12/07/2005 07:27)
Izaho aloha ry Tsimiandravola sy izay tsy mpino hafa dia Mino ary hino mandrakizay satria be dia be ny zavatra soa nomen'ny finoako ahy en plus soa tsy misy explication afatsy ny hoe noho ny fisian' Andriamanitra sy hery tsy hita maso sy tsy takatry ny saina. Ka raha tsy te hino ianareo dia anareo izany fa tsy handrava ny finoan'ny mpino mihitsy ianareo na hiteny inona , na hanao fanazavana be tahaka ny inona, na hanao titre choquant. Aina sy fotoana very fotsiny io
43. xxx ( 12/07/2005 07:42)
Nahoana moa no lazaina hoe amoron'ny hantsana no misy azy? Sao dia afangaro amin'ny dekapolisy ary izy ity?
Manaraka izany dia hoe manamorona rano ve satria mpanjono no noraofin'i Jesoa voalohany? Tsy afangaro anie ny hoe fakana namana sy ny fanombohan'ny ministera e!
Ny Testamenta tsy boky tantara fa fanabeazam-pinoana! tsy mandeha araka ny lojikan'ny tandrefana io zavatra io. Jereo ohatra ny Matio; eo amin'ny faraparan'ny toko 4 dia efa nitory ny fibebahana i Jesoa fa eo @ toko faha-5 vao nolazaina ny fahasambarana noivaivain'ilay akamantsika ato.
44. Mifenty ( 12/07/2005 08:03)
o ra bedada ah, f'anga tsy roman lty le oe secret de Vinci teneninlà eo ambony io a

Dan Brown eh, le oe nanambady makorelina i Kristy de niteraka an'i Sarah, tsy zanak'i ra8 kory fa Sarah ilay teraka tany Egypta a.

Da Vinci Code le titre bedada a.

Fa mety misy iany koa tao am national geographic kle.
45. ravatorano ( 12/07/2005 08:31)

ny fanehoan kevitra dia midika fa tsy hanambany ny namana eto ianao.Ny fijeriko azy aloha d na ilay filazanao fa daba laoka aza ny fivavahana krisitianina defa tsy izy amiko indrindra ny filazanao fa ny fiangonana katolika romana dia anisan\'ny sekya lehibe indrindra.
tsimiandravola ah raha izay no hevitrao d isasaro tokoa fa raha ny kristianina votompinoana tssy ho azonao ahodikodina ny amin ity lohahevo
46. ainaheri ( 12/07/2005 08:50)
Ny lohahevitra zay avoakanao eto dia tsy mipoitra
avy ao aminao fa ny hevitr'olona no voasanao
sy halalininao!Raha anao ny hevitra d vonona
hitafa sika fa raha tsy anao kosa d mamonje
PSY fa misy tokony amboarina ao:roll::@
47. RockyMaivia ( 12/07/2005 08:56)
tsimiandravola> Raha atao hoe tsy nahitana porofo manamarina zavatra sasany ao anaty Baiboly! Misy manaporofo azy koa ve ireo zavatra lazain'ireo olona hafa ireo?
48. jentilisa ( 12/07/2005 09:19)
tsimiandravola:


Raha jerena tokoa ny voalazan\\\'i Lioka toko faha 4 dia tsapa fa ny tanana nahalehibe nanombohan\'i Jesoa ny ministerany dia miendrika toy izao:

1)Manamorona ny rano izy io.
2)Ka noho izany indrindra no iresahana sambo kely ,sy harato,trondro ary tafio-drivotra ao.

Izao no voasoratra:
and14:...niverina nankany Galilia...
Tsy voasoratra mihitsy hoe niverina nankany Nazareta aloha hatreto. Fa i Galilia kosa mazava loatra fa amorondrano, satria faritra fa tsy tanàna.
ny and23 dia misy soratra hoe: \"izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin\'ny taninao koa;\"
Eo dia milaza fa mety ho Kapernaomy aza no nanombohan\'i Jesoa ny ministera araka ny voalaza fa tsy Nazaretanao izany.
Mariho tsara fa misy soratra tapaka mety tsy hazava amintsika eo amin\'io and23 io. Nahoana?
Sao tsy zakantsika izay valinteny eto. Ny marihiko fotsiny dia hoe eo @ and22 ny olona tao dia nankalaza azy...mahavariana an!


3)Indrindra indrindra ,misy tendrombohitra ao,tsy lavitry ny rano, ary hodidinin\'ny hantsana izy io ka azo amarinana olona hianjera.
4)Misy synagoga ary tsy lavitra an\'i kapernaomy.Antsoin\'i Lioka hoe Nazareth izany toerana nihaviany izany.

