Miaraka amin'ny vadin'olona

41. cocorie ( 09/08/2005 14:25)
Dia tena tsy nisy zany ko! izaho aloha tsy hangalatra ny an'oll zany e! todi-paty hono aza misy fa raha todi-pitia manodiava matahotsa ka!
42. xxx ( 11/08/2005 12:22)

araka ny fijeriko, matoa misy ny mpivady miaraka aminolona ivelany tokantrano, dia misy anto,ny ao, antony izay efa nolazainy iray na tamin'ny teny na tamin'ny fihetsika, tsy nahazoany fahafahampo,
andao atao hoe halemena angamba, nefa ihany koa fitsinjovana ny tokantrano tsy ho rava, nefa tsy ampy
ny vahaolana dia miresaka foana ny mpivady
43. lanto ( 17/08/2005 12:39)
fasaly> fon'ny selibany sa ny an'ny manambady ? :)
44. cocorie ( 17/08/2005 14:17)
otran'ny tsy nahazo valiteny nahafa-po anga i xxx ka izao ary e! izaho zany niaraka tamin'ny vadin'ol satria tsy nisy nanambady biby
45. fasaly ( 17/08/2005 18:57)
lanto:
toa selibany daholy kou! :roll:
46. lanto ( 17/08/2005 19:02)
fasaly> normmm :-)
47. fasaly ( 17/08/2005 19:46)
:wink: ekena lanto
48. jos13 ( 28/08/2005 15:11)
za aloha miaraka @ vadin'olona fa arakaraka ny tanjona ihany io, we mbola anatafita ny zazanay oh ilay sipa d zay tsy hialany @vadiny oh d ahoana ?
ary raha manao anizany koa anie misy antony fa tsy mananao foana e!, tsy tsara ilay izy fa mba solafaka re!
49. xxx ( 28/08/2005 17:59)
tsy voatery hisy antony zany fa ndraindray efa fitiavana te hanadrakandrana fotsiny ny sasany !
50. methode ( 05/09/2005 18:00)
Mbola tsy niseho ihany le niaraka amin'ny vadin'olona!!! Hihihi! Matahotra ny masony hono ka te-hividy ny lohany!!! Ohatran'ny mahaliana tokoa le fanotaniana hoe inona marina no tena antony e? Tsy ampy ny ao an-trano sa maninona? Sa tsara ny any avelany noho ny ao an-trano? Raha izany moa maninona raha ny ao an-trano no mba amboamboarina mba ho tsara noho ny an'ny hafa? Fa na izany aza de mba te-hahafantatra ny tena antony ny olona e! Tsy misy zavatra atao tsy misy antony izany na tsy misy tanjona.
NB: Efa ela ihany no namaky ny lohahevitra fa izao vao afaka nanoratra.
51. zandrikely ( 13/09/2005 14:00)
iondray dia safidin'ny tsirairay , fa ny hita sy tsapa aloha dia betsaka ny joba efa manmbady no mitady hiaraka @ bandy hafa , satria tsy mahazo izay mba ilainy sy tadiaviny izy ao antranony ao , ilay bandy ko moa miseho milay fa tsy mba azo hifampiresahana , milay io fa andramo e
52. xxx ( 14/09/2005 12:11)
Zà aloa de manambady vadin'olona.Ho lazaiko anao ny tantara:t@ zahay mbola nianatra no niaraka voaloany.Tato aoriana anefa de nisaraka zahay noho le vevavy lasa vadiny io.Raha vao tapitra moa ny t@nay de nifindra toerana lavitra ny ray amn-dreniko noho ny asa.De tsy nifankaita ntsony zahay mandra-panambadiny.Matetika2 izy no mandalo ao @ bebenay mitady ahy na de efa maty aza ny @nay.Saingy tsy itany mintsy no sady nahazo valin-kafatra izy.Henoko t@ zany fa tsy maintsy natao ny raharaha an-dry zareo satri bevoka be le vevavy,moa zà koa enony t@ avako fa efa nanambady sy niteraka 2.De vita soamntsara ny raharaha na de disa2 be aza noho ny fianakaviana sy le vevavy.
Ary io olona io de nisy fôna hatr@ zay niarahan'izy roa ka hatr@ fisarahany.
Ny tany moa bory2 ka tsy ilaozan'ny tsy ifankaita,de nifankaita tkoa zahay de nanomboka teo ndray ny tantara.Zà rahateo moa mbola tsy nanambady t@ zany.Fa ny tiako lazaina de zao:milamina ny tokantranonay,zaza 2 ny zanakay, ny 1 t@ le anazy taloha,ny 1 zanakay.Ary ny olana de tsisy na eo @ ray amndreniny aza,na eo @ avany.
53. angelastela ( 14/09/2005 15:38)
Manao ahoana daholo!

