misy scouts ve ?

81. fijo ( 09/03/2005 23:20)
areheto ny jiro ary dia ......
82. dadabe ( 10/03/2005 03:20)
fijo>tsy jiro fa afom-pifaliana na afondasy ==>miverina manao fanekena koa ise :)
booboo>ALAIIIIIII
83. fijo ( 10/03/2005 21:21)
ka le afo io jiro lazaiko io ko.afo anie manazava e
84. yonikafopl ( 10/03/2005 21:38)
kinaoly hihih zany ve??
tena manina le afondasy marina zany kle!!
dadabe hihihihih
85. booboo ( 10/03/2005 23:56)
kinaoly>hihihi fa aiza zareo no milasy @ zany mahita télé izany @ alina ? hihihih mety ao an-tokontanin'ny MP ihany angamba e ?
86. kinaoly ( 11/03/2005 09:19)
amzao nono ry lerony refa manao lasy tselatra de mande any amny école de misy jiro sy eau courante de afaka mitonja télé, tsy ny initiative an'ny ankizy io fa an'ny mpiandraikitra :{
87. Andriambelo ( 11/03/2005 09:32)
de mampiasa fatana gaz
88. kinaoly ( 11/03/2005 09:37)
andriambelo > kozyy ve kléé
tsy haiko alou fa tamny anjonay de efa nanomboka nimenmen ny kp we mijaly hono ny zanany refa mande milasy, ny sécurité sy kaly sy sns..
89. dadabe ( 11/03/2005 11:03)
miala tsiny aho raha miteny ity a,mifona mihitsy e

t@ androko tao antsahamanitra dia efa nanabedy ny fivondronana 1er aho(FJKM andohalo protestant le miteny frantsay )satria r'izalahy ireo de tratrako nampiasa fatana gaz,sady miaingitraingitra be,de namporiatiko r'izalahy de mankahala be ahy hihihih(miala tsiny hoaaaa zah raha nanonona anarana fiangonana).
sady efa nisy nitondra le radio sy vcd portable nefa lasy no atao hihihih efa mivotra e
(l)
90. kinaoly ( 11/03/2005 11:10)
efa naheno koa za we nisy filoha tao antsahamanitra hono nomen-dry zalahy tôka :{
91. dadabe ( 11/03/2005 15:50)
kinaoly>mety efa nisy fa tsy zah alou e heheheheheh :D de ampy e
92. Mifenty ( 12/03/2005 09:30)
Nikarokaroka ny momba an'i Booboo aho de tonga teto no nefarany le. Ay ve skoto i Booboo eh.


Za ndray Mowgli tao am fivondronana ray efa voalaza etsy ambony eh.

Ny hira tiako ve? "Mowgli kalaza, namono an'i ... Maty biby be"

Refa maty aho de io hira io no hirain'ny skoto eo am-panitrihana ny fatiko refa nareo eo antokontanim-pasana iny. De asiana fihetsika an.

zay ry vahoaka afaka isany.

Ho tsara haza daholo rsé isany ah.

wajay, azfd Booboo tam le val teny an. azavaiko io an am mailaka.
93. yonikafopl ( 12/03/2005 11:06)
De inn tsony ny maha skoto azy raha izany kle!! aiza ve de hisy tele vcd gas cooker sns tssss, mivoatra marina, lasa fiainana snob fa tsy fianarana fiainana sy fihafiana tsony.
Hafa ihany ny fahiny, nahitana ambiance milay be.
94. booboo ( 12/03/2005 11:14)
lasa colonie de vacances ny farany
95. Mifenty ( 12/03/2005 11:28)
fa iza no niteny kosa oe fiafiana no atao any am scout le.

Kou raha hanapaka hazo foana ve isika.... Ny ala atsinana aza anie efa ringana eh.

Ny skoto nefa toa mba maboly hazo iany fa ny vokany no tsymisy kou.
96. yonikafopl ( 12/03/2005 12:04)
mifenty, fa ny hiadanana ve??

inona marina moa no ilana ny fanapahana ny hazo ry mifenty? voatery tsy maintsy hanapaka hazo foana ve isaky ny milasy?
97. iartistika ( 12/03/2005 12:28)
fa inona no handraoanareo sakafo rehefa milasy ry yonika?
98. booboo ( 12/03/2005 13:21)
t@ zaho mbola sampana mavo dia tadidiko cheftaines-nay mampaniraka Tily Mena hividy kitay. Dia t@ sampana Maitso indray dia kitay hita eny no noraofina fa ny koja no nila nanapaka hazo (nampianarina sady ilay gardiens n'ny parcs nilasiana no mampianatra à chaque fois). T@ niaraka t@ louveteaux indray dia charbons no natoko.
99. Mifenty ( 12/03/2005 14:10)
Yonika,

Fa le izy tsy hoe ny fiadanana na fiafiana ka. Fa izy roa mitambatra, izany hoe mba sady mahay matory ambony bozaka no mahay matory kidor éponge vitafoam kou. Mahay misakafo ambony tsihy no mahay misakafo ambony latabatra ao am hilton ohatra.

Fa le manapaka hazo io de loza ho an'ny tany ngazana mitsy kou. Raha mahay manapaka mou no sady mamboly aveo maninn. Fa sika sady tsy mahay manapaka no mamboly iany fa tsy vanona akory kou.
100. dadabe ( 12/03/2005 14:53)
mifenty >hehehehe io eny ise fa tratrako eto amizay,fa angha lah mbola mogliii fona le? gliii amizany elah fa ataovy eo.
voarain'ialahy ve klou le mailaka e? elah tsy tazana ve lesss :P :P (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8549