tsy aleo ve ekena @izay ny fampirafesana!
61. mandrindra
(
24/06/2005 14:30)
ari.malala, mety tsy tia tena izy fa tia hena ka.
Mety hoe noana be dia nanao kibo antsena nefa ao antrano ihany anie no mody e, dia mbola mihinana ihany avy eo na dia kelikely fotsiny aza.
Ilay hoe aretina kosa aloha tsy dia mino an'izany aho e.
Mety hoe noana be dia nanao kibo antsena nefa ao antrano ihany anie no mody e, dia mbola mihinana ihany avy eo na dia kelikely fotsiny aza.
Ilay hoe aretina kosa aloha tsy dia mino an'izany aho e.
63. mandrindra
(
27/06/2005 13:32)
fa inn no mahatonga anao hilaza an'izany ?
sa ianao no hampirafesako, sady ianao to aefa misy tompony ato an?:D
sa ianao no hampirafesako, sady ianao to aefa misy tompony ato an?:D
64. lalamaria
(
27/06/2005 13:49)
dadabe:
lalamaria > fa angaha moa misy manao valiteny adaladala eto ?:-w
atomboy eo aminao aza le valiteny matotra de zahay mijery de zay vao mamaly e:D
teto aloha mbola tsisy nanao valinteny adaladala fa eo anivon'ny fiarahamonina rehefa anontaniana dia misy mamaly toy izao:
- izay tiako no ataoko fa tsy aferanao izany !
- ianao angaha no ampirafesiko ?
- aza mifampiteniteny fa samy mpanota !
- fomban'ny lehilahy (sy vehivavy) manambola ny mampirafy
- ny tany lonaka ny angady maranitra !
- tsy ampy ahy ny ao an-trano fa aleo mitady hafa,
- tsy aleo ve mba ovaina fa i madama foana no hitako :maraina, atoandro, hariva !
-... sy ny sisa
Ny @ hoe valin-teny matotra dia samy mahay milaza izany isika raha tena vonona hitady vahaolana tokoa.
65. ari.malala
(
27/06/2005 14:23)
mandrindra:
fa inn no mahatonga anao hilaza an'izany ?
sa ianao no hampirafesako, sady ianao to aefa misy tompony ato an?:D
euh, raha fangatahana ny hampirafy ana aloha ry mandrindra dia Tsia avy hatrany no avaliko anao! miala tsiny indrindra fa ao ambonimbony ao efa misy valin-teny avy amiko oe za sady tsy mahay no tsy tia mampirafy ary tsy tia no tsy mahatanty ampirafesina!
66. mandrindra
(
27/06/2005 14:25)
ari.malala tsy fangatahana anie io fa fanontanina e, hoe inona no mahatonga anao hilaza hoe izaho anisan'ilay mampirafy e ?
67. ari.malala
(
27/06/2005 14:58)
hay v ê! an an an le fiteninao namaly an'le zvt noteneniko ê! fanontaniana ny ahy fa tsy mi affirmer za ka! :) miala tsiny raha nanohina.
68. mandrindra
(
27/06/2005 15:39)
tsy hoe voadona akory fa mba te ahalala ny antony fotsiny ka.
raha nona kosa ve ianao nefa ny lalana tsentsina be ary tsy ho tonga any antrano raha tsy afaka adiny iray sasany dia tsy mba hisakafo kely aloha raha azo atao fa hiandry ho faty noana eo, sa ahoana hoy ianao?
raha nona kosa ve ianao nefa ny lalana tsentsina be ary tsy ho tonga any antrano raha tsy afaka adiny iray sasany dia tsy mba hisakafo kely aloha raha azo atao fa hiandry ho faty noana eo, sa ahoana hoy ianao?
69. ari.malala
(
28/06/2005 05:49)
:) zay fahitanao anazy re r'i Mandrindra, fa raha za manokana aleoko ihany miaritra(raha io resaka hanoanana io no itondrana anazy) satria hafa ihany ilay any antrano sady azo antoka @ fahadiovana!
70. xxx
(
28/06/2005 10:20)
Fampirafesana !!!Lay en cachette aloha no tena matsiro e!aza atao tratra fotsiny fa tsy mahita varavarana ivoahana.Efa teo aho no niala de tsy manana intsony aho zao avy @io
71. mandrindra
(
28/06/2005 12:32)
dia tsy ihinana goûter mihitsy izany i ari.malala ? Misy biscuit ilay tsara fono ireny anie azo antoka mihitsy ny fahadiovany e!!
72. ari.malala
(
28/06/2005 13:50)
mandrindra ô! mazotoa omana fa ireny indrindra no tena betsaka ny efa lany daty! :) aleo ihany oa ny ao antrano, iny sady voakarakara tsara no madio arapahasalamana no tsy atahorana ho lany daty. :)
73. mandrindra
(
28/06/2005 14:14)
ary ahoana no ahafantaran'i ari.malala hoe efa lany daty ireny, efa nanao goûter izany ianao :D
74. fijo
(
28/06/2005 23:16)
ari malala ke le mampirafy koa anie mety be fitiavana dia zaraina e.asa aloha fa za moa mbola V ka tsy haiko loatra e
75. ari.malala
(
29/06/2005 09:43)
mandrindra> sanatria! tsy mbola ary tsy hanao gouter zany mintsy ah, fa ampy ah wa ny ao antranoko! Refa mihaino vaovao de maheno we nisy biscuit lany daty ndray ony tratra tary ê! de eo no mahalala fa we mety misy lany daty zany reny eny @ sisindalana ireny! Aleo ihany le ao antrano ê!
fijo> za alo be fitiavana fa tsy manana hozaraina @ hafa ê! 1 de 1 ihany mandrakizay.
fijo> za alo be fitiavana fa tsy manana hozaraina @ hafa ê! 1 de 1 ihany mandrakizay.
76. mandrindra
(
29/06/2005 14:32)
sendra niheno radio aho omaly dia toy izao no henoko : "matoa mbola tsy nandeha dia satria tsy mbolasendra ny tsara kokoa"
77. ari.malala
(
29/06/2005 14:36)
ho ana v le message? tsia hatrany no avaliko an'i mandrindra! matoa nekena iarahana de hita fa tsara zany! sa nareo manao anle oe ny dobo tsy hita ihany no mahamanina sy ny vao tsy manitra no ratsy fa refa tonta iray ihany? ratsy b zany! refa iny de iny no tiavina ê! raha misy ataony tsy ampy na tsy mety de tenenina izy fa tsy anjely akory izy fa mba olombelona ihany toa anao tsy tonga lafatra, noho izany tsy manaiky fampirafesana izany mihintsy i arimalala
80. mandrindra
(
30/06/2005 08:58)
ari.malala, io fehezanteny nolazaiko eo ambony io anie tsy midika hoe mandeha mitady raha toa ka misy tsy mety na sanatria ka leo e. Ny tian'ilay mpanentana nolazaina dia hoe raha sendra mifanehatra amin'ny lafatra tampoka ianao dia izay no miseho.