tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!

81. spidherimanina ( 30/06/2005 10:34)
-Mitandrema ihany fa misy ireo izay efa voadona tany @ fampirafesana mantsy no misaina hoe: " aleo samy ho voa fa iza irery no hahazo takaitra eto ", dia mitady namana adoboka ao @ fampirafesana izy
Tsy mety mahita consience tranquille mihitsy anie ireny mampirafy ireny , matahotra sao "tratra" foana !
82. ari.malala ( 30/06/2005 13:32)
mandrindra, ka matoa ianao mahita we lafatra noho ny ao antrano ilay vao hita de midika izany fa nanandrana tany enao de lasa mahita tsininy @ ao antrano de lesa boribory vetaveta we leo na misy tsy mety ao antrano na tsy haiko ê! fa aleo ihany le efa ao antrano satria sarotra ny miala @ mahazatra no sady hafa ihanyilay voalohany ê! :)

83. mandrindra ( 30/06/2005 14:35)
ari.malala, aiza kosa dia hoe tsy maintsy ilay voalohany ihany e. Raha zatra nisotro ron'akoho anie ianao tsisy maharatsy azy ny sopy sinoizy e.
Sady raha sendra an'ilay tselatra be toy ny nilantsahambaratra ianao mety ho voadona ihany an.
84. fijo ( 30/06/2005 21:19)
mandrindra izany ka fahendreana.
85. mandrindra ( 01/07/2005 09:21)
ka ny sakafo anie ry fijo raha tsy andramana tsy fantatra ny tsirony. Dia rehefa ratsy dia tsy miverina intsony, fa raha matsiro kosa ann, dray dray, aoka fotsiny !!
86. poupounesana ( 02/07/2005 10:04)
fa resak'inona izy ty eh : resaka fitiavana sa resaka sakafo eh!
87. dadabe ( 03/07/2005 16:37)
Mpandefa : bebeto [ Valio ] 16-06-2005 19:25:30
Lohateny : tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!
tena betsaka ny vehivavy ankehitriny ka tsy firy no vita fanambadiana ara-dalana ka tena very anjara, ka tsy tokony ho ekena ve ny fampirafesana mba ho famonjena azy ireo tsy hivaro-tena?


marina lesy zany zama a

de pounk kely jiaby aza klou e (l):°)8):P
88. yonikafopl ( 03/07/2005 17:40)
pounn resaka fitiavantsakafo aky aaa:-D
89. mandrindra ( 04/07/2005 15:40)
ie, resaka fitiavana misakafo, rehefa tsara ny baba de mazoto homana, de rehefa mahita baba manja dia manandrana ny tsirony. Dia ohatr'izay ihany ilay fitiavana.
90. yonikafopl ( 04/07/2005 22:15)
androany minana anamamy, de rapitso tsaramaso ve????
91. fijo ( 04/07/2005 22:45)
izay indrindra ary mbola hoavy aza ny ravitoto sy ny voanjobory.ny petsay sy ny hena kisoa
92. mandrindra ( 05/07/2005 08:42)
ny trondro endasina sy ny hena atono mandehandeha rà tsara iny , hmmmmm, bôna ka
93. ari.malala ( 05/07/2005 09:17)
mandrindra> mazotoa homana aza ê! :)
94. mandrindra ( 05/07/2005 12:37)
miam miamm !!! manasa e !! hmmmm
95. fijo ( 05/07/2005 23:13)
lasa izany letsy e.asi laby kely fa ao tsara
96. IDEALY ( 06/07/2005 14:32)
mba tsy ekeko kosa ny hevitr'i bebeto we hamonjena ny sipa tsy hivaro-tena
fa angaha moa rehefa tsy mahita vady de mivaro-tena ? afaka miasa mamelon-tena anie efa be ny vehivavy mianatra ka tafita ambony ary ireny mihintsy no toa tsy manambady satria variana nianatra fa tsy ho mpivaro-tena akory
ka raha te-hamporafy de antony hafa lazaina ok ?
97. fijo ( 06/07/2005 21:54)
mba hevitra ny azy iny ko.
98. bbn ( 08/08/2005 11:35)
DE AHOANA,MANAIKY VE ENAO RAHA AMPIRAFESIN'NY OLON'TIANAO AMIN'NY OLONA BOBAKA BE DE ENAO FOANA NO TRATRA FARANY,(ohatra hoe miaraka amin'ny olona bobaka be izy tontolo andro de amin'ny alina enao no miara-matory aminy?)MAMPISAINA AN?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6415