Mba omeo ohabolana mananihany !
23. sonwin
(
12/07/2005 09:33)
aza manao sahala amin-drafotsibe mitelina hozatra, kendan'ny nasesiky ny tanany:wink:
25. Mifenty
(
12/07/2005 11:13)
aza mitangorongorona otran'ny parasy am-p... ali.. , otran'ny paarsy am-perin'asa manko eh.
>>lanto ah, ka mampimé anazy kosa zany io oaboulana io kou. hihi
27. yonikafopl
(
12/07/2005 15:17)
voa doubla otran'ny akohovavy, sady voatraingo ny ambony, no voa ny ambany.
Mahavoa doubla otran'ny makorell, ny vola azo ny fahafinaretana manginy fotsiny:roll::-D:-D
Mahavoa doubla otran'ny makorell, ny vola azo ny fahafinaretana manginy fotsiny:roll::-D:-D
28. Lov
(
12/07/2005 18:18)
-Sola mikapa diavolana ka tsy hay zay ambany na ambony.
- Rehefa mety ny atao : sahona mapiditra ranon-ketsa, rehefa tsy mety ny atao ranom-apango aza misy tain'akoho.
- Olombelona toy ny ladim-boatavo ka raha tsy tainy de atodiny!
- Rehefa mety ny atao : sahona mapiditra ranon-ketsa, rehefa tsy mety ny atao ranom-apango aza misy tain'akoho.
- Olombelona toy ny ladim-boatavo ka raha tsy tainy de atodiny!
30. DotMG
(
13/07/2005 05:45)
Misy ohabolana mananihany fa tsy araka raha tsy dinihina :
Rafotsibe very laona ka miandry izay higadonany.
Rafotsibe very laona ka miandry izay higadonany.
31. naritsimba
(
13/07/2005 11:39)
- Banga mifika fary ka ny nantenaina hanamandomando ny tenda no nampitsovaka ny akanjo nify.
35. naritsimba
(
14/07/2005 08:33)
-Sola mividy fihogo ka ny volo tongotra ve atao vaky tampona sa ny volon-kelika no atao soro-bilana.
39. sasa
(
15/07/2005 05:02)
sonwin efa tsy nataoko d mbola nataon'lah foana
ity kou misy hoe
rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vody!!!!!!!!!!
ity kou misy hoe
rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vody!!!!!!!!!!
40. naritsimba
(
15/07/2005 06:06)
-Ampangain'ny tainy ohatran'ny alika nangala-drotra
-Indroa mahita ny maizina ohatran'ny tain'omby nantsentsin-davabary.
-Indroa mahita ny maizina ohatran'ny tain'omby nantsentsin-davabary.