tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!
41. mandrindra
(
20/06/2005 15:48)
yonikafopl, mba omeo ary ilay fanafody fanasitranana sao dia mahasoa ny sasany :D
Raha te hifaninana kosa i mamzelkeky maninona moa ry yonikafopl, izy anie mety matanjaka be e
felampaiso, raha mamaky ny baiboly ianao, ilay fitiavana ny mena miraviravy io anie no noraran' andriamanitra tamin'i adama sy eva, dia aiza izany ilay lanjan'ny fitiavana izay lalàna tsy neken' andriamanitra ny hanaovana azy?

42. dadabe
(
20/06/2005 16:46)
oay le tara be zah nefa milay be le resaka ato
be anie ireo milokaloka amin'ny volohany hoe zah dia tsy hampirafy fa ampy ahy ianao ets ets nefa rehefa ela ny ela manao 2 eme bureau ihany ,fa amiko ny saina ihany no mitonndra io e,donk raha mamaly le fanotanianao zah de tokony ekena ara panjakana io satria be ny manao fa tsy miseho masoandro,fa:-$ raha zah klou de aleoko manao betsaka dieny tsy mbola manambady fa rehefa manambady zah de aleo iny 1 iny de ampy kle :-$:@:wink:
Mpandefa : bebeto [ Valio ] 16-06-2005 19:25:30
Lohateny : tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!
tena betsaka ny vehivavy ankehitriny ka tsy firy no vita fanambadiana ara-dalana ka tena very anjara, ka tsy tokony ho ekena ve ny fampirafesana mba ho famonjena azy ireo tsy hivaro-tena?
be anie ireo milokaloka amin'ny volohany hoe zah dia tsy hampirafy fa ampy ahy ianao ets ets nefa rehefa ela ny ela manao 2 eme bureau ihany ,fa amiko ny saina ihany no mitonndra io e,donk raha mamaly le fanotanianao zah de tokony ekena ara panjakana io satria be ny manao fa tsy miseho masoandro,fa:-$ raha zah klou de aleoko manao betsaka dieny tsy mbola manambady fa rehefa manambady zah de aleo iny 1 iny de ampy kle :-$:@:wink:
43. fijo
(
20/06/2005 23:35)
ari malala an kilalao ane io e.milay fa aza sarotiny toa an'i bebe eo.
fasaly tiako le fisainan dry ka.hummmm
le fampirafesana koa anie aratsaina hoy ny namana tato izay e.ka raha aratsaina izany,aleo ny vatana hirevy fa ny saina efa anareo ihnay ko.sa diso le virja
fasaly tiako le fisainan dry ka.hummmm
le fampirafesana koa anie aratsaina hoy ny namana tato izay e.ka raha aratsaina izany,aleo ny vatana hirevy fa ny saina efa anareo ihnay ko.sa diso le virja
44. ari.malala
(
21/06/2005 06:39)
fijo, za aza ampitgoviana @ bebe! za sarotiny maninona? miteny fts za oe tsy tiko le ampirafesina satria za tsy mampirafy de zay!
yonika, efa ela be mintsy za no nampihatra an'zay oe zay tsy tiko atao @ tenako de tsy ataoko @ olona ihany koa, misaotra iany nefa @ fampahatsiahivana. :)
yonika, efa ela be mintsy za no nampihatra an'zay oe zay tsy tiko atao @ tenako de tsy ataoko @ olona ihany koa, misaotra iany nefa @ fampahatsiahivana. :)
45. keviin
(
21/06/2005 07:28)
ary toa lhl ihany no malaza mampirafy kle misy koa anieh ny vhv mampirafy eh :-D
46. cocorie
(
21/06/2005 19:54)
Avelao hampirafy zay te hampirafy fa izay mandeha ihany anie no ho vakivaky tongotra e!
Raha hendry ianao dia ho an'ny tenanao ihany, raha mampirafy ianao dia ianao no iharany izany voalohany eo. mbola ho lava ny fiainana fa samy minjinja izay afafiny e!ho an'lisany mankafy mampirafy: misy farany avokoa ny atao rehetra fa aza endrasana vizana be vao mijanona; misy farany koa anie ny fandeferan'ny Sipa e

47. fijo
(
21/06/2005 21:07)
ari mala hita fa sarotiny ndry ko.mitovy amin'i bebeanay.
kevin samy milalao io fa aleo handeha e.fiainana fohy ity ve hoferana izay eo le
kevin samy milalao io fa aleo handeha e.fiainana fohy ity ve hoferana izay eo le
50. ari.malala
(
22/06/2005 06:07)
fijo:
ari mala hita fa sarotiny ndry ko.mitovy amin'i bebeanay.
Bebe zany ary antitra :P ko za nga antitra? :P :oops: za ary sarotiny maninona?! tena tsy azoko! :roll::roll:
51. keviin
(
22/06/2005 09:28)
fijo ka mety ho lasa mihena ihany anie raha apiana fampirafesana kle :-D
52. dadabe
(
22/06/2005 13:16)
kavin
marina lesy io ,fa ny lhl fona no toa mahazo loza kle
ary toa lhl ihany no malaza mampirafy kle misy koa anieh ny vhv mampirafy eh
marina lesy io ,fa ny lhl fona no toa mahazo loza kle
53. fijo
(
22/06/2005 20:43)
ari malala ka ndry tsy tia le lalao kiroaroa ko.mila milalao sel.
kevin,an an mampitombo andro ny firaisana ka
kevin,an an mampitombo andro ny firaisana ka
55. lalamaria
(
23/06/2005 10:02)
samy manana ny heviny daholo moa eto é ! ny fampirafesana mantsy " symptômes " ihany raha ny marina , fa ao @ fiainam-pianakaviana mihitsy anie no misy ny aretina: manana problème i dada,i neny, i zoky, i zandry, aretina efa mety elabe hatrany @ fahakely no nipoirany fa izao moa vao tena hita miharihary.Ny fanontaniana tokony hovaliana izany alohan'ny hanomezana rariny na hanomezana tsiny ny olona mampirafy dia izao : NAHOANA NY OLONA NO MAMPIRAFY ??Ilàna valiny matotra sy mazava izany fa tsy valin-teny adaladala natao hanalana azy fotsiny.
56. dadabe
(
23/06/2005 15:47)
lalamaria > fa angaha moa misy manao valiteny adaladala eto ?:-w
atomboy eo aminao aza le valiteny matotra de zahay mijery de zay vao mamaly e:D
atomboy eo aminao aza le valiteny matotra de zahay mijery de zay vao mamaly e:D
57. fijo
(
23/06/2005 20:38)
yonika ie tena maha ela velona io ka.satria miova foana ny aina ao anaty ao
59. keviin
(
24/06/2005 07:16)
fijo marina oe hihihi :lol:
dadabe marina ny hvitrareo kle atomboy avy any marina ny valiny ry lalamaria
dadabe marina ny hvitrareo kle atomboy avy any marina ny valiny ry lalamaria
60. ari.malala
(
24/06/2005 09:43)
tsy za no nametraka an le fanontaniana fa valiako oe ny olona mampirafy dia olona tia tena : tiany hoazo daolo ny rehetra ary misy aretin-tsaina : te haneho ny pouvoir de seduction oe mahazaka betsaka...