Tena tsy vanona mihitsy anao ity ry xxx,
sady mandragitra Gasy namanao noho manao mokondoha dideroka hoatra ny tsimisy raisonement,
maro paragraphe novakiko,hitako tsara ny fling-nao juste reraka mihomehy zaho,en faite tsapako tsara fa hitanao tsara ny fahamarinany izay lazainy namana Gasy na @ resaka fanambadiana ity na ny momba ny aty an-dafy fa de hoe mandragitra no but nao de mandragitra.Anao angaba tena mazana t@ philo( ataovy tsy hay koa dikany philo?)
Raha ianao io akaiky zaho haiko tsara ny miresaka @-nao fa mety hifanena @ olona mety mazadoha mihoatra na mitovy na adala noho ianao ianao.
izay aloha fa dia mahereza mampiresaka ato serasera.org mba ho fanalana andro!
Gros bijous @ Gasy ka manja rehetra!
54. booboo ( 14/09/2005 16:03)
xxx >Aôna koa zany oe manambady vadin'oul ? mandala ny polygamie nareo sa manao ménage à trois ?
Dé aôna koa zany oe samy efa nanambady nareo talohan'ny nifankahitanareo indray (satria ny tany boribory)dé nefa refa avy teo enao milaza ndray fa mbola tsy nanambady t@ zany ?
Tsy azo, tsy araka sady tsy mazava
55. cocorie ( 14/09/2005 19:11)
otran'ny nivadika zany le film! za koa moa lali-tsaina raha teo
56. xxx ( 14/09/2005 19:26)
efa we eto tsy fitsarana olona avelao ny olona ilaza nyao am=pony mba hieritreretan'ny tsirairay avy tano ny raison nao fa misy antony ao tompoko tsy hoe mankasitraka ny ratsy na tsara fa misy ieritreretana
mety ahatongasaina ny afa koa ka ahitany vaolana eo @ situation'ny ka mangina ry mpitsara fa ianao ary mbola ho tsarain'andriamanitra ,an'ANDRIAMANITRA ny FITSARANA
57. booboo ( 15/09/2005 08:32)
ié ôa fa hazavao klou reo fanontaniako reo
58. lanto ( 15/09/2005 10:18)
booboo> tsy mitohy mihitsy le tantara ! mba namaky niverimberina aho fa tonga amin'ireo fanontaninjy ireo koa.
59. angelastela ( 15/09/2005 12:02)
salut ry xxx,
ny ahy aloha tsy misy resaka fitsarana fa juste mampiomehy zaho ny fomba firesakao,ary aza asiana resaka Atra fa tsisy idiran ny BAIBOLY na Atra @ ity resaka ity, ny ahy manokana moa dia fanalana andro ato @ fiasana ka de voila point barre ary izany no ampirisihako mahereza mampiresana mba ho fanalana andro.
Mahereza dahol eh!
60. lanto ( 15/09/2005 12:16)
angelastela> tsindrio ihany ilay valio eo amin'ny resaka tianao ho valina satria ireo xxx namaly hatrery ambony ery ange olona samihafa daholo e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1145