tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!

1. bebeto ( 16/06/2005 17:25)
tena betsaka ny vehivavy ankehitriny ka tsy firy no vita fanambadiana ara-dalana ka tena very anjara, ka tsy tokony ho ekena ve ny fampirafesana mba ho famonjena azy ireo tsy hivaro-tena?
novalian'i bbn ny 08/08/2005 11:35
2. britney ( 16/06/2005 17:47)
raha manambola be hamelomana vehvavy maro ve toi inona no olana e!
3. zandrikely ( 16/06/2005 18:15)
soa ny manandroa leiretsy soa ny manadroa a , miasa @ trano roa letsy miasa @ trano roa , milay io an , ny aina nno atao matanjaka
4. fijo ( 16/06/2005 19:28)
ekena mihintsy ry akama an.
5. gasmlay ( 16/06/2005 19:37)
:wink::@
6. kally ( 16/06/2005 19:46)
Omeo ho an'ny sino ny sasany izay mbola tsy misy tompony e! ny sinoa hono mantsy maro lahy loatra
7. fijo ( 16/06/2005 21:14)
an an aleo zaraina ato ihany ka
8. yonikafopl ( 16/06/2005 23:42)
kally fijo, ka ny marimaritra iraisana zany eeee, ny bandy ato an, maka sipa betsaka, tsy koi, de ny sipa,njay mandeha any chine zany maka bandy any sa....???:roll::-w
9. xxx ( 17/06/2005 02:39)
Ny sinoa ary efa mametra ny isan'ny zaza aterany koa handray anareo hanao inona eo izy.
10. yonikafopl ( 17/06/2005 04:21)
xxx hihih zany ve:(:(:(
11. fijo ( 17/06/2005 04:42)
ka ny sinoa marina aza efa mila hamonoana ko
12. eh ( 17/06/2005 06:51)
raha samy mazaka moa ka maninona fa betsaka ny tsy mazaka ê!ny vehivavy no betsaka loatra sa ny lehilahy no te hanana maromaro?
13. rurik ( 17/06/2005 07:48)
ny marina aloha dia toa heo ny vehivavy hono maro ka toa hitako tsy olana raha misy ny sosy e miankina @io daholo ny zavatra rehetra lol
14. mandrindra ( 17/06/2005 08:15)
zandrikely, ataovy isa impair ihany fa raha roa fotsiny raha sanatria ka midofotra dia eo ianao no raisina.
15. lebotiti ( 17/06/2005 08:48)
ka tsy efa ekena tsy fidiny ve moa ny fampirafesana azao atao bebe fotsiny ny saosy de ataovy mafy ny paosy fa sao rovitra eo
16. lebotiti ( 17/06/2005 08:53)
ka tsy efa ekena tsy fidiny ve moa ny fampirafesana azao atao bebe fotsiny ny saosy de ataovy mafy ny paosy fa sao rovitra eo
17. mamzelkely ( 17/06/2005 09:30)
aleo ifanaovana de tsy manin!!!:°)
18. majakely ( 17/06/2005 11:56)
Ifanaovana inn io ry mamzelkely:?::roll:
19. kally ( 17/06/2005 13:13)
Mifanaova hono ry reto a!
20. yonikafopl ( 17/06/2005 13:34)
mazotoa mifanao ao ary eee:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1538