Kristianisma=Daba loaka

121. marozevo ( 02/09/2005 14:57)
I Deghany koa manko, ry zalahy, mitady hanampy an'i Tsimiandravola ah ! Hita izao anefa fa "provocation" ny an'i Tsimiandravola.
122. estine ( 28/09/2005 12:03)
tsimiandravola , ny hoe sekta dia izay finoana manaratsy ny hafa koa hoy aho mantsy an'ise hoe rehefa tsy mino ny Kristiana se dia mipetra tsara @ izay hinoan'ise ary manaova izay mety ahavorian'ise olona hanaraka ny finoana izay hinoan'ise fa aza haratsiana ny anolona ok!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1459