misy scouts ve ?
1. booboo
(
22/02/2005 11:24)
ndô zareo mbô hitafatafa ato aby zé scouts ( na tily na mpana na kiady na antily na tsy haiko aby fa refa scout fotsiny e ! / na sampana inona na sampana inona kounkou )
Misy vitsivitsy maromaro ihany kay ato @ namana fa tsy mipoitra fotsiny.
tànana havia ( na mitsofoka akihikely na tsia ) hihihihi
Misy vitsivitsy maromaro ihany kay ato @ namana fa tsy mipoitra fotsiny.
tànana havia ( na mitsofoka akihikely na tsia ) hihihihi
répondu par cielbleu le 25/07/2005 18:06
2. nirijimka
(
22/02/2005 11:45)
araha ry bandy e!
de ahoana ho'zy ialahy i? andao hitafa sy hifanapaka ahatra eto amoron'afo ary e!
fa ialahy scout taiza?
za mantsy tao @ St michel Antily XII tana taloha fa efa tranainy e!
de ahoana ho'zy ialahy i? andao hitafa sy hifanapaka ahatra eto amoron'afo ary e!
fa ialahy scout taiza?
za mantsy tao @ St michel Antily XII tana taloha fa efa tranainy e!
4. booboo
(
22/02/2005 11:58)
zà tily tao @ Cen.Ho.Soa CXLIV( hopitaly soavinandriana )tana koa taloha. Hihihi zà klou vevavy.
Inn tafatafa sy takoritsika anombohantsika azy mandra-piandry ny sasany ? ( manomana takariva aseho antsika angamba zareo hihihihihih )
Inn tafatafa sy takoritsika anombohantsika azy mandra-piandry ny sasany ? ( manomana takariva aseho antsika angamba zareo hihihihihih )
8. naritsimba
(
22/02/2005 12:51)
zà indray tsy nanao scout fa ny mpitarika sy ny mpanorina ary ny mpitandrina tao Ambohimiandra sy Andrainarivo ary ny tao @ Chapel Cen Ho Soa Soavinandriana fantatro daholo.
13. yonikafopl
(
22/02/2005 19:10)
za njay voronkely tao Ziona Manjakandriana, Mpanazava tao Andravoahangy fivavahana, sampana mena tao Ambohimasina Ambatondrazaka.
Tanana havia daholo.
Scout ndray andro, scout mandrakizay.
Hatrany hatrany, vonona! :-*
Tanana havia daholo.
Scout ndray andro, scout mandrakizay.
Hatrany hatrany, vonona! :-*
14. welie
(
22/02/2005 20:55)
Zá io vorokely tao Tranovato Faravohitra fa avy eo niala fa tsy aiko intsony hoe naninona mou...oups! Fa tena mba efa nanao lasy tany Antsirabe izahay... dia avy eo le misy hoe manala-tahotra moa sa inona tsy tadidiko.... dia tsy nataty sôka zà dia niala...zay kay le antony mou.... :lol:
15. fijo
(
22/02/2005 21:20)
za louveteau tao ambositra fa tily tany majunga.
ny resaka tsara hiantombohana dia izay mba tsiahy sy vokany ankehitriny ngamba
ny resaka tsara hiantombohana dia izay mba tsiahy sy vokany ankehitriny ngamba
16. ikaretsaka
(
23/02/2005 01:03)
za lovto tany Bira provy de nanao antily sampana manga tao @ st michel de niala fa variana nanao baolina fa tsy nandeha nivory intzony ..
de zao manao seften aty
de zao manao seften aty
17. sahary
(
23/02/2005 04:00)
za ndray zany sady mpanorina no mpitarika tao @ fiangonanay taloha de tsy nisy fotoana ntsony taty aoriana fa efa nikandra de any @ chorale sisa no manovokovoka .
De misaotra an'ise !
:arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow:
De misaotra an'ise !
:arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow:
18. Ramaso
(
23/02/2005 05:01)
St michel.. antily XII ko
fa mbola kely de niala fa kamo hivory de refa lasy iany ny mipointy de mijery fanilo mandro!
fa mbola kely de niala fa kamo hivory de refa lasy iany ny mipointy de mijery fanilo mandro!
19. bimanoa
(
23/02/2005 05:04)
Salut daholo,
zah indray 84è ( Ambohimamory ) de mbola izy aho hatramin' izao. Marina izany fa aleo tonga de hoe inona no horesahina, ny souvenir tsara indrindra sy izay nahasosotra ary ny vokatry ny fiainana skoto, s' ahoana ?

20. Ramaso
(
23/02/2005 05:10)
ny souvenira mafinaritra indrindra?
nanao lasy tany ambiatibe de
nitsikilo seoften sy fanilo mandro t@ renirano!
ny ny nahasosotra indrindra?
tratra de vosazy de nofatoran-dry zalahy teo @ lakroam-pasana.. de nahita pamosavy... fa milaaay fa tsy nanao amboniny le pams de ita be ny nonony ..
nijery nono ny tanjona de nahita nono gratosy alina tontolo fa laisany nga ahona! :lol: :-D