Vakio tsara ilay toko faha4 e! Aiza ny filazana eo fa Nazareta dia amorondrano ao? omeo ahy ny andininy!

1)Lavitra ny rano:40km atsimo andrefan\'ny dobon\'i Tiberiada.
2)ao anaty lemaka fa tsy vohitra:ny tendrombohitra akaiky indrindra dia lalana indroa mahamasa-bary.
3)Mazava ho azy fa tsy ao ilay hantsana azo amarinan\'olona,tsisy tevana.
4)Tamin\'ny \"croisade\" dia nitady an\'ilay Nazareth n\'i Lioka ny \"croisés\" fa tsy nahita.
5)Voalaza fa ny tanànan\'i Nazareth dia vao noforonina taty aoriana.

and29:...nandroaka azy niala tao an-tanàna ary nitondra Azy ho any an-tampon\'ny havoana niorenan\'ny tanàna. Izany hoe azo marihina tsara fa misy tanàna vaovao (nadroaka azy) sy tanàna taloha tao. Azo raisina toy ny tanànan\'Ambositra ankehitriny io raha atao ny fampitahana. Efa mipetraka tsara ve izay fepetra izay?

Araka ny voalazan\'i Jesoa fa ovako kely fotsiny hoe:
\"SAMBATRA IZAY VOTSA SAINA SY VENDRANA,FA HAZAVA AMINY NY MARINA REHETRA REHEFA ANY AN-DANITRA IZY.SAMBATRA IREO IZAY MANAIKY LEMBENANA SY MINO FOTSINY IHANY NA TSY MAHITA AZA,ARY IREO IZAY TSY BE \"HADINKADINA\",FA HO AZY IREO NY FANJAKAN\\\'NY LANITRA.SAMBATRA IREO IZAY MAVESATRA KITAPOM-BOLA,KA MITONDRA IZANY ATY AMIKO,FA IZAHO HITONDRA FITSAHARANA HO AZY IRENY.....

Ho an\'izay sahy,ary tsy mikoso-maso dia ireo efa nomeko etsy ambony kely ny rohy ampy hamaliana izany fanontaniana izany.

Fa io teny io ary ve azo ovaovana sahala amin\'izao? Rehefa manova teny ange dia efa mampandainga izany e!
Aiza ary ny teny manao hoe fantaro ny zava-drehetra, hazony mafy izay tsara! mampirisika anao ho vendrana ve izany teny izany? Moa tsy manao izay hahamailo anao aza?
Mankanesa aty amiko izay miasa fatratra sy mavesatr\'entana fa izaho hanome anareo fitsaharana: izany hoe rehefa be adintsaina loatra sy be ahiahy loatra dia manatona an\'i Jesoa. NY entana lazaina eto dia tsy ilay eritreretinao fa ny hatoka lasa mavesatra rehefa reraky ny miady amin\'ny fiainana (f\'angaha ny fiainana moa iadiana?). Rehefa manana olana mavesatra dia atolory an\'i Jesoa izany hamahany azy.
Dia aiza indray izao no mbola misy olana aminao aloha?

49. ainaheri ( 12/07/2005 09:28)
Io ary ny anao ry Tsimiandravola tezitra ambakan'ny
jentilisa,nefa raha ny tena izy tokony homba anao ireny hihi:lol::roll:
50. jentilisa ( 12/07/2005 09:36)
Fa aiza ary aho izay tezitra eo? Tsy mahafantatra ahy ianao izany ry ainahery!
51. bichette ( 12/07/2005 09:49)
jentilisa> ny tian'i ainaheri tenenina dia tsy hoe ianao ianao fa ilay hoe "jentilisa" izay hilazana matetika ireo olona tsy kristiana hono indrindra ao madagasikara (?) ka raha ny tena izy ireo "jentilisa" tokony hiray hevitra @ tsimiandravola sy hanohana azy dia izay no hitenenan'i ainaheri an'io, karazana sens figuré zany e ! sy hanihany satria ianao manao ps hoe jentilisa nefa manohitra an'i Tsimiandravola
52. tsimiandravola ( 12/07/2005 10:23)
Ny lohahevitra zay avoakanao eto dia tsy mipoitra
avy ao aminao fa ny hevitr\'olona no voasanao
sy halalininao!Raha anao ny hevitra d vonona
hitafa sika fa raha tsy anao kosa d mamonje
PSY fa misy tokony amboarina ao

