Miaraka amin'ny vadin'olona

21. fasaly ( 26/06/2005 15:31)
xxx:

Za efa manambady ary miaraka amina vadin'olona.Ny vadiko nifanaraka izahay fa hifampiteraka fotsiny noho ny bika amantarehy hanatsara taranaka saingy ankehitriny miaraka amina vadin'olona aho satria tsy noho izy manambady no niarahako taminy fa azoko any aminy avokoa ny affections ilaiko rehetra.Tsy mampisaraka azy @ vadiny aho fa tena miaraka aminy kosa anefa satria mifankatia izahay,mifanampy @lafiny maro na de tsy imason'ny olona aza.



betska io cas-nao io ka! na lahy na vavy, rehefa tsy ampy affection sy tendresse any amy tena vady de manjary voatery mitady any ankafa, fa izany akory tsy hatao hanomezana fahoriana ilay tena vady fa araka ny voalazanao hoe tsy hampafahatarina azy ireny ny zavatra hatao, de mahaiza miafina tsara ary...
22. fasaly ( 26/06/2005 15:44)
zakilinina:

Ka izao mantsy anaka : tsy mety raha ny zavatra mamoafady toa izany no atao fialam-boly sy homehezana ka hanaovana vavolombelona. Rehefa nifanaiky teny amin'ny alitara masina ianareo roa fa ho aina no fetra dia tanteraho io fa voady. Ny fangalaranao fihinana any ivelany dia manalabaraka an'i vadinao, toa milaza fa tsy mahavita azy izy. Tahin'Andriamanitra re ianao anaka, aza manao izao intsony !


tena fahendrena be mintsy io ary izay mahanteraka io hatramy farany de tena deraina manokana, fa lay fiainana amizao mintsy anie no miova e! ka izay no mahatonga ny olona hano ny tsy fanao.
ka matoa marina misy mijoro vavolombelona eto de fantany tsara ny zavatra nataony, mety nahatsara azy mety nahavoadoana azy ka avelao lay olona hamoaka ny
heviny nakalalahana marina fa aza tapenana ny domy e!
23. kally ( 27/06/2005 07:42)
Mivoaha tao daholo hono izay mpangalabadin'olona e!
24. majakely ( 27/06/2005 07:54)
xxx:

zakilinina> raha heverinao fa fialamboly ny eto dia diso toerana ianao... any amin'ny hatsinkana no misy fialamboly fa ny eto dia fianarana fiainana ary ilainay izany... enao angamba efa tonga lafatra ka tsy mila anzany intsony.

Zaho tsy miteny hoe izaho no manao an'izany fa misy kosa ireo olona izay manao an'izany ary manana ny antony na dia tsy dia voatery ho tsara aza. Ireny antony ireny no ilaina ho fantatra mba ahafahana mamaha ny olana.

Efa manomboka hita ny fomba fisainanao aloha amin'izao.. le olona tsy mahasahy mifandray amin'ny mpanota sao ifindrany angamba. Ahoana no fomba hanavotanao ny olona latsaka anaty rano raha tsy manala akanjo enao dia miroboka mamonjy azy? Eny e... raha tsy mahay milomano aloha de aleo tokoa mipetraka satria sao maty ao... fa misy olona mahafoy ny ainy hamonjy ny hafa... tahaka an'ilay iraikalahy nofantsihana iny... izay tsy nampaninona azy mihitsy no natao oe mandeha any amin'ny vevavy janga sy tendakanina sns...

KA aleo tokoa enao sy ny fahamasinanao razaky mitokatokana sao ifindran'ny lotonay eo... ho hita eo ihany hoe iza no ho tonga aloha any andanitra... enao ve sa ny vevavy janga hihihihi





