Mba omeo ohabolana mananihany !
66. mirana5
(
21/02/2006 11:58)
Levy:
Olombelona toy ny ladim-boatavo ka raha tsy tainy de atodiny !
DISO ZANY Tsapatsapa vodin'akoho raha tsy tay atody no izy ry iannn a!
67. Levy
(
01/03/2006 18:04)
[Mirana 5]Ny olombelona toy ny vodin'akoho. Sady fivoahan'ny maloto nefa fa koa omem-boninahitra...
68. naritsimba
(
02/03/2006 04:02)
-Senegaly mandro ka ny tsikoko no afaka fa ny hamaintisana eo ihany...!
70. tafita
(
16/03/2006 19:40)
Sanginagy iray ndalana hono, fa ny nonon-drafozana anie tsy filalao e.
73. TYNOS
(
29/03/2006 08:01)
mijery fotsiny ohatran'ny boka mande cyber:lol::lol:ie,izy zanyk'ity;mitovitovy @ilay ohapitenenana hoe omf:lol::lol:
74. Levy
(
03/04/2006 15:29)
Njolamaso manao baskety, hono, ka hafa no alehan'ny maso, hafa no alehan'ny baolina.
76. xxx
(
07/04/2006 07:42)
Vita ho azy ohatran'ny karatr'i Naivo: Naivo tsy nahaloha moa ny fanjakana tsy nitaky.
77. xxx
(
07/04/2006 07:49)
Izay no vita, hoy ilay voadakan'ny omby (any @ teny ratsy na ankasarotana).
78. prime
(
23/05/2006 13:40)
Tsapatsapa vodin'akoho ka na tsy maty aza miongo-bolo :lol:
Vorona azon'adala ka raha tsy tay atody :roll:
Vorona azon'adala ka raha tsy tay atody :roll: