Mba omeo ohabolana mananihany !
102. Herimiafina
(
12/08/2006 18:22)
Dia mbola misy konkou! :-w:-w
"Sarotiavina toy ny pô, ipipizana vao maneno" :-D
"mampitovy tena amin'ny alika ka ny olona ialonana avy no lazaina fa te hoderain'ny alika":-D
"Sarotiavina toy ny pô, ipipizana vao maneno" :-D
"mampitovy tena amin'ny alika ka ny olona ialonana avy no lazaina fa te hoderain'ny alika":-D
104. Herimiafina
(
13/08/2006 14:47)
ohabolana:
hipipizana vao velon-kira ny filaza ny po ka
Dia....
ohabolana mananihany:
ipipizana vao maneno
106. Herimiafina
(
13/08/2006 16:53)
Premieriman!
Hira=mozika+feo (parole).
Mozika=mozika fotsiny=maneno.
Ny pô tsy miteny, donc tsy misy feony na parole.
Donky: maneno.
Deuziememan:
-Misy olona mikapoka pô fa tsy izay manana pô rehetra akory dai hikapoka.(sens divergent).
-Ipipizana ny pô fa tsy kapohina. (sens convergent).
Donky: natao hipipizana ny po fa tsy natao hokapohina na velezina toy ny aponga, hehehehe:-D

107. pissoa
(
13/08/2006 17:03)
Na natao hipipizana ny po na tsia ... dia tsy misakana azy tsy haneno izany rehefa kapokapohina na velisina izy :-D:-D:-D
108. Herimiafina
(
13/08/2006 17:28)
Izay indrindra, na natao hihinanakanina ny antsy na tsia tsy misakana an'iny ho lasa fitaovampiadiana ihany koa.
-sens divergente: fanatsatohana antsy olona.
-sens convergente: hitetehana hena. hehehehe:-D
-sens divergente: fanatsatohana antsy olona.
-sens convergente: hitetehana hena. hehehehe:-D
109. pissoa
(
13/08/2006 17:31)
Ka tsy azonjy ny teniko
donk tsy rehefa hipipizana ihany ny po vao maneno :-D:-D:-D
zah teo oe:
Na natao hipipizana ny po na tsia ... dia tsy misakana azy tsy haneno izany rehefa kapokapohina na velisina izy
donk tsy rehefa hipipizana ihany ny po vao maneno :-D:-D:-D
110. Herimiafina
(
13/08/2006 17:34)
Ie, mazava be kah! Afaka maneno tokoa ny pô arah ohatra ka sady ipipizana no sady velezina.
Saingy tsy natao hovelezina izy amin'ny sens convergente (commonsense hoy indry izay) noho izany, dia valabla ilay hoe:
Sady aza adinoina ilay contexte na facteur incontrolable hoe :sarotiavina toy ny po ka ipipizana.
Saingy tsy natao hovelezina izy amin'ny sens convergente (commonsense hoy indry izay) noho izany, dia valabla ilay hoe:
"Sarotiavina toy ny pô, ipipizana vao maneno"
Sady aza adinoina ilay contexte na facteur incontrolable hoe :sarotiavina toy ny po ka ipipizana.
111. pissoa
(
13/08/2006 18:36)
Hihihi - ny mahadiso an'io anie dia ilay hoe vao ... toy ny hoe maneno if and only if ipipizana :roll::-D:-D:-D
Kanefa izy maneno koa if velesina na kapohina :-D:-D:-D
Kanefa izy maneno koa if velesina na kapohina :-D:-D:-D
112. Herimiafina
(
13/08/2006 19:19)
Misy heviny maromaro ny teny hoe VAO kah!
-Vao kapohina dia maneno.
-Kapohina vao maneno.
Samy hafa ny hevitr'ireo! :-D
-Ny iray manindry ny action hoe mikapoka.
-Ny iray indray manindry ny action hoe maneno.
Ka raha ny resantsika teo dia ity faharoa no navoitra kokoa donc tsy tafiditra anatin'ilay contexte faharoa ny teny hoe kapohina. :-D

113. Achia
(
14/08/2006 15:45)
Ino ra mampifagnolany agnareo @ pô alefa fo ohabola mizaha hafa ndreky . Mba hikakazo koa ne ny pô e ! fa io ssy misy ra volagningny mangia fo izy :lol:
114. bibilax
(
03/10/2006 18:49)
Manalasala otrany mianika coco mitaingina ny reniny vao mihinana anjanany,Voa double otrany renina akoho ny loha vokaikitra ny vody vopopy, Mihevitena ho be lavabody ka mitelina vonjavoka , 69 @ bangaridana ka mitovy daholo ny ambony sy ny ambany , Gidro any tsimbazaza voky vao milelabody, Mangovingovitra toy ny volombody lalovaketotra ,@ manaraka indray ok hihihihihihihahahahahahaha mitenena izay mbola mila e
115. naritsimba
(
04/10/2006 09:19)
Aza manao toy ny lelan'omby sady milelaka ny vodiny no milelaka ny orony.
118. bilakarenjy
(
23/11/2006 15:51)
mamo manaraka valam-parihy ,aiza ny lalana aty sa ary ?
Sima manao propagandy ,ny sioka no atao be de be
Njola mitaingina posy ,lasa voarahaba tsy fidiny .
Aza mimenomenoma ohatran'ny rafotsy mandeha bus feno hika ,ka manontany zavatra hitazomana .
Sima manao propagandy ,ny sioka no atao be de be
Njola mitaingina posy ,lasa voarahaba tsy fidiny .
Aza mimenomenoma ohatran'ny rafotsy mandeha bus feno hika ,ka manontany zavatra hitazomana .
119. ikaretsaka
(
24/11/2006 21:43)
Basivava mpangetotra: izay tsy fenon'ny ao ambony fenoin'ny ao ambany.
Voa roa sahala @ voalavo: sady voa no lavo
Voa roa sahala @ voalavo: sady voa no lavo
120. bilakarenjy
(
25/11/2006 18:14)
trano atsimo sy avaratra ,izay didina maharary .
Aza manao lalan-kitan'ny kisoa ka ririnina avy no manao hitsin-dalana :arrow::arrow:aza manao kisoa mahita lalana ka hatao hitsin-dalana ny ririnina .
Aza manao lalan-kitan'ny kisoa ka ririnina avy no manao hitsin-dalana :arrow::arrow:aza manao kisoa mahita lalana ka hatao hitsin-dalana ny ririnina .