Miaraka amin'ny vadin'olona

121. marimarbellanda ( 13/08/2006 18:05)
majesty:
message

zaklinina a aleo za alou zany hieritreritra tsara vao hiroso eny amin'ny alitara raha izany sa ahoana hozy enao,




122. marimarbellanda ( 13/08/2006 18:11)
ny miaraka@ vadinolona amik d mandika ny teni Atra ;olona tsy matahotra ny Jss.NY ara nofo no manjaka ao anaty ary manimba ny tena mihintsy ;ry tanora matahora Atra fa andro farany zao sao tara ny famonjena ho anaoary inona mba zavatra azonao @mijangajanga ny hevitrizay dia fahafatesana no miandry anao ;zany hoe very ny fanahy nao ;koa samia mandinitena fa tsy mahasoa zany ry tanora fa ny zavatra rehetra dia misy fiafarany .
123. methode ( 14/08/2006 08:30)
marimarbellanda: Ka le antony mahatonga ny olona manao an'io sy ny tanjony no anontaniana fa tsy toriteny no tadiavina ko! lol! Ohatran'ny olona misotro toaka sy mifoka sigara io! Hoe ratsy ne mbola be dia be no misotro sy mifoka! lol
124. iriko ( 31/10/2006 19:37)
tena tsy mbola misy manzava ny antony sy ny tanjony mihitsy ireto xxx ireto Mitantara fotsiny ny zavatra nataony izy dray:roll::roll::roll:
125. xxx ( 25/11/2006 19:09)
Matahotra tora-bato daholo tsinn :) Ny titre anefa efa hoe "miaraka am vadin'olona" fa tsy hoe "mangala-badin'olona"...
126. zanany ( 28/11/2006 17:04)
Ka inona anefa no iarahana na ifikirana @ vadin'olona?Ny tanora na antitra tsisy vady betsaka na ny divorcé(e)s;manjary manelingelina tokan-tranon'olona sy mampijaly vady aman-janak'olona,ary na ianao aza tsy ilamina satria mangalam-pihinana sa efa basin'ariary fito na tsy mahita mpamelona ka any no mifatratra? de mi-tanter chance,satria efa tsy fitiavana intsony ra resaka sexe fona no hiarahana @ vadin'olona
127. xxx ( 30/11/2006 10:59)
Tsotra be io, ea natao ny fanadihadiana tanora,
nyfangalaram-badin'olona hoy izy ireo dia ,kapain-tsita fery,
izany hoe raha hiaraka @ mbola tsy manam bady ianao , be ny engagement nao,
"Tout est permis sans être vue" hoy ny vazaha
tsika anefa GAsy ka hoy aho hoe: " Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka"
Ambava homana , ampo mieritreritra , samy maka izay tandrifiny;
tsisy manome tsiny an'iza n'iza fa samia mitatnty izay vokatrin'ny ataony,
raha tsy tratra mihitsy moa dia arabaina,
raha tsy izay dia mifona any @ madama ,
Misaotra tompoko...
T............
128. xxx ( 27/12/2006 11:13)
eeee! adi-hv rangahy ity ka tsy misy tokony hahatezitra, fa na manakiana izahay na manatsara samy milaza izay tiany io, tsy misy tsara hoatran'ny an'ny tena ihany, mangalatra ny an'ny hafa izany manahirana.ok merci an
129. rrgmt ( 06/01/2007 15:43)
Izaho aloha manindry fa ny vadiko ara-dalàna dia ampy satria natao hifanampy sy hiatrika ny fiainana. Tsy maintsy misy ady atrehina @ izany. tsarovy fa raha tsy misy ady ny fiainana dia tsy misy tsirony. Fa ny zava-dehibe dia hoe nandresy ve aho, voavaha ve ny olana, Rehefa nandresy aho dia manana fifaliana anaty.
Tsarovy fa ny tokantrano dia singa iray eo @ firenena, rehefa rava avokoa ireo singa maro ireo dia potika ny firenena.
Misy ny fahafinaretana miaraka @ izay tsy vady na vadin'olona, mety heverina fitiavana fa saingy misy foana ny mandalo, hosoka, filan'ny nofo izay mitera-doza foana @ farany. Ankizy ratsy taiza, tsizarizary, manahaka ny ray aman-dreny (tel(le) père, mère tel fil(s)le.sns......ka
aleo misoroka toa izay mitsabo:)
130. xl ( 18/01/2007 12:12)
Aza atakalo ny Akoho tamana an-trano fotsiny ny akanga tsara soratra,
sao voa tsaingoka roa ohatran'i akoho
131. rrgmt ( 06/06/2007 18:54)
Ny ahy aloha ny hapetrako dia hoe kristiana ve ilay mampirafy sa tsia. raha tsia, fandresen-dahatra azy manokana izany, tsy afaka hitsara aho. tandremo ihany anefa ny sida fa tsy aleo misoroka toy izay mitsabo (zaho mahalala any dago,hatsaran-tarehim-behivavy izany kanefa dia fantatra hoe misy sida.
Raha kristiana kosa, misy ny fitsipi-pitondrantena. Toherin'ny baiboly ny fampirafesana, tia an'i Kristy aho manaraka izany, raha mifanohitra izay, sao dia kristiana étiquette fotsiny ka manala-baraka ny anarany. Fotoan fandinihan'ny tsirairay tena izao hoe manara-dia an,iza izy, tsy terena izany kanefa misy kosa ny !DISCIPLINES! ho an'ny !DISCIPLES!:roll:
132. xxx ( 10/07/2007 13:32)
8-)
133. HERIZOGEOR ( 26/10/2012 12:45)
ny fahotany rehatra ataon'ny olona dia ivelany vatany avokoa fa ny fijangajangana dia fahotana mihatra @ vatana ary koa hoy ny soratra masina :fa ny mpijangajanga sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy sy mpandainga sy ny sodomita ary ny mpaka vadin'olona dia tsy mba handova ny fanjakan'ny lanitra . hitantsika tsara angamba lay fijoroana vavolombelona notantarain'YVE (zokievo) fa tena mijaly ao anaty afobe lay vehivavy janga nefa tsy afaka ho aiza intsony .koa andao re isika hivavaka e efa akaiky anie ny Tompo e mbola fa tsy tara . homba antsika anie ny AVO
134. HERIZOGEOR ( 26/10/2012 13:56)
Hugues:

