Miaraka amin'ny vadin'olona

101. tivinah ( 27/02/2006 11:52)
Za ko miombon-kevitra aminao!
Mahagaga fa lasa lamaody ny tanora ankehitriny ny milalao fitiavana, rehefa avy eo may vao tsy hita izay hatao hany ka lasa manaonao foana(mamono tena mihintsy aza ny sasany), tsy mitondra fandrosoana velively izany ry TANORA NAMANA, Saino Ihany ny Didin'Andriamanitra. Ny ahy ny mba tadiaviko amintsika raha misy olon-dehibe eto dia mba ampianaro ny Soratra Masina ihany ny ankizy fa tena tsy mahalala izay tsara sy ratsy, ny mety sy ny tsy mety izy ireo fa finaritra milalao fotsiny
102. maina ( 08/03/2006 17:26)
:^)dia faly miharahaba anareo ny tenako.raha ny hevitro aloha mombany fiharahana @ vadinolona ,na manambandy na tsia dia tsimety satria 1:amitsika malagasy dia sarobidy ny fifakatihavana ,ary ary izany atao hoe vady izany amitsika dia zavadehibe,ary mahamenatrolona.asio re raholona ny fifanajana @ mahaholombelona,sy ny mahagasy atsika a ka amiko dia trotra ihany ihanao vadinolona io izay miharaka @ olokafa na ihanao izay mangalampadinolona io,mbola holava ny andro ihahinana ka ny ohavy jerena fa tsiny anio sy rahapitso fotsiny dia izai2 indray ary aloha fa dia atsika no mandinika sy miheritreritra veloma o
103. xxx ( 04/04/2006 08:49)
Ny ahy kosa dia izao e ! matoa ny olona roa mifankatia dia @ f izay natao hifanasoa izay, satri ao an-tokatrano ao ilay iray mety ahazo gidragidra foana na koa mitanila bebe kokoa any @ fianakaviany ilay iray dia tsy mifandanja intsony ilay fitiavana, eny fa dia tiany izo aza ny vadiny dia manjary mitady olona afa hizarany ny fahoriany ilay iray, tsoriko izany e ny fianankaviana no tena manimba ny tokatrano iray, raha vao voatambitambin'ny fianakaviany ny iray dia lasa mirona be any ny iffection kana dia ny vady aza atao tsinotsinona fa raha vao mba miteny dia gidragidra no mitsena azy, indrindra fa ny vehivavy.
104. methode ( 09/04/2006 09:05)
Andraso aloha haverina le fanontaniana sao misy mbola mahita valiny matotra:
Resaka vavolombelona ity... misy angamba amintsika ato miaraka amin'ny vadin'olona, na efa manambady fa minia miaraka amin'olona hafa. Manana ny antony hanaovana an'izany ireny olona ireny kanefa tsy afaka manazava fa tonga de tsy misy mpihaino. Ka raha misy ato... de afaka manazava eto ve izy? Tsy maninona na xxx aza raha manahirana.
Potsiro ny fery ao anatinao ao...
105. zanany ( 20/04/2006 23:21)
De isaorako b d b enao mampatsiahy ny fahendrentsika na ny tokony devisesntsika malagasy fa de misy mampalahelo tokoa ny toe-tsaina fa misy na hatramin'ny reny niteraka aza mamporisika & d'accord @ zanany hiaraka @ vadin'olona ka manao tetika izay hanapotehana ny tokan-tranon'olona tsara situation hikarakarany ny papier-ny & hamelona azy ireo.Ary tena tsy ho sasatry ny hanao déménagement eraky la frantsa na koa éropa angamba refa tsy mahavoa @ toerana iray le tetika.
maina:

:^)dia faly miharahaba anareo ny tenako.raha ny hevitro aloha mombany fiharahana @ vadinolona ,na manambandy na tsia dia tsimety satria 1:amitsika malagasy dia sarobidy ny fifakatihavana ,ary ary izany atao hoe vady izany amitsika dia zavadehibe,ary mahamenatrolona.asio re raholona ny fifanajana @ mahaholombelona,sy ny mahagasy atsika a ka amiko dia trotra ihany ihanao vadinolona io izay miharaka @ olokafa na ihanao izay mangalampadinolona io,mbola holava ny andro ihahinana ka ny ohavy jerena fa tsiny anio sy rahapitso fotsiny dia izai2 indray ary aloha fa dia atsika no mandinika sy miheritreritra veloma o



106. papala ( 08/05/2006 10:02)
xxx:

Zà aloa de manambady vadin'olona.Ho lazaiko anao ny tantara:t@ zahay mbola nianatra no niaraka voaloany.Tato aoriana anefa de nisaraka zahay noho le vevavy lasa vadiny io.Raha vao tapitra moa ny t@nay de nifindra toerana lavitra ny ray amn-dreniko noho ny asa.De tsy nifankaita ntsony zahay mandra-panambadiny.Matetika2 izy no mandalo ao @ bebenay mitady ahy na de efa maty aza ny @nay.Saingy tsy itany mintsy no sady nahazo valin-kafatra izy.Henoko t@ zany fa tsy maintsy natao ny raharaha an-dry zareo satri bevoka be le vevavy,moa zà koa enony t@ avako fa efa nanambady sy niteraka 2.De vita soamntsara ny raharaha na de disa2 be aza noho ny fianakaviana sy le vevavy.
Ary io olona io de nisy fôna hatr@ zay niarahan'izy roa ka hatr@ fisarahany.
Ny tany moa bory2 ka tsy ilaozan'ny tsy ifankaita,de nifankaita tkoa zahay de nanomboka teo ndray ny tantara.Zà rahateo moa mbola tsy nanambady t@ zany.Fa ny tiako lazaina de zao:milamina ny tokantranonay,zaza 2 ny zanakay, ny 1 t@ le anazy taloha,ny 1 zanakay.Ary ny olana de tsisy na eo @ ray amndreniny aza,na eo @ avany.