Misy mba manoro hevitra ahy manao hoe aza dia extremista loatra ê.Efa niteny aho teo aloha fa tsy manompa n\'iza n\'iza,ary efa nazavaiko koa fa \"idéologie\",sy hosoka no finganiko.
Ambonin\'izay efa niteny aho fa tsy ho voatery hanjono daholo akory ny olona vao afa-mihinana trondro.Ka ianareo izay manankiana ahy milaza fa hevitr\'olona no velariko sy voiziko,dia hoy aho hoe:mbà menatra ary satria ianareo koa mitafy ny tsy nozairinareo,mihinana ny tsy nambolenareo,nankany am-pianarana ianareo dia nianatra ny \"théorème de Pascal\" izay tsy noforoninareo,eny fa na dia ny Baiboly aza dia tsy ianareo no nanao ny angona....
Ka raha hitanareo fa tsy lojika loatra izany dia aza manakana ny olon-kafa tsy hivoy izay tiany ho voizina.Ny zava-dehibe fotsiny dia rehefa hitanareo fa rehefa misy fahamatorany ilay hevitra voavoy dia azonareo atao tsara ny manangana azy ho anareo manokana.Tsy izaho mihitsy no hanome tsiny anareo ny amin\'izany ka hanao hoe:\"ialahy tsy misy hazon-damosina\" (ohatra io).

Ka araraotilko eto ny milaza fa miohatra amin\'ny loharano nanovozako ny hevitra voiziko aho dia azo lazaina ho \"bitika\".Ka dia ianareo no tsara mijery izany.
Valiako tsikelikely eny izay azoko valiana:ilay tenin\'i Jesoa novako sy exagerer-vako dia mazava ary efa tsoriko fa NOVAKO.Anao ny mahafantatra ny \"sincerité\" si ny \"sens de l\'humour\" ao.Azo atao ve ny manovaova? Valiny:apetraho ny fanontaniana any amin\'ny VATICAN satria ny testamenta vaovao mihitsy ny niovaova alohan\'ny nisian\'ny \"versions\" maharitra.

Efa voalazako tery aloha fa nila fotoana ny famolavolana ny NT fa tsy \"redaction\" natao nandritra ny herin\'andro teo ambany tsiokan\'ny Fanahy masina akory.
Adikako eto ity bokin\'i Celse ity nalaina tao amin\'ny \"La fable du Christ\" p.145:
\"Celui auquel vous avez donné le nom de Jésus en réalité n\'était simplement que le chef d\'une bande de brigans dont les miracles que vous lui attribuez n\'étaient que les manifestations effectuées selon la magie et les tromperies ésotériques.La vérité est que tous ces prétendus faits ne sont que des mythes que vous même avez fabriqués sans néammoins réussir à donner à vos mensonges une teinte de crédibilité.Tous savent bien que ce que vous avez écrit est le résultat de remaniements faits à la suite des critiques qui vous étaient portées\"
53. tsimiandravola ( 12/07/2005 10:44)
Hadinoko fa tsara i Jentilisa raha mijery kely ny carte misy ny faritr'i Galilea,ny toerana misy an'i Kaparnaoma sy Gamala miohatra amin'ny dobon'i Tiberiada.
Ary raha tsy fantatr'i Jentilisa fa manamorona ny rano ny tanana voalazan'i Lioka toetra ao amin'ny Lioka toko faha4 dia tohizo amin'ny toko faha5 (inona no olana?)
54. Mifenty ( 12/07/2005 11:19)


Madagasikara raha jerena ny carte dia atsimon'ny afrika.

Nosy izy, noho izany dia voahodidina ranomasina. Ny am-pitan'ny ranomasina dia an-dafy no fiantso azy.

Andafi'ny riaka hoy isika. i comores zany oatra de andafin'ny riaka no iantsoana azy. ho any comores zany dia hoe ho any an-dafy koa fa tsy oe any frantsa iany kory an-dafy.

Galilea, tiberiada sy kapernaomy dia an-dafy iany koa.

De aona koa izany i Jersoalema malaza ra izany???

Jodia sy Samaria sy ny sisa??

Raha mbola ampiana dia ao koa ry Korinto sy Efezy sy ny karazany

ra Galileo de jereo ny tononkira Bohemian Rhapsody

Oro sizé be kay aho le. hihih

Msaotra iany anmaky kle.
55. ainaheri ( 12/07/2005 11:35)
manisa 1 sisa aho d tsy tazana eto @ 1er
plans intsony ity lohahevitra ity!!
56. tsimiandravola ( 12/07/2005 12:16)
manisa 1 sisa aho d tsy tazana eto @ 1er
plans intsony ity lohahevitra ity!!