sarotra b ny mieritreritra hoe hiaraka @ vadin'olona, satria mantsy ny tena dia tsy tompony fa mangalatra, mazava hoazy izany fa tsy afa-po mihitsy ary mitebiteby andro aman'alina matahotra sao tratran'ny tompony, na ny tena manambady tratran'ny vadin-tena, manahirana ihany. Ka raha azo atao re fadio ny maka vadin'olona, ary raha ny eto @ntsika de mbola maro ny tsy manambady na ny lehilahy izany na ny vehivavy, tsy aleo ve maka an'ireny tsy isian'ny tebiteby.
...Marina ny any hugues fa ny mpangala -badin'olona dia tsy handova ny fanjakan'ny lanitra sady ny fahotana rehetra anie ivelan'ny vatana fa ny fijangajangana dia fahotana mihatra @ tena mihitsy e . jeren ny nanjo ilay vehivavy janga mijaly ao @ afobe araka ny fijoroana vavolombelona notantarain'YVE , tena mampihoronkoditra an! . tsy aleo ve manao ny sitrapon'ANDRIAMANITRA dia tsy tratran'zany e sady tsy andoavambola koa anie zany e .samy ho tahian'ny Tompo e
135. HERIZOGEOR ( 26/10/2012 13:56)
Hugues:

sarotra b ny mieritreritra hoe hiaraka @ vadin'olona, satria mantsy ny tena dia tsy tompony fa mangalatra, mazava hoazy izany fa tsy afa-po mihitsy ary mitebiteby andro aman'alina matahotra sao tratran'ny tompony, na ny tena manambady tratran'ny vadin-tena, manahirana ihany. Ka raha azo atao re fadio ny maka vadin'olona, ary raha ny eto @ntsika de mbola maro ny tsy manambady na ny lehilahy izany na ny vehivavy, tsy aleo ve maka an'ireny tsy isian'ny tebiteby.
...Marina ny any hugues fa ny mpangala -badin'olona dia tsy handova ny fanjakan'ny lanitra sady ny fahotana rehetra anie ivelan'ny vatana fa ny fijangajangana dia fahotana mihatra @ tena mihitsy e . jeren ny nanjo ilay vehivavy janga mijaly ao @ afobe araka ny fijoroana vavolombelona notantarain'YVE , tena mampihoronkoditra an! . tsy aleo ve manao ny sitrapon'ANDRIAMANITRA dia tsy tratran'zany e sady tsy andoavambola koa anie zany e .samy ho tahian'ny Tompo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3276