Raha tsy te hifandray amin'i olona i zakilinina tsy niditra tato amin'ity dinika ity!
Mba mananatra izy ! ary azony hatao izany eto! Zay fa tsiky dia ampy!
25. majakely ( 27/06/2005 07:59)
Mety ho fitiavany hanavontana an'ilay olona no hilazany an'io ;fa tsy fitsarana izany tsy akory!! Ary raha natahotra an'ireo mpanonta arakin'ny lazain'i xxx izy dia tsy namaky akory na namaly tamin'ity dinika ity ! Ka aza atao an'io izy azafady , fa hajao koa ny heviny!Zony anie izany e!:wink:
26. bichette ( 27/06/2005 13:53)
tsy azo globalizé-na izy io satria misy antony maro samihafa ny mahatonga ny olona miaraka amin'ny vadin'olona ohatra matetipitranga izao io resahin'ny xxx io saingy izao fotsiny, maninona anefa raha miresaka tsara amin'ny vady dia mifampiboraka izay mety sy ny tsy mety ? mety manque de communication koa anie matetika no mahatonga izany e ! fa izao koa, raha miaraka amin'olona ve ny vadinareo dia ho tantinareo ?
27. fasaly ( 27/06/2005 16:42)
bichette: marina izany mateti-pitranga io surtout aty andafy, ary mahalala couple vazaha mintsy zà fa mandeha psy le rangahy fa tsy mandeha ny couple-ny raha tsy manana maitresse izy de fantatry ny vadiny tsara ny fisian'izany zavatra zany de sipa manambady koa no miaraka amilay rangahy, de samy olona manambady izany no miaraka, fa tsy resaka mangalabadi-n'olona akory, de hita fa nampiova zavatra amro tao amilay couple ny fanaovana izany, ary lay rangahy aza nisaotra an'ilay maitresse mintsy hoe isaorako lahibe ianao fa nanavotra ny coupl'-ko ny fahalalàko anao teo amy fiainako, ka hitanareo izany fa misy antony ihany.....lay izy
matoa miseho
28. miantsa ( 28/06/2005 12:23)
fa nareo nga tsy niakatra teny @ alitara no de manao izany toetra ratsy izany mijangajanga nge zany eh nareo tsy noterena niakatra teo @ alitara ko nony avy teo mampirafy nefa nanao ilay fifanekena we eto anatrehan'andriamanitra sy ny fiangonana.... izany we tsy misy dikany zany andriamanitra @ nareo ????
29. fasaly ( 28/06/2005 15:31)
message
miantsa:

fa nareo nga tsy niakatra teny @ alitara no de manao izany toetra ratsy izany mijangajanga nge zany eh nareo tsy noterena niakatra teo @ alitara ko nony avy teo mampirafy nefa nanao ilay fifanekena we eto anatrehan'andriamanitra sy ny fiangonana.... izany we tsy misy dikany zany andriamanitra @ nareo ????



iza no tianao lazaina amzany kay e!?????
nareo iza????
30. booboo ( 28/06/2005 16:40)
:-D:-D ilay miaraka @ vadin'olona angamba :-D:-D
31. fijo ( 29/06/2005 21:48)
kally an za mba te hindrana e...
32. xxx ( 30/06/2005 13:47)
Ny fitiavana tsy azo ferana, na fitia tselatra aza ! Tsy hay azavaina fa tonga ho azy eny na efa vadin'olo aza:wink:
33. fasaly ( 30/06/2005 14:55)
marina ihany alony zany e! ka rehefa tia de adala..
34. zakilinina ( 30/06/2005 20:47)
Ilay fitiavana ao an-drano no tselaro kely anaka mba hiredareda indray. Tsy misy tsara toy ny vady ao an-tokantrano anie ! Miam !
Na dia ny fitsiriritana ny lovian'ny hafa fotsiny aza anaka dia fahotana ary ny fahatanterahany dia poizina ho anao sy ho an'ny fiaraha-monina.
Raha vao misy fitsiriritana ny hafa mitselatra ao anatinao dia ataovy ao an-tsaina ilay tany amin'ny alitara fa masina izy iny. Vavolombelona maro koa no nanao sonia tao anaka.
35. fasaly ( 01/07/2005 19:45)
aza mitsiriritra mba ho tsiriritina zany an!
36. vahiny2004 ( 25/07/2005 11:24)
Mitovy hevitra @ Zakilina aho : matoa isika atao hoe "olona" fa tsy "biby" dia satria heverina fa misy saina . Raha olona 2 nifanaiky dia samy tokony hanaja ny zavatra nekeny na teo imason'iza na teo imason'iza ary indrindra teo imason'izy 2 ihany. Ka raha toa misy mampetipety hafa any, ajanony aloha ilay tantara en cours dia manaova fifanekena vaovao fa tsy mendrika ny atao hoe "olona" ny maka ny vadin'olona.
37. xxx ( 06/08/2005 10:00)
Dia ireo "tsy mba nanota" daholo no namaly. Iza moa no mbola hilaza izay mba niainany eo rehefa hita fa efa "voaheloka" sy voatora-bato mialoha ? tsy navela hiresaka aloha ireo nanontaniana !
Tsara izany fa tsy misy miaraka amin'ny vadin'olona (mangala-badin'olona) ny namana serasera ^:^

(xxx hafa indray ito an ! tsy ilay mpanome sujet)
38. fasaly ( 06/08/2005 10:14)
xxx ka raha milaza aho hoe mpaka fon'olona tato amy sersera de ahoana izany?????
39. tsondjo ( 07/08/2005 14:08)
mmhhh kay mbola misy ihany ny mpaka fo??? mmhhh aleo hiverina any an-drano malaky kannnnn
40. fasaly ( 07/08/2005 15:06)
laniko laniko...tsondjo an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871