Mino aho fa mivazivazy i Ainaheri.Kanefa mamela ahy hilaza fa izany no azo antsoina hoe vazivazy "miampanga".Averiko eto indray fa ny "athé",sy ny siantifika ary ny agnostika sy ny tsy mpino sy historiens maro sns sns dia efa nianjadian'ny "intolérance" daholo hatramin'izay taon-jato maro lasa izay.Ary efa nometraka hafatra teto aho milaza ny momba ny "bucher",sy ny "inquisition",sy ny "falsification" sy ny mise à l'index boky sy ny excommunication sy ny "anathème"sns sns.

Izany rehetra izany dia midika fa misy ny "intolérance" ary ny fivavahana Kristianna no lohalaharana amin'izany hatrizay.
Ka raha mieritreritra ianareo fa mba misy "morale" ihany ao amin'ny Baiboly izay tompoinareo,dia ampiharo amin'ny fiainana izany.

Tsahiviko eto koa fa "mirehareha" mihitsy ny Kristianina amin'ny fisian'ny "Maritiora" isanisany fa mariky ny fahamarinana tazoniny izany satria "tsy misy mahafoy ny ainy ho an'ny zava-diso".Dia hoy aho hoe:IZA NO MANANA MARITIORA BE INDRINDRA?:NY KRISTIANINA SA NY OLONA MPANOHITRA ANY IVELANY IZAY VOAHENJIKY NY KRISTIANNA HATRAMIN'IZAY?

Mino aho nefa fa tsy ho ny fisian'ny maritiora teny ampahamarinana (Afera RanavalonaI ohatra)no antoka lehibe indrindra anamarinanareo ny fisian'i Jesoa ara-tantara "laïque".
57. tsimiandravola ( 12/07/2005 12:44)
Momba ny rano sy ny harato,ary ny fanangonana ny apotre:
Jereo Matio toko faha4 and-faha17-22 ohatra fotsiny:

18=eo amoron\'i Galilea nahita mpirahalahy 2 Simona sy André nanarato satria mpanjono ireo
19=Manarahy ahy fa hataoko mpanarato olona ianareo
20=OK,navelan\'izy ireo ny harato dia tonga dia \"daka\"
21=IZaka sy i Joany nandrary harato,voaantso koa tonga dia \"daka\".Navelany teo mbamin\'i rabaingny.

:lol:MORA DIA MORA NY MIANTSO NY \"MPIANATRA\" SATRIA SAMY AKAMA DAHOLO ARY TSY VITAN\'IZANY FA MBOLA RAHALAHINY DAHOLO IHANY IREO SADY MPIARA-MITOLONA AO AMIN\'NY PARTI NATIONAL JUDAÎQUE.

Izany raisonnement izany wa tsy nampoizin\'ny Kristianisma daholo fa ny tantara anie tsy mamela mivalo ê.

Ovay hoe \"kalachikov\" daholo ho\'aho ny hoe \"épée\" mba ahazahoanareo azy dia ho hitanareo fa ireo andian\'olona nankeny amin\'ny mont des Oliviers niaraka tamin\'i Jesoa ny alina talohan\'ny Paka dia \"bande de terroristes\".

I \"Jesoa\" mihitsy aza no nanambara:\"izay tsy manana épée dia aoka hivarotra ny fitafiany ka hividy (epée)iray\".

Efa halohalika ny ranombary tamin\'io.
Hitanareo amin\'izany fa tsy ho ary ho voaovan\'ny mpisandoka daholo ny tokony ho novany mba hanomezana endrika \"pacifique\" ny \"Nouveau testament\".

Fehiny misy ombieny ombieny,mbola misy ambiny na ao amin\'ny Nouv testamenta aza tsy voaova,ary misy sarotra ny nanova azy.Fantatra fa ny texte dia an\'i Marcion.
58. bichette ( 12/07/2005 12:52)
aoka izany e ! amen !
59. jhouhlambout ( 12/07/2005 12:57)
^:^
60. tianah1 ( 12/07/2005 14:45)
Matoa ny namana nilaza t@nao ry Tsimiandravola fa ratsy ny hevitrao de fitiavany anao daholo zany!!Fa saingy tsy takatrao manko!!!
Ary zao hoe:ny boky zay vakinao hoa sy ny site zay jerenao de vao haingana2 ihany no niforona sady zay tsy de mari-pototra akory!
Ka mieritrereta ihany fa sao de hanenina enao indray andro refa hikipy io masonao sanatria ka hoe...Fa tena ho tadidinao daholo zay resaka natao teto,eny na de hatr@ "a" aza.Marina e!!
Fa zao mba itadiavo ny fanafodin'ny rahafahafatesana aloha raha mba mahay ihany le mpamorona site sy ny sns.Fa raha mahay izy de mety milay kah!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1133