Mba omeo ohabolana mananihany !

81. xxx ( 31/05/2006 08:12)
Tezitra avy mangery ka mifitra @ antsy solanga ary misasa @ ranon-tsakay!
82. naughtyboy ( 13/06/2006 21:35)
milongilongy otrany zaza mangery alina..
83. Simpona ( 20/06/2006 13:31)
Mianatra asan'ny mpampivelona ka efa tafita vao mangarom-body
84. Levy ( 04/07/2006 17:37)
-Rera-maina toy ny manorok'olona matory...
85. dailynews ( 05/07/2006 13:39)
rehefa tena hitako ohatry ny masiaka ihany ny ohabonantsika... sady ny sasany tahaka ny vetaveta izany...asa aloha
86. naritsimba ( 18/07/2006 05:56)
Velon-kira anaovan-dratsy tahaka ny pot
87. fy55 ( 24/07/2006 16:55)
aza dedaka ohatran'i alika ka ny tay totofana ny vody tsy firana
88. naritsimba ( 25/07/2006 05:24)
Aim-bery maina tahaka ilay alika nanenjika tômôbil.
89. Achia ( 27/07/2006 20:43)
inona no tena izy e : raha malina aza mifehy hazo tokana sa Ramalina aza (ary) mifehy hazo tokana
90. naritsimba ( 28/07/2006 04:33)
Ramalina no tena izy e! anaran'olona io fa tsy inona akory
91. Achia ( 29/07/2006 05:36)
boka nisaka foza de tohizo
akoho tsy naneno tahak'izay ...
vorona azon'adala ...
gisa mangala-ketsa ...
92. Nickovy ( 01/08/2006 05:26)
:roll::roll::roll: "Mompera vaky damizana, samy miala zanako" Mety ve?:-@:-@:-@:-@
93. Achia ( 05/08/2006 16:14)
ra mila hevitra ambony de manantona :@
94. Herimiafina ( 05/08/2006 16:18)
hummm :-w:-w
"Raha ny hamafin'ny asa no hikajiana ny karama dia ny omby no manankarena" HM. (l)
95. pissoa ( 07/08/2006 15:27)
:-D:-D:-D
96. Achia ( 09/08/2006 16:58)
piso matory no halambolombava :lol:
97. pissoa ( 09/08/2006 17:26)
Renjekaky ooo :-D:-D:-D
98. Herimiafina ( 10/08/2006 15:53)
hummmm :-w:-w
"Toy ny be saina hanao asa soa ka ny tambiny no eritreretina voalohany" hehehehe:-D
99. Achia ( 12/08/2006 15:53)
nitetika arivo zany de maty iry alina , voa mafy :-D
100. Herimiafina ( 12/08/2006 16:02)
Mbola misy konkou! :-w:-w

"mampitovy tena amin'ny alika mivovo olona eny andalana". :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1582