misy scouts ve ?

61. fijo ( 02/03/2005 22:51)
vonina raha hikaly
62. Andriambelo ( 03/03/2005 10:15)
Tsy nisy taminareo angaha le sampana mena miara-matory amin'ny cheftaine rehefa milasy fa matahotra hono ny Lovitao ?
63. booboo ( 03/03/2005 10:25)
hihihihihi lé lovitao ve no matahotra sa lé cheftaine @ zany ? Ny tao aminay manokana mbola tsisy fa fotsiny alohan'ny hatorian'dry zalahy dia mitsidika kely ny tonia sy ny MP tily hafa manao bonne nuit an-dry zalahy sy ry zahay zavavy dé zay.
64. kinaoly ( 03/03/2005 12:35)
azafady fa tara eee,
99ème vinany tempoly malala - vonona
ary vrakle be kay ato kléé :D
65. Andriambelo ( 03/03/2005 14:08)
Zà na Tily Tranainy aza angamba tsy voaray intsony. Nde hanangana fikambanana aho hoe Tily Prehistorika
Laingako 'zany e.
Maintso t@ Lasin-Jobily tany Sambiranto t@ 1974. (Sokajin-dasy faha-5). Lasy fanomanana maromaro tato aoriana. Tsy tao Antananarivo aho no nanao Tily fa betsaka ny namako tao tamin'izany.

66. hery ( 03/03/2005 15:12)
kinaoly> ialahy kou ve? hihihi... tsy mahagaga fa be sandry :-p
67. kinaoly ( 03/03/2005 17:40)
hery ntssss kôzy ve klééé
voronkely andiany hitsikitsika - lohatsokajy fotsy
mpanamaintso antoko loharano lohatsokajy fasika
mpiandraikitra mavo lovitao andiany yngainga bagheera
68. dadabe ( 04/03/2005 08:50)
tena ohatrany mahatsiaro ny fahiny le,
Andriambelo>sao kosa de tsy ny lovitao no matahottsa fa ry zalahy no mitady hamorona tetik'asa vaovao (sady misy tondro zotra ,tanjona ,zava-kendrena,faharetany ,fizotrany )
hahahahaha programa vita.
booboo>zah anie le mpanao fitsidihana kely @alina ireny eee heheheheheh tena mahatsiaro ny fahiny aho zany kle :( ,saingy indrisy efa antitra e
hery>tokony homena totem ihany koa ny namana mazoto eto hahahahahahahahahahahah :lol: (l) (l)
69. yonikafopl ( 04/03/2005 18:43)
hery an!! asio skoto serasera kou!!hihihih
fa mbola tsy misy tafiditra ary ange le namana e!!!!
70. dadabe ( 05/03/2005 07:51)
Andriambelo>ise ve zany niaraka t@ ndry chef Georges (anglikana) sy ry ry chef randria (mbola velona mou izy tamin'izany ?? ary ise anie zany tokony ho totemizena dadabe milay raha izany e,efa loholona mena be
yonika>skoto serasera ==>de ise no atao mpiandraikitra tompotoerana fa i balou (booboo)mpiandraikitra mpanampy ,i hery toniam-pivondronanana sampana SERASERA,izaho sy Andriambelo ilay mpanelanelana=Komitim-pivondronana

:( :( tena ohatrany malahelo an'ilay miady kely @pasitera sy ny ray amandrenin'ny skoto aho zany kle rehefa alohan'ny hilasy fa tsy ampy saosy hihihihihihi (l) (l) :-*
71. yonikafopl ( 05/03/2005 14:53)
dadabe hihihihhihihih, de za njay le midongidongy am Ingahy tonia hihihih
72. kinaoly ( 05/03/2005 15:34)
dadabe> hihihi, tsy zahay kou tsy avelan'i pasitera manao karataka refa ande hilasy :evil: , de raha tsy izany tsy mahazo manao lasy tselatra akoriny hono fa tsy nandalo ankatoky ny fandraisana fandihindraharaha :evil: fa
73. fijo ( 08/03/2005 21:16)
mampahatsiahy ny fahiny marina izy ity kle
74. nirijimka ( 09/03/2005 06:16)
za zany ry zalahy te hilasy any anty ala sy hanao grand jeu.
75. dadabe ( 09/03/2005 06:32)
nirijimka>lah koa angah izy?
yonika>aza midongy zany hoa fa tsy ahavitanjavatra zany ,miasa foana mba ho faly ny tonia (mba mahaiza misolelaka e)hahahahahahahahah tsy tezitra satria"mihira sy mitsiky raha sendra ny........"tohizo hoe zay mahay (l) (l)
76. booboo ( 09/03/2005 12:00)
...ny mafy ny Tily
kinaoly>ié :evil: . Dé avy teo ny Kp sasany indray no manondrana dé mbaka ny filoha koa (resaka programmes). hihihihihi
nirjimka>ny anà jeu de nuit sy feu de camp zô no tena tiakao atao.
77. kinaoly ( 09/03/2005 12:10)
ary marina ve zany we ny scout gasy amzao hono tsy manao afon-dasy tsony fa mijery télé refa @ny al ? :{
78. Andriambelo ( 09/03/2005 15:14)
===> Booboo,
"....raha sendra ny sarotra" no izy.
Miverina manao fanekena ise
79. booboo ( 09/03/2005 17:21)
:-D :-D
80. iartistika ( 09/03/2005 17:47)
Tairo ary ndao hanao jamboré eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1499