TSY MAZAVA ILAY TANTARA FA OHATRY NY DÉROUNE ZANY.
107. xxx ( 20/05/2006 07:23)
Nenà njay ry reto a,niaraka sy nifankatia be zay(l)(l)(l)de nefa nisaraka fa incompatible par tous les sens du terme:cry:. D nanambady izy nefa zao za mbola tadiaviny foana foana!Itadiavany fika iresahana foana!Ko ra tsy adala za ko!Fantatro tsara fa izy mbola tia sady za ko torakizany fa inn no tedaviny? D'accord @ zakilinina mitsy za fa refa iny no nofidiana sy nekena teny @ alitara d iny foana.Fa izy vadinoul tokony mipetraka @ zay. Nefa izy re da tiako o! hahaha!sady itako toulézour ko nga tsy loza!D izy zany le mitetika ny ho kala be fa sady nahazo vady no mbola ampirevenilay reveny?Ntsssss!Aza mety kambony e?
108. booboo ( 20/05/2006 08:58)
109. methode ( 20/05/2006 14:25)
Booboo: Ahan ahoana ndray? lol
110. booboo ( 21/05/2006 14:21)
methode > :-D
111. xxx ( 27/05/2006 14:51)
ie zaha aloha tena mba te_hiresaka ny mikasika izy 'ty fa tsy sahy namoloa ka hsaorana ianao nanomboka azy 'ty zany:ary zaho ihany koa dia mpiaraka amin'ny an'olona na dia tsy hiteny eto fa efa man_bady na sahala ny amin'izany...Fa ny maro amin'ireo mpanao azy io dia ny amin' ny resaka fanaovana no tena mahatonga azy, zaha aloha lehilahy ka resaka gout no tena mahatonga zaha hanao io fomba io izany hoe misy viavy tena mahay misôma tsara ka mazava hoazy raha tamana aminazy anao na dia tsy vadinao aza izy na koa tsy vadinao izy fa samy manana ny azy anareo na sahala ny amin'izany-tohizako amin'ny manaraka raha toa ka mba vakionareo ity tapany voalohany ity.
112. prime ( 02/06/2006 12:42)
:-w:-w:-w:-w
113. booboo ( 02/06/2006 12:53)
Prime > hihihi miandry tohiny ôtra anà ve dikan'io ?
114. titis ( 02/06/2006 17:47)
Izaho aloha mbola tsy niaraka tamin'ny vadin'olona ary tsy te hiaraka @vadin'olona ka tsy hitako izay ho ambara fa ny henoko dia toa hoe matsiro hono ny fitia nangalarina ko!:-*:-*
115. xxx ( 07/06/2006 03:20)
Za de sendra vadin'olo foana. Tsy fantatro le izy @ voalahony fa aty aoriana.Tsy mety io satria misy impacteny foana aty aoriana. Mety tena mifankatia nareo toa ny toerana nisy ahy saingy:
1-na enao saropiaro @lay vadiny de ho voatonona foana io ary de ho lasa gidragidra le izy
2-na lay tompombady tsy hampitombona anao mitsy
3-na lay ol miaraka aminao hananatendance hanao comparaison @vadiny
4-na samy indiffernts eny nareo @lay sujet na de misy tena manitikitika aza.
Za aloha na matsiro aza io tsy te ho any intsony satria mampijaly io
116. bonaventure ( 21/06/2006 11:36)
zakilinina:

Fahotana ! Fahotana ! Fahotana lehibe !
"Aza mangala-badin'olona !"
na dia misy mangalatra ve ny ahy dia tsy haka ny an'olona aho dia ho fahotana ve,mafy ange ny very vady ry zalahy e, surtout tena tianao izy,atao hoe valifaty angaha ok


117. soul ( 07/07/2006 07:28)
Ny ahy aloha miaraka @ vadin'olona na efa nanambady no tiako satria efa manana expérience ireny raha eo @ lafiny sex no resahina sady ireny efa matotra e.
Fa zah kosa aloha miteny hoe tsy de tsara ny vehivavy manambady manao sipa e,aleo ny lehilahy ihany
118. xxx ( 05/08/2006 21:29)
fa ahoana no ny lehilahy ihany no manao sipa fa tsy de tsara amin'ny vehivavy manambady ry soul ????
119. xxx ( 08/08/2006 09:13)
xxxx hafa aho, vavy,
izaho aloha efa elab tsisy sipa mihitsy, efa ho 3 ans, tsy haiko na ny lehilahy celibataire v no efa lany, fa mba efa mitady ihany aho, ny farany d niaraka t@ olona efa manam-bady aho, tia ahy izy, izy koa tsy d ratsy, d manala azy miaraka aminy aloha mandra-pahitana ny tena mba ho ahy
120. majesty ( 08/08/2006 13:04)
zaklinina a aleo za alou zany hieritreritra tsara vao hiroso eny amin'ny alitara raha izany sa ahoana hozy enao,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4249