misy scouts ve ?
23. chipie1
(
23/02/2005 08:46)
nena ndray ny tena tiako de ilay manao asa soa ,mifampianatra mahandro kaly sns...
fa ny souvenir tsy tiako le ampijaliana , avoaka aminy 12 alina de asaina mande irery eny antanimbary , mande tongotra lavitra be , tena ni- abandonne za klé :twisted: :twisted: =))

24. ikaretsaka
(
23/02/2005 09:20)
tsss znay ve de maninona!
ampahafirin'ny ampitahorana sy ny milalao @ pams izany le

28. booboo
(
23/02/2005 10:00)
ramaso> :-D :-D
chipie 1>hihihihihi
Ny anà ndray ny nahafinaritra lé milalao ( jeu de nuit, grand jeu, concours techniques, rodorodo ....), mihirahira @ feu de camp reny na lé refa eny an-dalana @ randonnée sy eny ambony tômôbil, dé manomana fiches techniques-na activités hatao, mampilalao sy manentana.
Ny tena tsy tiako dé t@ zà sampana mena dé nanao rodorodo zay. Avy beeeee fôna ny orana nefa tsy navela nisolo akanjo fa tsy maintsy en tenue correcte fôôôna ( lobaka fotsy sady mikenda, jupe grise dé petsapetsa, raha mandé @ alina nefa sady mangatsiaka beeeee ). Dé ny 3ème jrs, efa sorena iny, mbola very sur 15 kms fa nisy namafa ny signe de piste. Vô maika leo beeeee fa sady ny lalana koa ireny vahy lava reny ( dé tena lava any zanyyyyyy ) nefa vô misasaka ny lalao !
Ny nampilay azy na izany aza refa mandalo mpivarotra akondro reny dé omen-jareo maromaro fôna hihihihihi ( régime akondro )

29. dadabe
(
23/02/2005 12:22)
manao ahoana daholo
booboo:merciiiii zah skoto tily tao avaratranjoma LXXXVII eme LS maintso,avy eo mena,avy eo antshamanitra azon'ise ny tiako hambara,alohan'ny nandehanana aty ivelany
tanana avie e (l)

31. yonikafopl
(
23/02/2005 19:38)
nena njay tena nahitako soa ny naha scout, satria nahitako zavatra tsara maro, tao no namolavolana ny saiko ho tia namana, tsy hanavakavaka, hahay hihafy sy hihonona amin\'izay misy,ary tsy miandry tolorana fa mihezaka mikaroka, manaja ny zoky ary miaro ny zandry.Nananako toetra sahisahy, tsy mba katahotra zany na alina na atoandro.
Ty hira ity no tena nahafinaritra ahy isaky ny milasy:
Miaainga na ratsy ny andro
zakaina tokoa ny masoandro........
..Tanora ise, avia ange.....
.. fa mahasoa tokoa tokoa ny fiainana ao an-dasy ao..

32. booboo
(
23/02/2005 19:47)
nenà lé Jungle-nay an'ny loups iny dé lé " indro fa hariva " refa alohan'ny hatory iny.
33. ikaretsaka
(
23/02/2005 20:03)
booboo> tsary mitaratra be ve zany akanjo fotsy tratran'ny orana izany yy!
Za koa kay moa XIIeme fa tsy tadidiko tsotry!
ny ahy koa ny tadidiko dia vanjan'afokasika 1 no ampiasaina handrehetana afo.. dia tsy nirehitra le izy .. de soa ihany fa 4 maso t@ zany de natao loupe ny solomaso dia nirehatra ihany!
de hatr@ zao za tsy misaraka @ loupe rehefa mandeha lavitra fa tsy hay tsy hay .
fa za ko efa tratran'io jeu de piste io tany ambanivohitr'ambositra tany de very anay de tratran'ny orana de niantran'ny tambanivohitra indraika alina.. de nangatsiaka be de izay no voalohany sady farany nisotroako toaka gasy satria samy voton-katsiaka de nomen'ilay rangahy sy ramatoa toaka aby anay rehetra fa iny no mampafana hono!
hahahaha! dozidozy kely aby nony naraina niverina tany an-dasy! sady mbola tsy afaka vazony tsara de narary andoha!

34. yonikafopl
(
23/02/2005 20:14)
ikaretsaka hihihihihih
za tadidiko tsara fa namono bibilava zahay de tratran-dry cheftaine isany, hihihihih tonga de tsy ankihetsika nasainjareo nohanina ilay bibilava, de zay no ninanako bibilava voalohany fa matsiro an!!
de nangalatra sakain'olona tany ambanivohitra tam lasy de tonga de nasaina nohanina tsy ankihetsika ilay sakay tsilandimilahy , hihihih , may nivatsavatsa tamzany .
booboo ie, le indro fa hariva iny koa tena tiako.

35. fijo
(
23/02/2005 21:00)
ny ahy ny milasy tiako foana na dia nijaly aza.
ny tsy tiako dia nifanao 500m ny lasinay ny sy mpanazava,dia hoe tsy mahazo mifandray mihintsy,nefa ny alina izahay mivoaka mandende de nahita sefo sy sefoten mirevy dia nitairiko.dia izahay telo lahy indray no bedy sy voasazy,dia nesorina folara.dia leo aho dia niala pas

36. hery
(
24/02/2005 08:33)
Misy dinika manokana izany vao nosokafana ho an'ny skoto rehetra eto amin'ny serasera dia any isika afaka mifankafantatra sy mitafa be be kokoa.
Mandehana ao amin'ny lisitry ny Dinika manokana (Dia mandraisa anjara amin'ilay dinika hoe Skoto)
Miandry anareo ao izany e...
Zah XXXVIIIe tao @ Ste Croix tamin'izy notantanan'i Sefo Nirina. Fa rava kely nandritra ny fotoana maharitra ilay izy nony maty momperanay... dia nony nitsangana taty aoriana efa tsy tafiditra intsony aho.

38. kanto1
(
24/02/2005 10:27)
Dia mirahaba antsika rehetra izay nandalo scouts izany n ytenako.
Indrindra ho an i booboo , izay nitarika ity resaka ity.
Ny tenako de sefo sampana mena na de bandy kely aza, 165eme Mandrosoa Ambohijatovo, FJKM , za mou tao de sefo na de mitovy taona amiko aza ny ankizy beaziko. Hoy ilay hira izay : Na mora na sarotra ny atao , aza kovy na malaina sanatria izay hitaraina , marobe ireo adidy miandry anao. Kanto

39. kintanala
(
24/02/2005 17:26)
dia tena zao ve ranga ty resaka ity vao hitako eeeee..
naôna doly nareo ry ise aaaaaaaaaa :°)
nahafinaritra mitsy ny namaky ny hafatrareo rehetra :D tena hahatsiarovana ny fahiny tokoa e!! :D fa sekolin'ny fiainana waa ny scoutism e !sa ahona e :wink:
mazotoa doly az...dia az adimo zay nianarana e :°)